Dans la męme rubrique

Jeneraly BĂ©ni Xavier sy Ralala Roger Samy tsara toerana ho praiminisitra

16/01/2018

Anarana jeneraly roa no re fa mety hisafidianana izay olona hapetraka eo amin’ny toeran’ny praiminisitra hisolo an’i Mahafaly Solonandrasana Olivier amin’izao fotoana izao dia ny Minisitry ny fiarovam-pirenena Rasolofonirina Béni Xavier sy ny Sekretera jeneralin’ny fiadidian’ny Repoblika Ralala Roger.

Jeneraly BĂ©ni Xavier sy Ralala Roger Samy tsara toerana ho praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Tsy vonon-kirotsaka Rajoelina…

16/01/2018

Efatra taona izay no nialan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina teo amin’ny fitondrana. Taloha sy taoriana kelin’ny nitsipahan’ny HVM azy no somary nafana fo tamin’ny resaka politika. Nangina sy tsy hita firy avy eo,

Fifidianana 2018 Tsy vonon-kirotsaka Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny CENI Hifampidinika amin’ny mpanao politika

16/01/2018

Feno ny fandaharam-potoan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI amin’ity herinandro ity, hikatsahana hatrany ny fomba rehetra hahatomombana ny fikarakarana ny fifidianana. Anisan’ny hivoitra ny fihaonan’ny filohan’ny CENI Hery Rakotomanana mivantana amin’ireo lehiben’ny antoko politika sy ireo mpanao politika mandritra ny 3

Filohan’ny CENI Hifampidinika amin’ny mpanao politika

Hamaky ny tohiny...

Asandratro ny tanindrazako Fitsarana tsy mahefa no nitsara an-dRavalomanana

16/01/2018

Nanamafy ny avy eo anivon’ny antoko Asandratro ny tanindrazako, tamin’ny alalan’ny filohany Andrianina Rajoharison, fa fitsarana tsy mahefa no nitsara ny filoha Ravalomanana tamin’ny fotoan’androny.

Asandratro ny tanindrazako Fitsarana tsy mahefa no nitsara an-dRavalomanana

Hamaky ny tohiny...

Fokontany Anosizato atsinanana II Nitombo ireo nisoratra anarana anaty lisi-pifidianana

16/01/2018

Nitombo isa ireo olona voasoratra anarana anaty lisi-pifidianana ho an’ny fokontany Anosizato Atsinanana II,

Fokontany Anosizato atsinanana II Nitombo ireo nisoratra anarana anaty lisi-pifidianana

Hamaky ny tohiny...

Didier Ratsiraka “Hisy korontana eto raha atao ny fifidianana”

15/01/2018

Natao teny Faravohitra ny faran’ny herinandro teo ny fiarahabana ny filoha mpanorina ny antoko AREMA, ny Amiraly Didier Ratsiraka.

Didier Ratsiraka “Hisy korontana eto raha atao ny fifidianana”

Hamaky ny tohiny...

Ravalomanana tany Frantsa « Mendrika ny ho sambatra ny Malagasy »

15/01/2018

Nazava ny toromariky ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana tamin’ny fifampiarahabana sy ny fifanakalozan-kevitra tamin’ny mpanohana rehetra tany Frantsa sy Eoropa natao tao Savigny ny sabotsy 13 janoary teo.

Ravalomanana tany Frantsa « Mendrika ny ho sambatra ny Malagasy »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Finoana sy politika Niadian-kevitra tao Fianarantsoa

21/12/2016

Ho fitohizan'ny famelabelaran-kevitra momba ny fanaovana politika amin'ny fomba kristianina tontosa herinandro vitsivitsy izay, dia notanterahina tao Fianarantsoa ny 16, 17 ary 18

desambra teo indray ny fisintahana masina eo amin’ny sehatra politika nokarakarain'ny vondrona “Amis de Lakroa”. 13 no nandray anjara avy amin'ny antoko sy firehana samy hafa misy ao Fianarantsoa sy manerana ny Nosy, toy ny Tiako I Madagasikara, MAPAR, Tambatra ... Noresahana nandritra ny fifanakalozan-kevitra ny fifampiankinan'ny mpitondra fivavahana sy ny fahefam-panjakana. Nandray anjara tamin'ny raharaha politika ve i Jesoa ? Nahoana no voatery nosarahana ny fahefan'ny mpanjaka sy ny ara-pinoana tany aloha tany ? Inona no tena fanaovana politika ho an'ny laika manana anjara toerana eo amin'ny raharaham-pirenena ? Ireo amin'ny ankapobeny no nanaovana serasera sy fifampitoviana eritreritra mba ho fanombohana. Nivoaka tao antin'ny adihevitra ny fanekena fa manana ny toerany ao amin'ny sehatra politika ny finoana ary tsy ratsy foana akory ny fanaovana politika. Heverina hitohy amin'ny vanim-potoanan'ny karemy ny andiany manaraka amin'ity fanentanana ity.

Nangonin’i Jean D.


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana