Dans la mme rubrique

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

03/07/2020

Olona roa indray no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay teto Madagasikara ho 24 hatreto.

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

Hamaky ny tohiny...

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

03/07/2020

Hikatona ho an’ny besinimaro ny sampan-draharaha fanaovana « Passeport » ny zoma 03 jolay 2020 araka ny fampahafantarana nataon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

Hamaky ny tohiny...

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

03/07/2020

Vahaolana azo antoka indrindra amin’izao aretina COVID 19 izao, hoy ny Dr Fidy Bariniaina, ny tsy fivoahana ny trano.

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

03/07/2020

Mandalo fotoan-tsarotra ny firenena noho ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”. Tsy voafehy ny fiparitahan` ny aretina noho ny goragora ateraky ny kolikoly. Vokany,

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

03/07/2020

Ny valanaretina Covid-19 izao no zava-dehibe, maika, tsy azo ihodivirana. Eran-tany ary tsy afa-miala amin` izany i Madagasikara. Manimba zavatra be lavitra sy sarotra noho ny aretina ny tsy fitandremana.

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

Hamaky ny tohiny...

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Association Mitia-Soa Nizara fanampiana sy arotava teny Ambohimanambola

28/04/2020

Nahazo alalana tamin’ny ben’ny tanàna am-perinasan’ny kaominina ambanivohitra Ambohimanambola ny “Association Mitia-Soa” tarihan’ny filoha mpanorina,

Zoky Datina, sy ny filoha am-perinasa, Mme Mirana, ka afaka nizara fanampiana hoan’ireo sahirana ao amin’ity kaominina ity niaraka tamin’ireo mpiasa ao aminy sy ireo sefo fokontany 10 mianadahy ao amin’ity kaominina ity ary nizara aro-vava ihany koa hoan’ireo mpivarotra amoron-dalana ao aminy tamin’ny sabotsy 25 aprily 2020 lasa teo. “Tena isaorana eram-po tokoa ireo sefo fokontany 10 mianady ireo tamin’ny fanampiana nahafahana nijery an’ireo tokantrano tena sahirana ao amin’ity kaominina ity izay tena mila tohan’aina, hoy Rtoa filohan’ny Association Mitia-Soa, nefa dia hisaorana manokana ihany koa ireo mponina notsidihana isam-pokontany izay nandray anay mpanolotra tamin'ny tsiky sy fifaliana ary ny nanolotra teny fampaherezana ihany koa . Voatsirambin’ny tanana kely ihany no azo natolotra, hoy hatrany ity filohan’ny Association Mitia-Soa ity, fa ny fo manolotra feno fitiavana no tena betsaka. Santatra am-bavarano ihany iny hetsika nataonay iny, hoy izy, fa hanao izay ho afaka araka izay vitanay izahay”.

Ntsoavina Evariste

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana