Dans la m麥e rubrique

Tiako I Madagasikara Vonona hiara-kiasa amin地y rehetra

22/05/2017

Taorian地y nahatongavan地y filoha teo aloha Marc Ravalomanana avy any Eoropa sy nandraisany ireo solotenan地y SADC teny Ambohitsorohitra, dia nitsidika an段 Mahjanga izy sy ny vadiny niatrika ny fivorian地y synodan地y Fiangonana FJKM any amin地y faritra Boeny ny faran地y herinandro teo.

Tiako I Madagasikara Vonona hiara-kiasa amin地y rehetra

Hamaky ny tohiny...

Antoko Maitso Hasin段 Madagasikara Mbola misy ny fanantenana, hoy Alexandre Georget

22/05/2017

Raha mbola misy ny Maitso, mbola misy ny fanantenana, hoy Atoa Georget Alexandre filohan地y antoko politika Maitso Hasin段

Antoko Maitso Hasin段 Madagasikara Mbola misy ny fanantenana, hoy Alexandre Georget

Hamaky ny tohiny...

Fanesorana ny praiminisitra Lasa gidragidra ao an-dapa

22/05/2017

Efa mampizarazara ny samy olon地y HVM ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasa Olivier amin段zao fotoana izao.

Fanesorana ny praiminisitra Lasa gidragidra ao an-dapa

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Baiko midina ny nandaniana azy

20/05/2017

Tsy voatery ho mahay lal瀟a na mahafehy ny fomba fandanian-dal瀟a avokoa ireo solombavambahoaka na loholona lany eny anivon地y parlemanta, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa.

Fampihavanam-pirenena Baiko midina ny nandaniana azy

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Ialan地y ekipany tsimoramora

20/05/2017

An-dalam-paharendrehana ny sambo ka manomboka ialan地y namany i Hery Rajaonarimampianina amin段zao fotoana.

Hery Rajaonarimampianina Ialan地y ekipany tsimoramora

Hamaky ny tohiny...

Adin地y SMM sy ny governemanta Nandamin-dresaka ny praiminisitra

20/05/2017

Niteraka tsy fifankahazoana lalina teo amin地y fitsarana sy ny governemanta ny fanambarana nataon地y praiminisitra,

Adin地y SMM sy ny governemanta Nandamin-dresaka ny praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho fanavotam-pirenena (DFP) Mitaky ny hisamborana ny praiminisitra

19/05/2017

Tsy mety tonga ao amin地y minisiteran地y atitany tarihin地y praiminisitra Solonandrasana Mahafaly mihitsy ny fanadihadiana mikasika ireo raharaha misaringotra amina fanodinkodinana tsenam-panjakana hatreto, hoy ry zareo avy eo anivon地y dinika ho fanavotam-pirenena na DFP.

Dinika ho fanavotam-pirenena (DFP) Mitaky ny hisamborana ny praiminisitra

Hamaky ny tohiny...


Politique

Afaka i Augustin Andriamananoro Taraiky i Alain Ramaroson

28/12/2016

Afaka ihany ! Nivoaka omaly ny didim-pitsarana ka afaka madiodio sy noho ny fisalasalana i Augustin Andriamananoro tamin'ny vesatra miisa telo nanenjehana azy.


 Sazy mihantona telo volana an-tranomaizina kosa no azony noho ny fitarihana olona hidina an-dalambe. Milaza ho tsy afa-po kosa ny mpisolovava azy dia i Haja Rakotoson, ka mbola hifampidinihina ny zavatra hataon’izy ireo. Midika izany fa mety hisy ny fampiakarana ny raharaha mba hanafoanana tanteraka io sazy mihantona io. Vao maraina dia efa tonga teny Anosy ireo namany ao amin’ny Vondrona MAPAR, ny Mitsangana Ry Malagasy ary andian’olona avy any Soamahamanina ho fihombonam-po tamin’ity minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny teknôlôjia vaovao tamin’ny tetezamita ity. Hentitra ny fitandroana ny filaminana teny amin’ny manodidina ny Lapan’ny Fitsarana Anosy nandritra ny fiandrasana iny valim-pitsarana omaly iny. Ny 10 desambra 2016 i Augustin Andriamananoro no nosamborin’ny zandary teny am-pandevenana teny Itaosy, ary azo ambara ho afa-doza taorian’ny 17 andro nitazonana am-ponja azy teny Antanimora, na dia mbola mitatao aminy aza ny sazy mihantona. Taraiky sy toy ny tsy misy mpiahy kosa i Alain Ramaroson izay efa am-bolana maro izay no nidirany eny Antanimora. Adim-pianakaviana no antony saingy maro no mihevitra sy mahatsapa fa politika no ao ambadiky ny fitazomana an’i Alain Ramaroson, ary tsy fantatra intsony ny hivoahany eny, ny fitsarana aza tsy mbola vita. Mpanao politika somary mahery fiteny sy mpanakiana mafy izao fitondrana izao i Alain Ramaroson. Maro ny manombana fa vokatr’izay firehan-keviny izay no nandetehana azy. Ny tena loza dia efa nisy ny resaka nivoaka fa olona akaiky azy ihany, te hiara-kiasa amin’ny HVM, no mandetika an’i Alain Ramaroson noho io firehan-keviny manohitra fitondrana io, ka ho famaizana no antony handetehana azy toy izao. Tsy vitsy ireo mpanao politika akaiky an’ity filohan’ny antoko Masters ity, indrindra fa tamin’ny andron’ny tetezamita, saingy tsy nisy niraharaha izao fahavoazany izao fa dia nanary azy tanteraka sy tsy mahalala ny fisiany akory. Mbola taraiky ihany koa i Nivo Ratiarison, Tale kabinetran’ny minisiteran’ny serasera, izay voarohirohy tamin’ny fanodinkodinana volaben’ny haino aman-jerim-panjakana. Samy mitsabo tena any amin’ny hopitaly izy sy Rafanomezantsoa Jean Nirina (HAFARI) amin’izao.

Toky R.


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana