Dans la m麥e rubrique

Andry Rajoelina sy Ny Rado Rafalimanana Kandidan地y Arabo amin地y 2018?

16/01/2017

Samy manomana ny paikadiny amin地y fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana an段 Madagasikara aorina kely.

Andry Rajoelina sy Ny Rado Rafalimanana Kandidan地y Arabo amin地y 2018?

Hamaky ny tohiny...

Diplaomasia Malagasy Hankalaza ny faha-100 taonany

16/01/2017

Noho izao fahatrarana ny taona vaovao 2017 izao, dia tonga niarahaba ny filoha Hery Rajaonarimampianina teny amin地y lapam-panjakana Iavoloha ny avy amin地y Vondro 鼎EDS, notarihin地y

Diplaomasia Malagasy Hankalaza ny faha-100 taonany

Hamaky ny tohiny...

Fitokanana ny kianjan地y demokrasia Ho tsarovana rahampitso

16/01/2017

Ny zoma teo no tafapetraka teo anivon地y fiadidiana ny kaominin但ntananarivo Renivohitra etsy amin地y lapan地y tan瀟a Analakely ny taratasy fangatahana fahazoan-dalana voalohany hanatanteraka fotoam-pahatsiarovana ny nametrahana ny kianjan地y demokrasia eo Ambohijatovo ny talata ho avy izao manomboka amin地y 10 ora ka hatramin地y 11 ora.

Fitokanana ny kianjan地y demokrasia Ho tsarovana rahampitso

Hamaky ny tohiny...

MAPAR II sy VPM Manohana an-dRajaonarimampianina

16/01/2017

Tonga niarahaba an段 Hery Rajaonarimampianina teny Iavoloha ny Vondrona politika roa eo anivon地y Antenimieram-pirenena ny sabotsy lasa teo.

MAPAR II sy VPM Manohana an-dRajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny...

Ranjivason Jean Th駮dore ォ Fotoana hitenenana izao. サ

16/01/2017

Nandritra iny taon-dasa iny dia tsy nandrenesam-peo firy ny minisitra teo aloha, Ranjivason Jean Th駮dore, izay ao amin地y antoko Matsilo saingy saika nahitana azy kosa ny ankamaroan地y fivorian段reo vondrona politika izay nilaza azy ho tsy manaiky intsony ny zava-misy ankehitriny.

Ranjivason Jean Th駮dore ォ Fotoana hitenenana izao. サ

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana any Etazonia Nihaona tamin地y Banky Iraisam-pirenena

16/01/2017

Mbola tena atokisan地y mpiara-miasa sy ireo mpamatsy vola i Marc Ravalomanana ary mazoto hatrany izy ireo ny hiara-kiasa aminy.

Marc Ravalomanana any Etazonia Nihaona tamin地y Banky Iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Filoha Tiorka ho avy eto Madagasikara Tsy tena mazava ny anton-diany

13/01/2017

Ny sabotsy 21 janoary izao, raha tsy miova ny fandaharam-potoana, no higadona eny amin地y seranam-piaramanidina Ivato ny filoham-pirenen段 Tiorkia, Recep Tayyip Erdogan. Hiaraka amina mpandraharaha manodidina ny 300 isa izy,

Filoha Tiorka ho avy eto Madagasikara Tsy tena mazava ny anton-diany

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fifidianana tany Etazonia Mety haverina ny fanisam-bato

26/11/2016

Toy ny nitranga tamin地y taona 2000 teo amin地y fifidianana ho filoham-pirenena nifanandrinan段 Al Gore sy George Bush zanany dia ahiana ihany koa izao ny hamerenana ny fanisam-bato azon段reo mpifaninana tamin地y fifidianana filoham-pirenena amerikanina farany teo.

 Mahoraka any Etazonia izao fa mitombina ny mety ho fisiana piraty informatika nanampy ny filoham-pirenena, Donald Trump, izay avy amin’ny elatra repoblikanina ka nahatonga azy ho lany. Araka ny fampitam-baovao dia nahangona volabe nitentina 3,3 tapitrisa dolara tao anatin’ny 24 ora ny mpanohana ity filoha ity ka mety io no nahafahany nanova ny isam-bato tampoka tao amin’ireo fanjakana anisan’ny matanjaka 3 dia i Wisconsin, Michigan ary Pennsylvanie. Raha atotaly dia 4,5 tapitrisa dolara no voalaza fa voavory ka nahafahana nametraka ireo mpikirakira masinina nanao fifidianana piraty tamin’ny alalan’ny masinina elektronika. Vokany, mety ho tonga any amin’ny famerenana ny fifidianana ity raharaha ity.Nanomboka ny alin’ny 9 novambra ka mandrak’ankehitriny moa dia miha mahery vaika ny fanoherana ny fahalanian’i Donald Trump na any Etazonia na any amina firenen-kafa; ity mpanefoefo ity izay ambaran’ny rehetra fa mpanavakava-bolon-koditra no sady olona manohitra ny fanatontoloana sy ny rafitra mahazatra nisy hatrizay ary mety tena hanova ny tantaran’i Etazonia sy ny an’izao tontolo izao mihitsy raha izy marina no lasa filoha.

Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana