Dans la męme rubrique

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

03/07/2020

Olona roa indray no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay teto Madagasikara ho 24 hatreto.

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

Hamaky ny tohiny...

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

03/07/2020

Hikatona ho an’ny besinimaro ny sampan-draharaha fanaovana « Passeport » ny zoma 03 jolay 2020 araka ny fampahafantarana nataon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

Hamaky ny tohiny...

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

03/07/2020

Vahaolana azo antoka indrindra amin’izao aretina COVID 19 izao, hoy ny Dr Fidy Bariniaina, ny tsy fivoahana ny trano.

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

03/07/2020

Mandalo fotoan-tsarotra ny firenena noho ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”. Tsy voafehy ny fiparitahan` ny aretina noho ny goragora ateraky ny kolikoly. Vokany,

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

03/07/2020

Ny valanaretina Covid-19 izao no zava-dehibe, maika, tsy azo ihodivirana. Eran-tany ary tsy afa-miala amin` izany i Madagasikara. Manimba zavatra be lavitra sy sarotra noho ny aretina ny tsy fitandremana.

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

Hamaky ny tohiny...

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Antananarivo mihiboka Mbola tazana eny ihany ireo mpangataka

01/04/2020

Asa na adino tamin’ilay famindran-toerana faobe herinandro lasa izay na olom-baovao mihitsy fa mbola misy ihany ireo mpangataka tsikaritra tamina toerana vitsivitsy teto Antananarivo renivohitra omaly.

Misy ny amin’ny sisin-dalana, mangataka no sady mitoetra sy matory eo mihitsy raha ny fahitana azy satria misy lamba sy entan-kely eo akaikiny eo.Misy ihany koa ireo mpangataka mikarama, izany hoe mihira dia miandry ny fitserana amin’ireo izay mandalo.Eo ihany koa ireo hita hoe mifindrafindra toerana.Ny itovizan’izy rehetra ireo dia hita hoe olona sahirana tokoa, reraka sy noana .Mbola nahitana an-dry zareo ireo izao omaly teny amin’ny tohatohabaton’Antaninarenina sy Analakely ary Ambodifilao.Samy velom-panontaniana ny mpandalo : ahoana ny amin’ireto mpangataka ireto amin’izao vanim-potoana misy valan’areti-mifindra izao ? Avy aiza ka handeha ho aiza marina izy ireny ? Dia ahoana ny fanaraha-maso ny fahasalamany satria mazava ny resaka fa sty ampozina mihitsy ny mety hifindran’ny Coronavirus ; tsy oatery hoe avy amin’ny fifampikasohan’ny samy olombelona irery ihany fa mety amin’ny alalan’ireo zavatra nokasihina na noraisin’ny tanana ka tafiditra ao anatin’izany ny vy, plastika, taratasy…izany hoe anisany mampifindra ny Coronavirus ny vola, na taratasy io na ireny vola madinika ireny.Ary efa fantatra tsara fa mifindrafindra tanana be izany vola izany.Ka raha sanatria ary ka nahakasika ny iray tamin’ireo ireny mpangataka amoron-dalana ireny koa tsy hanahirana ve…ry zareo rahateo hita fa marefo.Koa raha tonga any amin’ny toerana misy azy any ilay mpangataka sanatria efa tratran’ny coronavirus, hamindra amin’olona isan-karazany, ho fantatra ve izany ? Ho voafehy ve ?

RTT

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana