Dans la m麥e rubrique

JIRAMA Voadaka ny Tale Jeneraly

20/01/2017

Efa mamay be ny toe-draharaha, mahery vaika ny fimenomenomana sy ny hatezerana koa dia tsy maintsy nanapa-kevitra ny fitondram-panjakana ka natao sorona sy nesorina ny tale jeneralin地y Jirama Nestor Razafindroriaka.

JIRAMA Voadaka ny Tale Jeneraly

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mbola tena akaikin'ny Amerikanina

20/01/2017

Hotanterahina anio ny fianianan地y Filoha Amerikanina vaovao Donald Trump, ka anisan地y miatrika izany ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana Mbola tena akaikin'ny Amerikanina

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

18/01/2017

Mivezivezy ao New York sy Washington DC ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana amin地y diany any Etazonia.

Marc Ravalomanana Mikaroka mpiara-miasa any Etazonia

Hamaky ny tohiny...

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

18/01/2017

Efa nampoizina ihany fa ho rakotra Emmoreg indray ny ivelan地y kianjan但mbohijatovo omaly taorian地y nahenoana fa tsy nangataka alalana eny anivon地y prefektioran但ntananarivo ry zareo mpikambana ao anatin段lay hetsika politika rodoben地y malagasy tia tanindrazana ho amin地y fanorenana na ny RMTF.

Hetsika teny Ambohijatovo Ny Emmoreg no maro an'isa

Hamaky ny tohiny...

Depiote Brunel ォ Misy rafitra manimba tontolo iainana eto サ

18/01/2017

Rehefa tonga ny volana septambra sy oktobra ka manaraka iny lalam-pirenena voalohany, faharoa, faha-44 ary faha-4 iny isika, hoy ny depiote Brunel Razafitsiandraofa, dia mahita doro tanety.

Depiote Brunel ォ Misy rafitra manimba tontolo iainana eto サ

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

18/01/2017

Tanteraka ny marainan地y talata 17 janoary teo, teny amin地y Lapan段 Tsimbazaza,

Antenimieram-pirenena Hanova fomba fiasa

Hamaky ny tohiny...

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao amin段lay volan地y CLD

18/01/2017

Manomboka ny fanatanterahana ny asa avy amin段lay vola 200 tapitrisa Ariary isaky ny Distrika, avy amin地y fanjakana, hanatanterahana asa eny ifotony araka ny voarakitra ao amin'ny lal瀟a mifehy ny tetibola taona 2016.

Me Razafimanantsoa Hanitriniaina Nanara-maso ny asa hatao amin段lay volan地y CLD

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fanovana governemanta Roland Ratsiraka no voalohany ?

09/01/2017

Misoko miadana ny kajikajy isan-karazany amin地y fifidianana amin地y taona 2018. Mivoaka tsikelikely ny resaka amin地y ho firotsahan段 Roland Ratsiraka,

 ary voalaza fa misy vondrona firenena vahiny matanjaka ao ambadiky ny firotsahany, ka anisan’ny mivoy ny tsy hirotsahan’ireo kandida matanjaka amin’ny alalan’ilay “ni...ni…” ireo vondrona mpanohana ireo. Tsikaritra ho ratsy fifandraisana amin’ny HVM ny tenany ankehitriny ary efa manomana tsikelikely ny lalan-kivoahany ao anatin’izao fitondrana izao. Mivoaka ihany koa ny vaovao fa hisy ny fanovana ny mpikamban’ny governemanta ato ho ato, ka minisitra 20 no mety hiala amin’ny toerany ary ireo tena olona akaiky ny filoha, izany hoe ho HVM hiringiriny no handrafitra izany, ka anisan’ireo hodakana i Roland Ratsiraka. Olona nanenjika izao fitondrana izao ny tenany tamin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2013, ary tsy ananan’ny HVM fitokisana feno fa setrin’ny fanohanana an-dRajaonarimampianina nandritra ny fihodinana faharoan’ny fifidianana no nampidirana azy tao. Efa nilaza ho manana dosie mikasika ny afera maloton’i Hery Rajaonarimampianina sy ny fanjakana izy saingy nangina hatreto, rehefa tafiditra tanaty fitondrana. Ho sahin’ity mpanao politika ity ve ny hamotsipotsitra ny afera maloto nisy nandritra ny 3 taona nitondran-dRajaonarimampianina sy hamoaka amin’izay ilay nambara ho dosie maloto tamin’ny taona 2013 ? Mitifitra lanitra mba hahavoazana tendrombohitra amin’ny fivarotana vato ho takalon’ny seza toy ny tamin’ny 2013 ve ny tenany sa efa tena vonona ny handrombaka fahefana sy hifanandrina amin’ireo kandida azo hambara fa manana herijika kokoa noho izy ? Malaza ho tompon’ny afera izy ankehitriny ary re fa efa vonona amin’ny hoenti-manana amin’ny fifidianana noho ny vola efa voaangony. Voalaza ihany koa fa manana fahatokisan-tena noho ny fianteherany fatratra amin’ireo vondrona firenena maromaro handrotsaka azy sy miketrika ny fisakanana ireo mpifaninana hafa atahorana izy.

Toky R.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana