Dans la mme rubrique

Vina IEM Lasa vono HVM

18/06/2019

Toy ny manondraka rano an-damosin’ny gana daholo ankehitriny ireo vondrona sy antoko politika ary rafitra hafa miantso fifamelana amin’ny fitondrana ankehitriny ary tsy mahagaga raha miaiky

Vina IEM Lasa vono HVM

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Mbola mitohy ny zarazarao hanjakana !

18/06/2019

Ankatoka ny fankalazana ny faha-59 taona nahazoan’ny Malagasy ny fahaleovantena. Mino aho, hoy ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy,

Fiainam-pirenena Mbola mitohy ny zarazarao hanjakana !

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Tsy afa-miala bala intsony

18/06/2019

Nitombina tanteraka ny tenin-dRajoelina, roa andro monja taorian’ny latsa-bato natao ny 27 mey tany Frantsa, fa nahazo solombavambahoaka 80 ka hatramin’ny 90.

Andry Rajoelina Tsy afa-miala bala intsony

Hamaky ny tohiny...

Fandaniana volam-panjakana Mamahan-dalitra vahoaka ny mpitondra

18/06/2019

Ny vavan’ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy no nilaza rehefa nandeha ny kiana tamin’ny fandaniam-bola be nataon’ny mpitondra tamin’ny dian’ny filoha tany Sénégal ny volana martsa,

Fandaniana volam-panjakana Mamahan-dalitra vahoaka ny mpitondra

Hamaky ny tohiny...

Solontenan’ny mponin’Analalava Mitaky ny fangaraharan’ny valim-pifidianana

18/06/2019

Misy ny taratasy misokatra nalefan’ireo solontenan’ny mponin’ny distrikan’Analalava ho an’ny filoham-pirenena manoloana ny hoso-pifidianana niseho tany an-toerana.

Solontenan’ny mponin’Analalava Mitaky ny fangaraharan’ny valim-pifidianana

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Ahoana ny hoaviny ?

18/06/2019

Mialoha ny faran`ny volana septambra ho avy izao no tokony hanatanterahana ny fifidianana ben`ny tanàna sy mpanolotsaina.

Antananarivo Renivohitra Ahoana ny hoaviny ?

Hamaky ny tohiny...

Antoko sy vondron’antokon’ny filoha Ovaovaina isaky ny misy fifidianana

18/06/2019

Tsy manao hoe IRD intsony ny fampahalalam-baovao sasany miaraka amin’i Andry Rajoelina fa hoe IRMAR mantsy ireo depiote lany vonjimaika ho depiote araka ny valim-pifidianana navoakan’ny CENI.

Antoko sy vondron’antokon’ny filoha Ovaovaina isaky ny misy fifidianana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Jacques Razafimbelo Menatra amin’ny laza ratsin’ny antenimieram-pirenena

22/03/2019

\Isan’ireo kandida ho depiote nisafidy ny hilatsaka amin’ny anaran’ny tenany manokana ao amin’ny boriborintany voalohany ny kandida Jacques Razafimbelo.

 

Efa ela aho no vonona ny ho solombavambahoaka ary efa ela no nitakian’ny vahoaka ny firotsahako ka dia mamaly izay hetahetan’izy ireo izay aho ankehitriny, hoy ity mpahay toekarena ity. Mahatsiaro menatra koa ny tena, hoy izy, manoloana ny endrika ratsy rehetra nahafantarana ny antenimieram-pirenena ary soa ihany fa tsy tao anatin’ny rafitra tamin’ireny. Izany rehetra izany dia antony handraisako handraikitra daholo mba hiova endrika ny eny Tsimbazaza eny fa tsy antenimiera mahamenatra sy feno kolikoly intsony.  “Hanova hanao vanona ny fiainam-piarahamonina” rahateo, hoy hatrany ity kandida ity, no teny filamatray.

J. Mirija

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana