Dans la mme rubrique

Coronavirus Nasongadina ny sitrana, nodian-tsy hita ny maty

09/07/2020

Tena faly aho androany, tena faly ny fo ary misaotra an’Andriamanitra fa misy vaovao tsara hoentina amintsika satria tsy nisy ny aina nafoy,

Coronavirus Nasongadina ny sitrana, nodian-tsy hita ny maty

Hamaky ny tohiny...

Lapan’Anosikely Nanao fitiliana ireo Loholona sy ny mpiara-miasa

09/07/2020

Notanterahina omaly talata 08 jolay 2020 teo amin’ny Lapan’Anosikely ny fitiliana mahakasika ny valan’aretina Covid-19 ireo Loholona sy ny mpiara-miasa sasantsasany.

Lapan’Anosikely Nanao fitiliana ireo Loholona sy ny mpiara-miasa

Hamaky ny tohiny...

Depiote Rakotomalala Lucien Ofisialy fa coronavirus no nahafaty azy

09/07/2020

Efa nampiseho fahasarotana na “forme grave” ny depiote Lucien Rakotomalala no noraisina teny amin’ny Hopitaly Hopitaly Miaramila na ny HOMI

Depiote Rakotomalala Lucien Ofisialy fa coronavirus no nahafaty azy

Hamaky ny tohiny...

Frantsay iray lavon’ny Covid-19 Samia mailo, hoy ny Ambasadaoro Christophe Bouchard

09/07/2020

Tamin’ny fampitam-baovao nataony ny 7 jolay 2020, miantefa amin’ireo teratsay frantsay eto Madagasikara, no nanambaran’i Christophe Bouchard,

Frantsay iray lavon’ny Covid-19 Samia mailo, hoy ny Ambasadaoro Christophe Bouchard

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonim-pirenena “Aza salovanina ny asan’ny mpitsabo”

09/07/2020

Naneho ny fankasitrahany ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana manoloana ny famerenana ny fihibohana manomboka amin’ny 12 ora tolakandro eto Analamanga ny hetsiky ny fiarahamonim-pirenena Rohy omaly. Tsy hahomby anefa, hoy izy ireo,

Fiarahamonim-pirenena “Aza salovanina ny asan’ny mpitsabo”

Hamaky ny tohiny...

67 HA, Ambohimanarina, Alasora Maditra ny olona, mbola misy mandehandeha hariva ihany

09/07/2020

Nidina ifotony teny amin’iny faritra 67 ha Avaratra-Atsinanana, FTA, IVO, Antohomadinika Avaratra ary Ankasina ny

67 HA, Ambohimanarina, Alasora Maditra ny olona, mbola misy mandehandeha hariva ihany

Hamaky ny tohiny...

Village Voara Andohatapenaka Mitombo isan’andro ny olona manao fitiliana

09/07/2020

Tamin’ny 2 jolay dia 159 teo ny olona no tonga teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, ka nisy ny tsisy soritraretina ary tao no nisy soritr’aretina ary nahitana olona tena nahiana mafy ny fahasalamany na « forme grave», hoy ny Dr Manitra Rakotoarivony.

Village Voara Andohatapenaka Mitombo isan’andro ny olona manao fitiliana

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Taorian’ny fidangan’ny isa Nijanona 151 ireo voan’ny covid-19

05/05/2020

Tsy nisy ny tranga vaovao omaly ka nijanona ho 151 ny voan’ny covid-19 eto Madagasikara, raha nahatratra 24 kosa ny voa tao anatin’ny 3 andro nisesy ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 Nisy iray sitrana omaly, ka 99 ny fitambarany, ary 52 no mbola tsaboina . Eo amin’ny 50% latsaka kely ny fahasitranana. Tsy nisy ny tranga atahorana. 3772 ny fitiliana vita hatrizay, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta Marie Danielle. Misy ny sampan-draharaha manao fitsirihana midina ifotony manao fitsirihana ireo manodidina ny olona efa voamarina fa tratry ny coronavirus. Ny miara-mipetra, niray fiarakodia, miara-miasa,… notiliana. Ankoatra izay dia misy ireo olona izay ahiahiana noho ny soritr’aretina toy ny fanaviana, kohaka, izay miendrika gripa. Ireo nifanerasera latsaky ny 15 andro tamin’ireo voa. Raisina an-tànana avy hatrany ireo olona maneho soritr’aretina toy ny hoe mikohaka sy sempotra be. Misy ihany koa ny fanaraha-maso ireo olona manaraka fitsaboana. Raha misy olona mampiahiahy ao an-trano, dia tonga dia manao arotava. Tokony hiantso ny 913 avy hatrany. Raha toa mahatsapa ny soritr’aretina ary indrindra nahatsiaro ho nifampikasoka tamin’ny olona voa, dia tokony hanantona ny toeram-pitsaboana avy hatrany, hoy ny toromarik’io mpitsabo io.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana