Dans la m麥e rubrique

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

24/03/2017

Tsy azo ekena ny don-tandroka isaky ny mihetsika sy ny fampiesonana. Nifanarahana tany am-boalohany fa ajanona ny hetsiky ny zanak段 Dada ao amn地y Magro Behoririka,

Hetsiky ny MAGRO Amin地y sabotsy ny fotoana

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

24/03/2017

Mihantsy ady, miteniteny foana no anton-draharahan地y filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin段zao fotoana.

Hery Rajaonarimampianina Lany henatra tanteraka ?

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

24/03/2017

Tsy naneho hevitra elaela mikasika ny raharaham-pirenena noho ny tsy fahasalamana ny filohan地y hetsika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo na i Doudou, raha ny fanazavana nomeny omaly teny amin地y fonenany eny Ambohipo.

Minisitry ny atitany Tokony hosaziana, hoy i Doudou

Hamaky ny tohiny...

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

23/03/2017

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny antoko Tambatra, tarihin段 Pety Rakotoniaina.

Antoko Tambatra 溺ila ovaina ny lal瀘panorenana

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

21/03/2017

Saika miresaka sy manaratsy an段 Marc Ravalomanana avokoa ireo haino aman-jery mpomba ny mpitondra sy ny mpanongam-panjakana tamin地y taona 2009 amin段zao fotoana izao.

Marc Ravalomanana Mitsoka ny rivo-pandresena

Hamaky ny tohiny...

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

21/03/2017

Niteraka resabe teto an-drenivohitra ny tsy nahitana an段reo mari-pamantarana ireo kaominina Antananarivo Renivohitra toy ny saina, fitomboka

CUA sy sefom-pokontany Nampitovy tadin-dokanga

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

20/03/2017

Naseho voalohany tany Copenhague-Danemark ny sabotsy 18 martsa teo ilay horonantsary ォ Return of a president.. サ,

Marc Ravalomanana Manetsika ny 泥iaspora Malagasy any Eoropa

Hamaky ny tohiny...


Politique

Antoko AKFM Manohitra ny fitondrana mpivarotra tanindrazana

14/11/2016

Nankalazaina teny amin地y foibeny teny Andrahavoahangy ambony ny sabotsy 10 novambra teo ny faha-58 taona nijoroan地y Ankoton地y Kongresin地y Fahaleovantenan段 Madagasikara na ny AKFM.

Nandritra io fotoana io no nanehoan’ny antoko ny heviny momba ny raharaham-pirenena ka nilazan’ny filohany Rakotomanga Eric fa manohitra ny fitondrana izy ireo. Tsy eken’ny antoko ny fivarotana tanindrazana ataon’ny mpitondra ankehitriny, raha ny fanehoan-keviny. Toherin’ny antoko ihany koa ny politika ampiharin’ny frantsay eto dia ilay antsoina hoe « France-Afrique » izay mbola endriky ny fanjanahantany. Ny vazaha no mibaiko sy mandidy fa tsy afaka ny hamolavola izay paikadim-pampandrosoana mety amintsika isika raha jerena amin’ny zava-misy. Ambaran’ny AKFM fa programa no tokony hapetraka fa tsy olona amin’ny fampandrosoana ny firenena ka nilazan’izy ireo fa efa vonona ny azy ny programa hoenti-manarina ny firenena fa ny fifidianana hametrahana izay olona hanatanteraka izany sisa andrasana. Isan’ny antoko efa tranainy ity antoko ity ary maneho fa teo foana tamin’ny fivoaran’ny raharaham-pirenena. Somary takona ihany ity antoko ity na dia efa isan’ny ela nijoroana ihany aza ary anisan’ny vavolombelon’ny tantaram-pirenena. Tsy hay na ny foto-kevitra no tsy takatry ny olona na ny serasera no tsy ampy ka mila hatsaraina.

 

Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana