Dans la męme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Zaridainan’Anosy Lasa misy mpivarotra na tsy andro alakamisy aza

10/02/2020

Izay ilay efa nahiana, lasa mpivarotra isan-karazany, toy ny hani-masaka, ranom-boankazo sy tsakitsaky ,

kiraro ao anatin’ny zaridainan’Anosy  na dia tsy andro alakamisy aza, araka ny hita teny ny zoma sy ny sabotsy teo. Milaza ireo mpivarotra ireo fa tsy maintsy miasa mba mitady izy satria izay ilay asa fitadiavana. Tsy manda ny fanadiovana mihitsy izahay fa tokony hojeren’ny mpitantana vaovao ny kaominina kosa ny hametrahana anay, hoy izy ireo satria mamelom-bady aman-janaka, mandoa hofan-trano isam-bolana izahay.Misy fotoana moa tonga eny an-toerana mandroaka ireo mpivarotra ny mpitandro filaminana, saingy rehefa dify izy ireo dia miverina ihany ireo mpivarotra. Ny mampanahy amin’ity resaka ity dia tsy ho ireo mpivarotra nesorina teny Mahamasina noho ny asa fanamboarana ny kianja ihany no ho avy eny Anosy fa mpivarotra vaovao sy hafa mihitsy, ary raha tsy misy ny vahaolana sy fanapahan-kevitra raisina haingana dia ho lasa tsena be ny ao an-jaridainan’ny farihin’Anosy, izay efa nohajariana mba ho toerana madio sy maitso mavana hahafahana makamaka aina. Mazava ho azy fa ho avy manaraka ny fitombon’ny mpivarotra sy ny loto.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana