Dans la mme rubrique

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanàna anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mihaingo ambony tsikoko

05/09/2019

Dia ho sanatria ve mihaingo ambony tsikoko foana ? Mody milaza voky nefa farofy sy tena noana. Fihatsaram-belatsihy tsy misy fiafarany no efa mahazatra Takonana lava ny ratsy mba ampisehoana izay tsara

Mihaingo ambony tsikoko

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

29/08/2019

Io indray ianao ry Jean fa mody manao mampalahelo be an ! Sao dia heverinao fa misy hofetsenareo amin’izany ary eo ! Tsy misy io Jean a !

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

27/08/2019

Any ianao izay ry Jean ! Lasa tsy an-kiteniteny. Fa lasa aiza marina ianao e ?

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

Hamaky ny tohiny...

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanàna tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Alefa foana Jean aa!

25/03/2019

Mankasitraka anao aho ry Jean aloha amin’izao ataonao amin’ny boay kely eto an-tanàna izao fa tena reveko mihitsy aa!

 Izahay maka anareo fa alefa foana Jean aa! Efa nampitolagaga ny rehetra ny dingana vitantsika ka tsy misy tokony hahamenatra amin’izany ee! Any Egypta mbola afaka manatsara lavitra. Sa ahoana, hoy ianao? Tsy efa amin’ilay hatahorana tsara amin’izay ve isika tonga any aorian’ireo lalao fitsapana maromaro mbola hatrehina atsy ho atsy? Raha mba ny mpitondra anay rangahy no mba hoatranareo izao dia mba efa ela angamba isika no tafiditra ao anatin’ny laharana 4 voalohany amin’ny manankarena fa tsy miady ho gidany ohatr’izao foana! Ianareo aza moa tamin’iny mbola novizanin’ny adala indray dia iny saiky nivarina tamin’indray mandeha iny! Ny tokantrano, hono, anefa tsy ahahaka  ry Jean fa dia mankahery anao ee!

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana