Dans la męme rubrique

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

11/05/2020

“55%n` ny harinkarena faobe (PIB) dia hiantohan` ny sehatra tsy miankina dia ny ambiny ny sehatra miankina amin` ny fanjakana sy ireosehatra tsy ara-dalàna” araka ny nambaran` ny minisitry ny toekarena sy ny vola.

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

Hamaky ny tohiny...

Amboary tsara !

27/03/2020

Mino aho fa salama tsara ianareo ry jean isany ; tena ady tokoa ity hatrehana eto amin’ny tanana ity e.Na ny manodidina aza tonga dia hita hoe hafahafa be ihany fa tsy tahaka ny mahazatra.Azoko sary an-tsaina fa miasa

Amboary tsara !

Hamaky ny tohiny...

Mangingina a

10/03/2020

Toa mangingina,sa mikotrika zavatra tsy ampoizina? Misy resabe tiana hajanona, sa misy vaovao tiana hovoizina? Tsy hay intsony fa izay angamba ilay politika Tsy ankiteny ny marina fa tsy maintsy be fikafika.

Mangingina a

Hamaky ny tohiny...

Tsy hatao tandrametaka kosa e

06/02/2020

Miraradraraka ny IST na ny tsy fahazoana mivoaka Asa inona no antony fa dia gaga izahay vahoaka ? Sa ho fisorohana ny tsy ahavoa an'ilay areti-mandringana ? Sao hevi-politika, mifono fingampingana ?

Tsy hatao tandrametaka kosa e

Hamaky ny tohiny...

Miandrandra fivoarana

31/01/2020

Fomba fijery samy manana ny azy Fitondrana firenena tsy kilalao na vazivazy Izay tsara nataon'ny teo aloha aoka mba hitohy Ary ireo fomba ratsy kosa , ario , fongaro tsy hisy intsony.

Miandrandra fivoarana

Hamaky ny tohiny...

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanĂ na anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

 

 

 

 

 

Fitaratry ny firenena ny renivohitra ao aminy

Hiraiketan'ny tantara rehetra ka tena mila alamina

Aoka re izay tena vonona sy manana finiavana

No hirotsaka sy hofidiana satria masina ny tanindrazana.

 

Ny fanjakana foibe, aoka mba hahay hiara-miasa

Fa ny fitantanana tanàna tsy azo atao kinanga

Ny firaisankina no hany bala tokana ahafahana

Mampivoatra ny tanàna, ho an'ny Tanindrazana.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana