Dans la m麥e rubrique

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

24/03/2017

Tsy azo ekena ny don-tandroka isaky ny mihetsika sy ny fampiesonana. Nifanarahana tany am-boalohany fa ajanona ny hetsiky ny zanak段 Dada ao amn地y Magro Behoririka,

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

24/03/2017

Mihantsy ady, miteniteny foana no anton-draharahan地y filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin段zao fotoana.

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

24/03/2017

Tsy naneho hevitra elaela mikasika ny raharaham-pirenena noho ny tsy fahasalamana ny filohan地y hetsika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo na i Doudou, raha ny fanazavana nomeny omaly teny amin地y fonenany eny Ambohipo.

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

23/03/2017

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny antoko Tambatra, tarihin段 Pety Rakotoniaina.

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

21/03/2017

Saika miresaka sy manaratsy an段 Marc Ravalomanana avokoa ireo haino aman-jery mpomba ny mpitondra sy ny mpanongam-panjakana tamin地y taona 2009 amin段zao fotoana izao.

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

Hamaky ny tohiny...

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

21/03/2017

Niteraka resabe teto an-drenivohitra ny tsy nahitana an段reo mari-pamantarana ireo kaominina Antananarivo Renivohitra toy ny saina, fitomboka

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

20/03/2017

Naseho voalohany tany Copenhague-Danemark ny sabotsy 18 martsa teo ilay horonantsary ォ Return of a president.. サ,

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

Hamaky ny tohiny...


Politique

Baomba teny Mahamasina Hafenina ny tena marina

14/11/2016

Nitsingerina omaly ny 13 novambra nisian地y asa fampihorohoroana mahatsiravina tany Parisy, izay nahafatesana olona 130 sy naharatrana 413 nandritra ny fampisehoan地y tarika Amerikanina Eagles of Death Metal tao Bataclan sy tamina toerana 4 hafa.

Nandritra io fotoana io ihany koa ny nisian’ny lalao ara-pirahalahiana eo amin’ny taranja baolina kitra tao amin’ny Stade de France, izay nifanandrinan’i Frantsa sy Alemana ka anisan’ny nijery izany ny filoha François Hollande. Tsy tafiditra tao kosa anefa ireo mpampihorohoro avy amin’ny fanjakana islamika izay voalaza fa nikotrika izany. Nandritra ny fankalazana io tsingerin-taona io omaly no nitokanana tsangambato fahatsiarovana miisa 5 tao Paris ka nitarika ny Filoha François Hollande. Mandrak’ankehitriny, mbola mitohy ny fikarohana ireo tompon’antoka tamin’iny asa fampihororohoroana iny na dia efa maro aza ny voasambotra.

Nampanginina ny raharaha ?

Noraisin’ny fanjakana an-tanana ny fikarakarana ireo tra-doza nandritra iny asa fampihorohoroana iny, indrindra fa ny fitsaboana ara-tsaina sy ara-moraly noho ny dona nahazo ireo olona marobe, hatramin’izao herintaona aty aoriana izao. Tsy mba toy izany kosa ny teto amintsika. Enim-bolana lasa izay, nandritra ny fotoana fankalazana ny fetim-pirenena no nisian’ny asa fampihorohoroana izay nahafatesana olona 2 sy naharatrana 84 hafa teny Mahamasina. Tsy nisy na iray minitra aza natokana ho fisaonam-pirenena. Tsy mbola nisy olona na iray aza voasambotra fa ny tranon’ireo olona maty indray no natao savahao. Ambetin-tenin’ireo tompon’andraikitra ny hoe efa mandeha ny fanadihadiana dia mijanona hatreo ihany. Nambara aza moa fa mety efa tafaporitsaka any ivelany ny tompon’antoka. Inona no tsy hamoahana ny anarany sy hanaovana didy fampisamborana iraisam-pirenena ? Toa hafenina ny marina na tsy mbola fantatra akory fa resabe sy fampandriana adrisa no betsaka.


Toky R.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana