Dans la mÍme rubrique

Governemanta Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Araka ny loharanom-baovao iray, dia tsy mifankahazo ny minisitra miisa 3 ao anaty governemanta, kanefa samy oloníny HVM avokoa.

Governemanta Miady an-trano ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

17/02/2017

Nandritry ny fifampiarahabaníny antoko politika Marina teny aminíny villa verte Ambatomirahavavy no nanaovany fanambarana miezinezina omaly,

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

Hamaky ny tohiny...

Fanamelohana aníi Lylison Foano hoy, ny Mapar

17/02/2017

Tsy ara-dalŗna fa tsy nahazoaníny voapanga na ny mpisolovavany fampiantsoana akory ny nanaovana ny fitsarana ny Loholoníi Madagascar, Lilyson Renť de Rolland, hoy ny vondrona Mapar nivoaka taminíny fahanginany omaly teny Ambodivona.

Fanamelohana aníi Lylison Foano hoy, ny Mapar

Hamaky ny tohiny...

Didy mikasika aníi Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

17/02/2017

Anisaníireo mpanao politika naneho ny heviny mikasika ilay didim-pitsarana mikasika ny fisamborana ny loholona Lilyson ihany koa ny filohaníny dinika fanavotam-pirenena (DFP),

Didy mikasika aníi Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

17/02/2017

Fantatra fa tafatsangana koa ireo Distim any Betioky Atsimo tarihaníAtoa Alphonse, sy any Ankazoabo Atsimo tarihaníAtoa Mamy Benoit ary ny any Beroroha tarihaníAtoa Velonay Rťmi,

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

17/02/2017

Nivoaka ny resaka aminíny fisianíny fitantanam-bola tsy mazava aminíny antenimierandoholona, ary misy mihitsy ny mivoy ny hanaovana grevy manoloana ny tsy fisianíny mangarahara.

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

Hamaky ny tohiny...

Amoroníi Mania Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Mitsingilahila ny toeraníny lehibeníny Faritra Amoroníi Mania. Mahoraka ao Ambositra renivohitry ny faritra tato anatiníny herinandro teo izay fa misy mikononkonona hanala aminíny toerany ny Administratera sivily Rakotomanankiafarana Tsimihonoraibe JoŽl, lehibeníny Faritra am-perinasa, ary avy ao aminíny HVM ihany no miketrika izany.

Amoroníi Mania Miady an-trano ny HVM

Hamaky ny tohiny...


Politique

Dada sy Neny Enjehina vao mainka mamiratra

15/11/2016

Tsy takona afenina ny antsojay mahazo ny fianakaviana Ravalomanana izay misy ambadika politika avokoa.

Nalaina ny tanin’ny Tiko eny Andohatapenaka ary nomena ny orinasa Frantsay Total kanefa ninia nangina i Marc Ravalomanana hatramin’izao. Nanirahana miaramila mirongo fiadiana teny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, toeram-piasan-dRtoa Lalao Ravalomanana saingy nisafidy ny tsy hampiaka-peo ny ben’ny tanàna sy i Marc Ravalomanana vadiny sady mpanolotsaina manokana. Tsy tia korontana i Marc Ravalomanana sy ny fianakaviany ka miezaka mandefitra hatrany amin’ny antsojay mahazo azy ireo. Arakaraka ny fahanginany anefa no toa vao mainka maharomotra ireo mpisopatra ka kotrehina avokoa izay zavatra rehetra hamotehana sy hanosoram-potaka azy ireo toy ny kajy maloto hanalana ny ben’ny tanàna hahafaha-mametraka PDS. Atahorana amin’ny lafiny rehetra i Marc Ravalomanana ka hatao izay hahaleo monina azy eto Madagasikara. Atokisan’ny vondrona iraisam-pirenena anefa izy ary ampy traikefa amin’ny fandresen-dahatra ny mpamatsy vola ka mahazo avara-patana hatrany. Ny vahoaka ihany koa eo hatrany manohana ka n’aiza n’aiza aleha dia hipoka olona avokoa. Miombom-po amin-dRavalomanana mianakavy hatrany ny Malagasy maro ka vao mainka mitombo hery sy mamiratra hatrany izy ireo na maro aza ny antsojay.


Toky R.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana