Dans la mme rubrique

Vola ho an’ny tany an-dalam-pandrosoana Manjaka ny fanodinkodinana, hoy ny Banky Iraisam-pirenena

24/02/2020

Rariny raha mbola matroka hatrany ny tarehimarika ara-toekaren’ireo firenena mahantra sy an-dalam-pandrosoana tahaka an’i Madagasikara.

Vola ho an’ny tany an-dalam-pandrosoana Manjaka ny fanodinkodinana, hoy ny Banky Iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Herisetra amin’ny fikirakirana internet Ny 84%-n’ny tanora Malagasy no efa lasibatra

24/02/2020

Ny 84%-n’ireo tanora mampiasa internet nanaovan’ny fikambanana ONG Youth First fanadihadiana dia nanambara fa efa niharan’ny herisetra avokoa.

Herisetra amin’ny fikirakirana internet Ny 84%-n’ny tanora Malagasy no efa lasibatra

Hamaky ny tohiny...

Lalàna momba ny fanoherana Efa adino tanteraka

21/02/2020

Fanamby napetraky ny filoha Rajoelina hatrany ny hoe “izay zavatra tsy vitan`ireo mpitondra nifanesy taorian`ny fahaleovantena dia hotanterahiko ao anatin`ny dimy taona”.

Lalàna momba ny fanoherana Efa adino tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Fampidiran-ketra taona 2020 4029 miliara ariary no hotratrarina

20/02/2020

Nisy ny fihaonana niarahan’ny Fitantanana Ankapoben’ny Hetra (DGI) sy ireo solontenan’ny vondron’orinasa (groupements) tetsy amin’ny DGE (Direction des Grandes Entreprises) Amparibe.

Fampidiran-ketra taona 2020 4029 miliara ariary no hotratrarina

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany any Atsimo Hanao hetsika vonjy aina ny fanjakana

20/02/2020

Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly fa hanatanteraka hetsika vonjy aina hamatsiana rano sy sakafo ireo mponina lasibatry ny haintany any atsimo ny fitondram-panjakana .

Hain-tany any Atsimo Hanao hetsika vonjy aina ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

18/02/2020

Mitaky ny famotsorana an`i Thomas Razafindremaka (TR) ny vondron`ny firaisamonim-pirenena PFNOSCM VOIFIRAISANA.

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

Hamaky ny tohiny...

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

18/02/2020

Lasa tranga efa mahazatra ny mpanara-baovao ny mandre sy mahita zaza tsy ampy taona, nangarom-paosy, nanao sinto-mahery ka tratra.

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fitrandrahana harena ambanin’ny tany Vao ny 3 %-n’ny vola azo no miditra amin’ny fanjakana

19/03/2019

Vao ny 3 %-n’ny vola azo avy amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany eto amintsika ihany no fantatra fa miditra anaty kitapom-bolam-panjakana hatramin’izao.

 

 

Noho ny  fitrandrahana tsy ara-dalana  sy ny fanomezana taratasy hahafahana mitrandraka nefa tsy hita izay vokany no antony mahatonga izany. Mba hahafahana tena manara-maso feno ity sehatra iray ity ary no sady hisy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka mivantana ny fanaovana izany dia nisy ny atrikasa notanterahina tetsy amin’ny hotel carlton Anosy omaly. Ny  fitsarana ara-bola eo anivon’ny Ministeran’ny Fitsarana no mandray an-tanana izany, notronin’ireo vahiny avy any ivelany tohanan’ny governemanta Kanadiana. Tanjona ny hahafahana manao audit  ny resaka fitrandrahana harena ambanin’ny tany eto amintsika, manomboka any amin’ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana, ny fijerena ny lafin’ny tontolo iainana, ny fitrandrahana ary ny vola miditra. Tanjona ny mba hahafahan’ny vahoaka Malagasy migoka ny tombontsoa azo avy amin’izany, indrindra fa ireo monina any amin’ny faritra hanaovana ny fitrandrahana. Aorian’ity atrikasa ity moa izay marihina fa vao sambany ihany no hahafahana mampiakatra ny tahan’ny vola tokony hampidirina  ao anatin’ny kitapom-bolam-panjakana fa tsy mandeha ho azy toy ny teo aloha intsony.

Pati




 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana