Dans la mme rubrique

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

03/07/2020

Olona roa indray no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay teto Madagasikara ho 24 hatreto.

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

Hamaky ny tohiny...

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

03/07/2020

Hikatona ho an’ny besinimaro ny sampan-draharaha fanaovana « Passeport » ny zoma 03 jolay 2020 araka ny fampahafantarana nataon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

Hamaky ny tohiny...

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

03/07/2020

Vahaolana azo antoka indrindra amin’izao aretina COVID 19 izao, hoy ny Dr Fidy Bariniaina, ny tsy fivoahana ny trano.

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

03/07/2020

Mandalo fotoan-tsarotra ny firenena noho ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”. Tsy voafehy ny fiparitahan` ny aretina noho ny goragora ateraky ny kolikoly. Vokany,

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

03/07/2020

Ny valanaretina Covid-19 izao no zava-dehibe, maika, tsy azo ihodivirana. Eran-tany ary tsy afa-miala amin` izany i Madagasikara. Manimba zavatra be lavitra sy sarotra noho ny aretina ny tsy fitandremana.

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

Hamaky ny tohiny...

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Olona matin'ny Coronavirus Tsy mpifoka sigara ny ankamaroany

17/04/2020

Resy lahatra tanteraka amin’ny fahombiazan’ny hevoka na kininim-potsy io na ravintsara na ravim-boasary sy ny hafa ny dokotera Toubib Jaures Churchill, mba hiadiana amin’ny aretina Coronavirus.

 Araka ny fikarohan’ireo manam-pahaizana alemanina dia efa manahirana ity valan’aretina ity ny miaina anaty maripana maherin’ny 30 degre. Ny entona mandalo amin’ny “Branche” ka hatrany amin’ny “Brochiole terminale” ao amin’ny olombelona rehefa mihevoka izy dia maherin’ny 42 degre,hoy izy. Mila sintomina amin’ny orona ilay rivotra mafana rehefa mihevoka fa tsy dia ilay tsemboka loatra no ilaina. Ilay hafanana tonga hatrany amin’ny kitapo kely madinika indrindra ao amin’ny avokavoka no ilaina. Araka ny fikarohana izay mitety ny avokavoka nataon’ny Dr Rodolph Gambherg, izay izy amin’ny maha “radiologiste” azy mihitsy no voan’ilay COVID 19, hoy hatrany izy,dia mety mamaky ny lalandra madinika koa ity aretina ity. Mety misy faritra menamena marik’izany eo amin’ny hoditra na amin’ny tanana. Mety ho tsentsina koa ny lalan-dra any amin’ny “artere” madinika indrindra. Ilaina, noho izany, ny mampiasa ny atao hoe “Anticoagulant” rehefa hitsabo ity Coronavirus ity. Farany, araka ny fikarohana vitsivitsy natao tany Sina sy Eoropa dia tsapa fa ny ankamaroan’ireo olona matin’ny Coronavirus dia ireo tsy mpifoka sigara. Tsy mampirisika ny olona hifoka sigara akory, hoy izy, fa ny antony dia na ilay “Nicotine” no lasa manahirana ny Coronavirus ny hidirany ao anatin’ny selan’ilay olona mpifoka sigara na ilay entona mafana fohany izay rehefa tafiditra any anaty avokavoka dia manahirana ihany koa ilay viriosy miditra anaty vatany, hoy hatrany ny Dr Toubib Jaures Churchill.

 J. Mirija

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana