Dans la mme rubrique

Volabe azon'i Madagasikara Misy resaka maro tsy mbola mazava

17/04/2020

Efa tsara aloha ilay nampahafantatra ny vola fanampiana azo mba hiatrehana ny covid 19.

Volabe azon'i Madagasikara Misy resaka maro tsy mbola mazava

Hamaky ny tohiny...

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Madagascar Poncroise Challenge Miditra amin’ny andiany fahatelo

10/02/2020

Mikarakara ny andiany fahatelo ny katrok’ady FIHEZAMA sy ny Madagascar Poncroise Challenge (MPC).

Tahaka ny mahazatra dia tsy maintsy misy ny ady miverina na ny “combat retour” ka hatao any La Réunion izany amin’ny 29 febroary ho avy izao, araka ny fanambarana natao ny sabotsy lasa teo tetsy amin’ny Koots Food Mahamasina. Anisan’ny handray anjara amin’io katrok’ady io i Jose Emile na i Toky eo amin’ilay taranja K.1. Eo ihany koa i Jacky, Sitraka, Mampionona ary i Jocelyn hisolotena an’i Madagasikara amin’ny taranja Pancrace. Marihina fa efa nanao lalao fifanintsanana avokoa ireo izay vao voafantina handeha ho any La Réunion izao. Nandritra ny fampahafantarana tamin’ny sabotsy dia nisy any antso avo nataon’ireo tompon’andraikitra ho an’ireo malalatanana sy ny fitondram-panjakana. Nangataka izy ireo mba    tsy ho ny federasiona ihany no hampiana fa ny fikambanana FIHEZAMA koa. Ankoatr’izay dia nilaza ireo mpikarakara fa lafo ny saram-piantohana amin’ny ady (assurance combat) sy ny vola aloa amin’ny fifaninanana ka anaovana antso avo amin’ny minisiteran’ny fanatanjahantena sy ny fanjakana.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana