Dans la mme rubrique

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

03/07/2020

Olona roa indray no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay teto Madagasikara ho 24 hatreto.

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

Hamaky ny tohiny...

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

03/07/2020

Hikatona ho an’ny besinimaro ny sampan-draharaha fanaovana « Passeport » ny zoma 03 jolay 2020 araka ny fampahafantarana nataon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

Hamaky ny tohiny...

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

03/07/2020

Vahaolana azo antoka indrindra amin’izao aretina COVID 19 izao, hoy ny Dr Fidy Bariniaina, ny tsy fivoahana ny trano.

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

03/07/2020

Mandalo fotoan-tsarotra ny firenena noho ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”. Tsy voafehy ny fiparitahan` ny aretina noho ny goragora ateraky ny kolikoly. Vokany,

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

03/07/2020

Ny valanaretina Covid-19 izao no zava-dehibe, maika, tsy azo ihodivirana. Eran-tany ary tsy afa-miala amin` izany i Madagasikara. Manimba zavatra be lavitra sy sarotra noho ny aretina ny tsy fitandremana.

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

Hamaky ny tohiny...

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

AIRTEL Nanome fanampiana hitsinjovana ny sahirana

28/04/2020

Sahirana avokoa ny ankamaroan’ny isan-tokantrano amin’izao fihibohana ateraky ny fiparitahan’ny tsimok’aretina COVID 19 eto amintsika izao.

 Tsy nanadino azy ireny ny orinasam-pifandraisana Airtel izay nanolotra fotsim-bary 2 taonina ho an’ny kaominina Antananarivo renivohitra sy 1 taonina ho an’ny foiben-toeram-pibaikoana na CCO any Fianarantsoa. Nahazo 1 taonina ihany koa ny CCO any Toamasina hozaraina amin’ireo marefo sy sahirana mba tsy hivoahany ny trano. Tanjona hoy ny tale jeneralin’ny Airtel Atoa Eddy Kapuku ny hamporisihina ny olona tsy hivoaka ny trano na dia ho an’ny ankohonany ihany aza hahafahana mandresy haingana ity valan’aretina ity. Tsiahivina moa ho an’ny kaominina Antananarivo renivohitra fa mandray an-tanana ireo olona mpatory an-dalana natoby eny Anosizato sy Nanisana izy ireo amin’izao fihibohana izao izay omena sakafo in-telo isan’andro, beazina hahalala fahadiovana ary hampianarina hahavelon-tena ihany koa rehefa miverina amin’ny fiainana andavanandro ara-dalana.

Pati

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana