Dans la m麥e rubrique

R騅. Satrobory Ho kandida Ben地y tan瀟an但ntananarivo

30/05/2013

 Lire la suite...

Andriamampianina ォNy FFKM sisa no mety ho vahaolanaサ

30/05/2013

Very hevitra ny Malagasy sy ny tantsaha amin段zao fivoaran地y toe-draharaham-pirenana izao noho ny afitsoky ny mpanao politika, hoy Andriamampianina raha tafaresaka tamin地y gazety ny tenany.

 Lire la suite...

Beriziky Jean Omer Tsy mahafeno ny fepetra maha praiminisitra iraisana intsony

30/05/2013

Nandrandraina hitondra fitoniana sy filaminana ny fananana praiminisitry ny marimaritra iraisana avy amin地y mpanohitra tamin地y alalan段 Beriziky Omer.

 Lire la suite...

CT Didier Radert ォFitondrana jiolahimboto no etoサ

30/05/2013

Nahaliana ny maro ny fivoaran地y raharaham-pirenena tato anatin地y 24 ora farany ka nahabe resaka tao an-kianjan地y Magro Antsirabe ny alarobia 29 mey teo.

 Lire la suite...

Fampihavanana sy fandaminana Inona no antoka omen地y FFM ?

30/05/2013

Hihemotra ihany ve sa tsy hihemotra ny fifidianana, ary raha mihemotra dia rahoviana ny daty manaraka ?

 Lire la suite...

Donak'afo : Savorovoro tsy mety vita

30/05/2013

Tsy misy zavatra milamina eto amintsika. Miha sarotra hatrany ny hahatanteraka ilay fifidianana amin地y 24 jolay. Manomboka indray ny fivoriana etsy sy eroa hikononkononana zavatra hafahafa.

 Lire la suite...

Gadra politika Mbola misy 24 tavela any am-ponja

30/05/2013

Fifidianana izao ny resaka nefa mbola maro ireo gadra politika any am-ponja. Misy 24 ireo sivily sy miaramila voatazona any am-pigadrana ankehitriny noho ny raharaha 7 febroary 2009, FIGN 2010, BANI 2010, araka ny tarehimarika nomen地y fianakaviana.

 Lire la suite...

Politique

Donak'afo : Tapi-maso

15/01/2013

Rehefa dinihana ny zava-mitranga rehetra dia hita mazava be fa efa nanao kajy politika sy nivonona ny ho kandida i Andry Rajoelina, ary efa tany amin地y 2010 tany ho any mihitsy, mialoha ny nandaniana ilay lal瀘panorenana no efa nanoman-tena ny lehilahy.

 Izay no antony nampihenana ho 35 ny fetran-taonan’izay ho kandida. Nanomboka tamin’ny 2010 ihany koa ny fampanantenana isan-karazany fa hanamboatra fotodrafitrasa ny fitondrana tetezamita, dia izao iaraha-mahita izao fa 5 volana mialoha ny fifidianana dia raikitra amin’izay ny fitokanana mitety faritra. Toa efa nokajiana apetraka any amin’ireo Faritra sy Kaominina be mponina, izany hoe be mpifidy ny fananganana ireo fotodrafitrasa, ary amin’ny maha renivohitra azy, dia tahaka ny niangarana kely mihitsy Antananarivo satria nahazo hopitaly manara-penitra, kianja manara-penitra ho an’ny baolina lavalava, Coliséum na kianja goavambe filanonana, talohan’io dia efa namboarina ny Lapan’ny tanàna vaovao, havaozina tanteraka ny tohatohabaton’Antaninarenina sy Ambondrona ka i Andry Rajoelina manokana no nanome ny vola, ataon’ny Colas maimaimpoana ny asa

. Aorian’io dia ho avy indray ny fanamboarana ilay lalambe migodana mampitohy ny renivohitra amin’Ivato. Hazakazaka arahin-tosika ny an’ny filohan’ny tetezamita amin’ity janoary sy febroary ity, entina hampisehoana fa mahavita azy izy ary afaka tsara manohy ny lalana. Tena lasa tompondaka amin’ny fanapena-maso i Andry Rajoelina ary mampiasa serasera matanjaka hambaboana ny fon’ny vahoaka sy hamelezana ireo mety ho mpifanandrina aminy. Propagandy tsy misy ohatr’izany intsony e !

 

RTT

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Tia Tanindrazana