Dans la męme rubrique

Mody adala indray ee !

14/06/2019

Mahita tenenina foana ianareo ity ry Jean ka ! Izay sipa nokaotinareo tamin’ny fahatanoranareo angamba tonga dia iray andro daholo dia zaka.

Mody adala indray ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Matahotra inona ?

20/05/2019

Fahasalamanao indray ry Jean ? Inona no malaza any aminao any ?

Taratasin’i Jean Matahotra inona ?

Hamaky ny tohiny...

Ho aiza indray ianareo ?

17/05/2019

Manao ahoana i Jean ! Ho aiza indray ianareo ? Tena nahita deba lava tongotra aho rangahy fa ianareo no tena nampiaiky ahy indrindra a !

Ho aiza indray ianareo ?

Hamaky ny tohiny...

Ririnina..

08/05/2019

Vanin'andro ririnina, hatsiaka mamirifiry Ny lamba fitafy anefa tsy mba misy firy Ary ny tena loza sy mampalahelo tokoa Dia mbola may hatramin'ny trano fonenana koa.

Ririnina..

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

18/03/2019

Eo indray izao ity Jean ity dia hilongilongy be tsy ahitan-teny mihitsy mandram-pahatapitry ny fety. Mba omeo izay vaovao any aminao any aloha fa tsss..!!

 

 

 

 Ianareo anie efa ela no notenenina foana hoe mba mianara ee! Oadray! Azafady! Ampianaro ny zaza mantsy ee! Angaha misy zavatra hay ho azy amin’izao izany raha tsy ianarana ry Jean aa! Izao ianareo indray ity no lasa nahatsiaro ho voatery nitangirika taminy tany ivelany tany. Loooza!! Fa na izany aza mbola feno raiamandreny ireo afaka anoro sy ananatra ee! Aza dia ailika foana fa mba misy azo raisina ihany anie ny hevitr’ireo na dia ataontsika hoe dinozaoro lava izao aza ee! Aza akana rony dia aza akana lagy ry Jean fa henoy fotsiny aloha sao dia mba mahasoa aa! Tsy vitan’ny nofinofy anie ny fiainana ee!

Marco  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana