Dans la m麥e rubrique

Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

24/01/2017

Mampikaikaika vahoaka, indrindra fa ny tantsaha mpamokatra amin地y Faritra maro ny tsy fisian地y orana eto amintsika amin段zao fotoana izao.

Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

Hamaky ny tohiny...

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidian段 Dada

24/01/2017

Manomana ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo antoko politika mivonona amin地y fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika. Samy manana ny paikadiny izy ireo amin段zany.

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidian段 Dada

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho amin地y fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

24/01/2017

Hitondra fanavotana sa fandetehana ny firenena ny fahatongavan地y filoham-pirenena tiorka eto ?

Dinika ho amin地y fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

Hamaky ny tohiny...

Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

24/01/2017

Higadona anio alina eto Madagasikara ny filoha Tiorka Recep Tayyip Erdoğan, izay hanao fitsidihana eto amintsika mandritry ny 2 andro.

Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

Hamaky ny tohiny...

fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

24/01/2017

Mandeha be ny feo ankehitriny fa hotanterahina amin地y faran地y volana janoary ho avy izao raha ela indrindra ny fanovana ireo mpikambana eo anivon地y governemanta.

fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

Hamaky ny tohiny...

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

23/01/2017

Nafonja ny hafatry ny praiminisitra lehiben地y governemanta, Mahafaly Olivier Solonandrasana, ho an段reo kristianina FJKM sy izay rehetra nanotrona ny ivon地y fankalazana ny faha-150 taona nitokanana ny FJKM tranovato Ambatonakanga omaly.

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidina Ivato Fefen地y tandapa ny tan瀟a

23/01/2017

Miteraka fimenomenonana amin段reo kaompania tsy miankina sy mpandraharaha miasa eny amin地y seranam-piaramanidina Ivato ny famefena toerana malalaka amin地y ilany andrefan地y faritry ny seranana.

Seranam-piaramanidina Ivato Fefen地y tandapa ny tan瀟a

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fifidianana 2018 Mandrafitra ekipa i Dada

29/12/2016

Nihaona nandritra ny ora vitsy teny Faravohitra omaly Atoa isany Marc Ravalomanana sy Yvan Andrianasandratriniony.

Ity farany moa izay mipetraka any Etazonia ankehitriny dia anisan’ireo mpiara-miasa tena akaiky an’i Marc Ravalomanana nanomboka tany amin’ny Tiko ka hatramin’izy nitantana ny firenena. Filohan’ny antenimierandoholona i Yvan Andrianasandratriniony tamin’ny 2009 nisian’ny fanonganam-panjakana, efa minisitry ny fanajariana ny tany. Efa nandalo tao amin’ny minisiteran’ny fambolena ihany koa izy ary efa nitana ny toeran’ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara. Mialoha izay dia izy no nitantana ireo haino aman-jery natsangan’i Marc Ravalomanana dia ny Radio Mada sy ny MBS. Tsy nisy nipika ny resaka nifanaovan’ny roa tonta. Ny azo antoka dia mbola mifandray amin’ireo mpiara-miasa taminy fony izy ben’ny tanàna sy ny filoham-pirenena i Marc Ravalomanana  na eto an-toerana na any ivelany ireo olona ireo. Ny tsiliantsofina re raha tonga ny fotoana hiverenan’i Dada indray eo amin’ny fitantanana ny firenena dia mbola vonona ny hiara-kiasa aminy ireto mpiara-miasa aminy fahiny ireto. Tsy resaka olona fa tena firenena sy fandaharan’asam-pampandrosoana ny an’i Marc Ravalomanana sy ny antoko Tiako i Madagasikara. Na ny mpanara-dia azy na ireo fatra-panakiana dia samy mahatsapa fa mitombina ary ilain’ny firenena ny vina nananan’i Dada 15 taona lasa izay dia ny hoe :  « amboary ny lalana manerana an’i Madagasikara ». Tsy olon’ny resaka ambony latabatra fotsiny i Marc Ravalomanana fa tia mifangaro amin’ny vahoaka sy ny mitety ireo faritra maro samihafa eto amin’ny nosy mba hahafantarany ny zava-misy marina. Hainy ny miresaka sy mifanerasera aman’olona ary hitam-poko hitam-pirenena fa tena mbola mahaliana ny olona hatrany izy sy ny zavatra ambarany. Tonga nijery ny zava-misy teny Analakely niaraka tamin’ny vahoakan’Antananarivo omaly Atoa Ravalomanana ary nandray anjara tamin’ireo karazana lalao sy fialamboly nisy teny sady nitafa mivantana tamin’ireo olona sendra azy koa.

RTT

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana