Dans la mÍme rubrique

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

26/05/2017

Mivoaka ny feo avy any an-dapa aminíizao fotoana izao fa mifanditra sy tsy mitovy hevitra intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nasionaliníny antoko HVM Rivo Rakotovao manoloana ny hanoloana ny praiminisitra.

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

26/05/2017

Kely finoana aminíny hisianíny fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokoníny Kongresiníny Fahaleovantenaníi Madagasikara).

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Fanilikilihana ny Beníny tanŗna Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

26/05/2017

Manana andraikitra ato aminíny kaominina aho aminíny maha mpanolotsainíny Beníny tanŗna ahy, hoy i Marc Ravalomanana ny alarobia lasa teo.

Fanilikilihana ny Beníny tanŗna Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

Hamaky ny tohiny...

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

26/05/2017

Vory lanona tetsy aminíny Panorama Andrainarivo avokoa ny alarobia teo ny ankamaroaníireo hery politika eto aminíny firenena taorianíny antso avo nataon-dry zareo avy anivoníilay vovonana dinika ho fanavotam-pirenena (DFP)

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

24/05/2017

Tena hampihatra marina ny demokrasia eto Madagasikara isika. Manana olona isika sady manana tanora, hoy i Marc Ravalomanana nandritra ny dinika politika nokarakarainíny sampandraharahaníny firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) ary fiaraha-miasa aminy teny aminíny Hotely Carlton omaly.

Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas ę Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho Ľ

24/05/2017

Samy nilaza ho tsy nahazo aníilay fiara 4 x 4 voalaza fa nanambatambazana ny sasantsasany taminíireo depiote mivory eny Tsimbazaza avokoa ireo voatonontonona ho nahazo taminíny fitondram-panjakana.

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas ę Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho Ľ

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

24/05/2017

Kely finoana aminíny hisianíny fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokoníny Kongresiníny Fahaleovantenaníi Madagasikara). Misavorovoro be mantsy ny fiainam-pirenena ankehitriny, hoy ny filohany Rakotomanga Eric.

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...


Politique

Zakariasy Patrick Tratry ny angaredona

15/10/2012

Angaredona ! Izay no setriníny ampamoaka niraradraraka momba ny resaka ďbois de roseĒ nataoníi Zakariasy Patrick ny zoma 12 oktobra teo, tetsy Antaninarenina.

 Nitondra antontan-taratasy maromaro ity Tangalamena ity tamin’izany, naseho ny mpanao gazety, nentiny namakiana bantsilana ny afera maizina momba io raharaha io. Nisy olona voatonona tao anatin’izany, ary koa Orinasa vitsivitsy ka anisan’izany ny Mainland Mining Compagny, Sodiatrans, MICTSL ary ny MOL Mitsui OSK Lines Ltd. Niray feo anefa ireto farany ary nanao valin-kafatra milaza fa dia sady fanalam-baraka no fanosoram-potaka ranofotsiny ny fanambarana nataon’ity Tangalamena avy any Brickaville ity.

Milaza ny tsy hipetra-potsiny manoloana izany ireto orinasa efatra ireto fa hitondra ny raharaha eny amin’ny fitsarana, satria tsy vitan’ny manohintohina ny fandraharahana tsy miankina no koa mety hiteraka fahavoazana amin’ireo orinasa ireo. Nisy ny fanambarana iraisana nataon’ny Mainland Mining Compagny, Sodiatrans, MICTSL ary ny MOL Mitsui OSK Lines Ltd mampahatsiahy fa dia efa nitondra fanazavana mikasika io raharaha io miaraka amin’ny porofo rehetra teo aminy ny foibem-pitondrana ankapoben’ny fadintseranana, fa tsy araka ny filazana sy ny antontan-taratasy nasehon’i Zakariasy Patrick, izay mampiahiahy ireto orinasa ireto ny fisiany sy ny fahamarinany.

Nangonin’i Jean D.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana