Dans la mme rubrique

Faran’ny herinandro nampivarahontsana 6 maty, 418 tratry ny coronavirus

06/07/2020

Nampihorokon-koditra ny zava-nisy mikasika ny valanaretina coronavirus ny faran’ ny herinandro teo.

Faran’ny herinandro nampivarahontsana 6 maty, 418 tratry ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Centre Médical Covid 19 - Village Voara 300 isan’andro no tonga manatona eny

06/07/2020

Olona miisa 300 isan’andro tamin’iny herinandro iny no tonga manatona teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka misy ny Centre Médical COVID 19 na ny CMC.

Centre Médical Covid 19 - Village Voara 300 isan’andro no tonga manatona eny

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny COVID 19 Ireo mpandeha an-tongotra no tena mafy loha

06/07/2020

Ireo mpandeha an-tongotra no hitan’ny mpitandro ny filaminana fa mafy loha manoloana ny ady amin’ny COVID 19 tanterahina eto amintsika.

Ady amin’ny COVID 19 Ireo mpandeha an-tongotra no tena mafy loha

Hamaky ny tohiny...

Fifehezana ny Covid 19 Mihiboka tanteraka Analamanga

06/07/2020

Faritra mikatona sy mihiboka tanteraka Analamanga. Io no tapaky ny filan-kevitry ny minisitra ny sabotsy 4 jolay teo, notarihan'ny Filoha Andry Rajoelina tamin` ny alalan` ny “visioconference”,

Fifehezana ny Covid 19 Mihiboka tanteraka Analamanga

Hamaky ny tohiny...

Lalatiana Andriatongarivo “Mandaitra ny CVO fa misy antony hafa matoa tsy avotra”

06/07/2020

Mandaitra ny fiarovana amin’ny CVO. Ny nanomezan’ny olona tsiny ny fanjakana dia ny hoe maninona no nomena maimaimpoana ny any ivelany.

Lalatiana Andriatongarivo “Mandaitra ny CVO fa misy antony hafa matoa tsy avotra”

Hamaky ny tohiny...

Fitsaboana sy fandraisana an-tanana Hanana antontam-baovao matotra kokoa isika

06/07/2020

Misy ny paikady handraisana an-tànana ireo marary tsy misy soritr’aretina. Hapetraka ny “plateforme digitale”

Fitsaboana sy fandraisana an-tanana Hanana antontam-baovao matotra kokoa isika

Hamaky ny tohiny...

Morondava Mikatona avokoa ny fiangonana, mitsahatra ny zotra rejionaly

06/07/2020

Nandray fepetra maromaro ny ivon-toeram-pibaikoana na CCO Covid-19 Menabe manoloana ny tsy fahasalamana nahazo ny Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy sady Filohan'ny FFKM izay nivahiny sy nitarika fivoriana tao Morondava ny herinandro lasa teo,

Morondava Mikatona avokoa ny fiangonana, mitsahatra ny zotra rejionaly

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fikambanan` ireo teratany Sinoa Nanome 270 tapitrisa Ar hadiana amin’ny Coronavirus

01/04/2020

Manoloana ny zava-misy eto amin` ny firenena amin` ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”, dia nitondra ny anjara birikiny amin` ny fanohana ny vahoaka

 

 

 

malagasy amin` izao fotoan-tsarotra izao ny fikambanan` ireo mizaka ny zom-pirenena sinoa sy ireo rafitra sinoa rehetra eto Madagasikara. Omaly maraina, dia nanolotra fanomezana mitentina 270 tapitrisa ariary ity fikambanana sinoa ity ka taratasim-bola mitentina 200 tapitrisa ariary, izay noraisin` ny « Receveur Général d’Antananarivo » sy PPN mitentina 70 tapitrisa ariary, ho an` ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, izany. Ho fanampin` izany rehetra izany dia nanolotra ihany koa vary 20 taonina izy ireo izay nangonina nanomboka ny zoma lasa teo. Ny fikambanana sinoa misahana ny vokatra an-dranomasina eto Madagasikara indray dia nanolotra tampim-bava miisa 100 000 ho an` ny ministeran` ny fahasalamam-bahoaka. "Miaraka amin'ireto fanomezana ireto dia miara-mivavaka sy manome ny fanohanana feno ny governemanta, ary indrindra ny vahoaka Malagasy, mba hahafahantsika mandresy ity aretina ity izahay " hoy Sylvain LIU, solontenan'ny vondrom-piarahamonina sinoa eto Madagasikara, omaly tetsy amin` ny CCO COVID-19 omaly.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana