Dans la mÍme rubrique

Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

24/01/2017

Mampikaikaika vahoaka, indrindra fa ny tantsaha mpamokatra aminíny Faritra maro ny tsy fisianíny orana eto amintsika aminíizao fotoana izao.

Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

Hamaky ny tohiny...

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidianíi Dada

24/01/2017

Manomana ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo antoko politika mivonona aminíny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika. Samy manana ny paikadiny izy ireo aminíizany.

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidianíi Dada

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho aminíny fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

24/01/2017

Hitondra fanavotana sa fandetehana ny firenena ny fahatongavaníny filoham-pirenena tiorka eto ?

Dinika ho aminíny fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

Hamaky ny tohiny...

Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

24/01/2017

Higadona anio alina eto Madagasikara ny filoha Tiorka Recep Tayyip Erdoğan, izay hanao fitsidihana eto amintsika mandritry ny 2 andro.

Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

Hamaky ny tohiny...

fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

24/01/2017

Mandeha be ny feo ankehitriny fa hotanterahina aminíny faraníny volana janoary ho avy izao raha ela indrindra ny fanovana ireo mpikambana eo anivoníny governemanta.

fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

Hamaky ny tohiny...

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

23/01/2017

Nafonja ny hafatry ny praiminisitra lehibeníny governemanta, Mahafaly Olivier Solonandrasana, ho aníireo kristianina FJKM sy izay rehetra nanotrona ny ivoníny fankalazana ny faha-150 taona nitokanana ny FJKM tranovato Ambatonakanga omaly.

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidina Ivato Fefeníny tandapa ny tanŗna

23/01/2017

Miteraka fimenomenonana aminíireo kaompania tsy miankina sy mpandraharaha miasa eny aminíny seranam-piaramanidina Ivato ny famefena toerana malalaka aminíny ilany andrefaníny faritry ny seranana.

Seranam-piaramanidina Ivato Fefeníny tandapa ny tanŗna

Hamaky ny tohiny...


Politique

Faniry Alban Rakotoarisoa na ďGangstababĒ Niala tao aminíny ę Mitsangana Ry Malagasy Ľ

28/11/2016

Niala tsy ho ao anatiníny hetsika ę Mitsangana Ry Malagasy Ľ na MRM intsony ny Antoko Politika Madio (APM) tarihiníi Faniry Alban Rakotoarisoa na Gangstabab.

 Tao anatin’ny volana maromaro nitsanganan’ny hetsika dia natahorana ny fandriampahalemana mety hisian’ny famonoana sy fikasihan-tanana, fampidirana am-ponja sy fandrahonana samihafa mianjady amin’ny mpikambana ao anatin’ny hetsika “Mitsangana ry Malagasy”, raha ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny atoko tao amin’ny pejy « facebook ». Sarotra ny fifampifehezana anaty vondrona goavana sy antoko samy manana ny firehan-kevitra politika, saingy niezaka hatrany ny APM nanaja ny fitsipika nitondrana ny hetsika, nisolotena ny madinika, nijoro ho aro fanina ary sahy miteny ireo zavatra tsy mety. Hatramin’izao anefa dia mahatsapa izy ireo fa sakanana amin’ny fomba rehetra ny hetsika izay nokasaina natao sy mbola hatao. Resy ny demokrasia, ary resy ny fahalalahan’ny fanehoan-kevitra fa fitondram-panjakana “Adala Matanjaka” no misy eto, raha ny fahitan’izy ireo azy. Rehefa mangataka alalana ny MRM dia tsy nomena ary nopotehina hatramin’ny fitaovana. Rehefa tsy mangataka alalana ny MRM dia rahonana, ka amin’ny maha olombelona ny mpikambana dia milaza ny tsy hamono tena izy fa atody miady amam-bato ary nametraka ny fialan-tsininy amin’ny mpikambana rehetra tao anatin’ny hetsika. Misokatra hatrany amin’ny adihevitra kosa ny antoko ary tsy maka fahavalo amin’ireo namana rehetra. Maro ny fandaharam-potoanan’ny antoko, anisan’izany ny filankevi-paritra any Mahajanga ny sabotsy 3 desambra izao.
Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana