Dans la męme rubrique

Raharaha Houcine Arfa Mikorapaka ny fanjakana, tsy taitra ny Frantsay

17/01/2018

Afa-baraka tanteraka ny fanjakana Malagasy, tarihin-dRajaonarimampianiana tamin’ilay ampamoaka goavana nataon’i Houcine Arfa, nilazany fa nanome 70 000 euros ho an’ny minisitry ny fitsarana izy ary 30 000 euros hafa ho an’ny “procureur” ho saran’ny fanafahana azy.

Raharaha Houcine Arfa Mikorapaka ny fanjakana, tsy taitra ny Frantsay

Hamaky ny tohiny...

Faminganana an-dRavalomanana Niainga tany amin’ny kaominina mankany amin’ny boriborintany

17/01/2018

Efa tamin’ny taona 2017 no niharan’ny antsojay hatrany ireo mpanara-dia ny antoko Tiako i Madagasikara sy ny filoha mpanorina azy, Marc Ravalomanana.

Faminganana an-dRavalomanana Niainga tany amin’ny kaominina mankany amin’ny boriborintany

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly BĂ©ni Xavier sy Ralala Roger Samy tsara toerana ho praiminisitra

17/01/2018

Anarana jeneraly roa no re fa mety hisafidianana izay olona hapetraka eo amin’ny toeran’ny praiminisitra hisolo an’i Mahafaly Solonandrasana Olivier amin’izao fotoana dia ny minisitry ny fiarovam-pirenena Rasolofonirina Béni Xavier sy ny Sekretera jeneralin’ny fiadidian’ny Repoblika Ralala Roger.

Jeneraly BĂ©ni Xavier sy Ralala Roger Samy tsara toerana ho praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Korontana eto amin’ny firenena Velon’ahiahy ihany koa ny CFM

17/01/2018

Namoaka fanambarana tetsy amin’ny biraony etsy Ampefiloha omaly ny avy eo anivon’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM, tarihin’ny filohany Maka Alphonse.

Korontana eto amin’ny firenena Velon’ahiahy ihany koa ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Tsy vonon-kirotsaka Rajoelina…

16/01/2018

Efatra taona izay no nialan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina teo amin’ny fitondrana. Taloha sy taoriana kelin’ny nitsipahan’ny HVM azy no somary nafana fo tamin’ny resaka politika. Nangina sy tsy hita firy avy eo,

Fifidianana 2018 Tsy vonon-kirotsaka Rajoelina…

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny CENI Hifampidinika amin’ny mpanao politika

16/01/2018

Feno ny fandaharam-potoan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI amin’ity herinandro ity, hikatsahana hatrany ny fomba rehetra hahatomombana ny fikarakarana ny fifidianana. Anisan’ny hivoitra ny fihaonan’ny filohan’ny CENI Hery Rakotomanana mivantana amin’ireo lehiben’ny antoko politika sy ireo mpanao politika mandritra ny 3

Filohan’ny CENI Hifampidinika amin’ny mpanao politika

Hamaky ny tohiny...

Asandratro ny tanindrazako Fitsarana tsy mahefa no nitsara an-dRavalomanana

16/01/2018

Nanamafy ny avy eo anivon’ny antoko Asandratro ny tanindrazako, tamin’ny alalan’ny filohany Andrianina Rajoharison, fa fitsarana tsy mahefa no nitsara ny filoha Ravalomanana tamin’ny fotoan’androny.

Asandratro ny tanindrazako Fitsarana tsy mahefa no nitsara an-dRavalomanana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Didier Ratsiraka Andrasana any Toliara

17/11/2016

Taorian’i Fianarantsoa dia i Toliara no tanŕna faha-5 hampiantrano ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny antoko Arema.

 

 Toy ny tany amin’ireo Faritany efa nanatanterahana azy dia fampirantiana sary, mirakitra ny tantaram-piainan’ny Amiraly Didier Ratsiraka, filoha mpanorina ny antoko hatramin’ny fahazazany ka hatramin’izy teo amin’ny fitondrana ary ireo zava-bitany ao Toliara no hisantarana izany, ny fiandohan’ny volana desambra. Ny 9 sy 10 desambra kosa no tena votoatin’ny fankalazana. Ho avy any Toliara ny amiraly Didier Ratsiraka  filoha mpanorina ny antoko amin’io. Io ihany koa no fotoana voalohany hihaonany sy hifampikasohany amin’ny vahoakan’i Toliara, taorian’ny niverenany an-tanindrazana tamin’ny 24 novambra 2011. Nanao fanambarana miendrika ampamoaka hatrany ny Amiraly Didier Ratsiraka tamin’ireo toerana rehetra notsidihiny. Inona no hambarany ao Toliara amin'io 9 sy 10 desambra 2016 io ? Hisintaka amin’ny sehatra politika amin’izay ka hampita ny fanilo amin’ny tanora Arema ?

Jean D.


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana