Dokotera Joseph Ramiandrisoa
« Nidina ny fari-piainan’ny olona, dia nalaina nifidy izy ireo »
06/12/2019
Niaraha-nahita fa nihena ho 25% ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy tonga nifidy, ny 27 novambra teo.
Dokotera Joseph Ramiandrisoa
« Nidina ny fari-piainan’ny olona, dia nalaina nifidy izy ireo »
Hamaky ny tohiny...
Fotodrafitrasa ao amin’ny faritr’i Sofia
Mampitsoaka mpandraharaha
06/12/2019
Ny fametrahana ny rafitra momba ny fidiram-bolan’ny faritr’i Sofia no nataonay voalohany indrindra, raha voatendry ho
Fotodrafitrasa ao amin’ny faritr’i Sofia
Mampitsoaka mpandraharaha
Hamaky ny tohiny...
Vakinankaratra
Tovovavy iray saika namidy70 tapitrisa Ariary
06/12/2019
Olona efatra malaza amin’ny fivarotana sy fanondranana olona no saron’ny zandary avy ao amin’ny GAPJ Vakinankaratra ny talata lasa teo.
Vakinankaratra
Tovovavy iray saika namidy70 tapitrisa Ariary
Hamaky ny tohiny...
Rano tapa-dava eto an-drenivohitra
Eo am-pitadiavana vahaolana ny JIRAMA
06/12/2019
Nitondra fanazavana mahakasika ny rano tapa-dava eto an-drenivohitra omaly ny orinasa JIRAMA.
Rano tapa-dava eto an-drenivohitra
Eo am-pitadiavana vahaolana ny JIRAMA
Hamaky ny tohiny...
Tsiroanomandidy
Zaza vao teraka, nipotsaka ny masony
04/12/2019
Zaza menavava iray vao teraka tamin’ny alahady teo no nipotsaka toy ny hivoaka ny masony sady menamenabe raha vao latsaka tamin’ny tany izy.
Tsiroanomandidy
Zaza vao teraka, nipotsaka ny masony
Hamaky ny tohiny...
Olona manana fahasembanana
Mitaky ny hanitsiana ny lalà na miaro azy ireo
04/12/2019
Tsy mbola tena misitraka ny zony feno ireo olona manana fahasembanana eto amintsika na dia efa nanao sonia sy nanaiky izany aza i Madagasikara.
Olona manana fahasembanana
Mitaky ny hanitsiana ny lalà na miaro azy ireo
Hamaky ny tohiny...
MAHAJANGA
Zazalahy 20 taona, maty notsindronin’ny mpanendaka ny antsy
04/12/2019
Mirongatra ihany koa ny tsy fandriampahalemana ao an-drenivohitr’i Boeny.
MAHAJANGA
Zazalahy 20 taona, maty notsindronin’ny mpanendaka ny antsy
Hamaky ny tohiny...