Dans la mme rubrique

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

24/02/2020

Nitsidika ny kaominina Maroalomainty sy Maroalompoty, distrikan’Ambovombe sy kaominina Sampona, distrikan'Amboasary Atsimo,

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

24/02/2020

Marary mafy i Tabera Randriamanantsoa amin’izao fotoana izao, raha ny fampahafantarana sy ny antso avo ataon’ny fianakaviany.

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

20/02/2020

Anisan’ireo fifanekem-pandaharan’asa (contrat programme) nataon’ny minisiteran’ny serasera sy kolontsaina tamin’ny filoham-pirenena ny famerenana ny vaky boky any an-dakilasy.

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

20/02/2020

Nesorina tamin’ny toerany araka ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra natao ny 13 febroary lasa teo ny tale misahana ny “Regulation des Medias”

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

20/02/2020

Mpiasam-panjakana ambony miisa 2 izay heverina fa hitazona toerana tena saropady eto amin’ny firenena no voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly alarobia 19 febroary.

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

Hamaky ny tohiny...

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

20/02/2020

Miantso ny tompon’andraikitra rehetra eto an-tanàna mba hijery akaky ny fako etsy amin’ny Paraky Soanierana fa efa tsy rariny intsony.

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

19/02/2020

Mitaraina ho tsy mbola nahazo karama volana janoary ny mpiasa amin’izao fotoana. « Very fanahy mbola velona izahay mpiasa ato amin’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Fanjakana miovaova hevitra « Azo amidy sy apoaka indray ny tsipoapoaka »

19/06/2019

Nihemotra tamin’ny didy efa navoakany ny eo anivon’ny Prefektioran’Antananarivo tarihin’ny Jeneraly Ravelonarivo Angelo Christian

 

 manoloana ny fandrarana ny famarotana sy fanapoahana ireny tsipoapoaka ireny mandritra izao fankalazana ny fetim-pirenena izao. Taorian’ny fivorian’ny mpitandro filaminana ao anatin’ny OMC (Organe mixte de conception) notarihiny, dia nivoaka ny fanambarana fa azo amidy tsara sy azo apoaka indray ny tsipoapoaka. Tsy azo atao anefa izany ho an’ny toerana be olona, akaiky hopitaly, akaiky fianarana, tobin-tsolika, tranom-panjakana, fiangonana,… Nambara moa fa vao mainka mety hitera-doza amin’ny toerana hanatobiana na hitehirizana azy ny tsipoapoaka. Raha nieritreritra ny tena hisoroka ny olona aterany ny fanjakana, dia tany amin’ny fanafarana azy avy any ivelany mihitsy dia efa nanao fandrarana, izay nahafaha-nisoroka ny fanapahan-kevitra mandroso mihemotra tahaka izao.Prefe mira fanjakana, midika izany fa nihemotra tamin’ny fanahan-keviny ny fitondram-panjakana satria tsy hanapa-kevitra samirery izany mihitsy ingahy prefe ; moa va tsy miha miseho sy voaporofo isan’andro ny tsy fahamatorana amin’ny fitantanana ny firenena !

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana