Dans la mme rubrique

Polisim-pirenena Nahazo tale vaovao telo

16/08/2019

Lanonana telo sosona no notanterahina teo anivon’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka ny alarobia 14 aogositra 2019 teo, dia ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny DRH (Direction des Ressources Humaines),

Polisim-pirenena Nahazo tale vaovao telo

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika efa adinodino Mety hipoitra indray

08/08/2019

Na tsy mbola fantatra aza ny tena daty ofisialy dia naman’ny azo lazaina foana hoe akaiky ny fifidianana ben’ny tanàna. Be ny zava-nanaitra teo amin’ny tontolo politika tato ho ato.

Mpanao politika efa adinodino Mety hipoitra indray

Hamaky ny tohiny...

Fakana an-keriny sy asan-dahalo Mpanao “kidnapping” 5 lahy tratra

05/08/2019

Tratra ny jiolahy miisa 5 naka an-keriny zazalahy 12 taona tany Betela Morarano Kraoma, distrikan’Amparafaravola ny harivan'ny 16 jona 2019.

Fakana an-keriny sy asan-dahalo Mpanao “kidnapping” 5 lahy tratra

Hamaky ny tohiny...

BETROKA Nisy namaky ny vala nanagiazana ireo omby halatra

30/07/2019

Nisy nikasa hiditra an-keriny ny toerana nanagiazan'ny kaominina ireo omby azo avy any Soahazo Mangalahy. Ny sabotsy lasa teo no tsikaritra fa nisy nanapitsoka ny toerana nitazonan’ny kaominina Betroka ireo omby saron'ny zandary ireo.

BETROKA Nisy namaky ny vala nanagiazana ireo omby halatra

Hamaky ny tohiny...

Ratsimindriona Aida Hardy « Folo isan’andro ny fasana vaky any Taolagnaro”

29/07/2019

“Laharam-pahamena ny ady amin`ny tsy fandriampahalemana » hoy Rtoa Ratsimindriona Aida Hardy, solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrikan’i Taolagnaro.

Ratsimindriona Aida Hardy « Folo isan’andro ny fasana vaky any Taolagnaro”

Hamaky ny tohiny...

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

12/07/2019

Mitaky fanadihadiana tsy mitanila avy amin’ny fanjakana sy ireo fikambanana mpiaro ny zon’olombelona ny fianakavian’ireo maty notifirin’ny zandary tao Soahazo,

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

09/07/2019

Nisehoana asan-jiolahy indray tao amin’ny distrikan’i Miandrivazo, ka nahafatesana sy nandratrana olona.

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Fanafihana “Cash point” teny Ambodin’Isotry Voaroba ny vola 4 tapitrisa ariary

09/01/2019

Taorian’ny fandrobana ireo toeram-pivarotam-panafody teto an-drenivohitra dia manomboka mahita faisana indray amin’izao ireo “cash point”

 

 

 fakana vola amin’ny alalan’ny finday eto amintsika.  Ivontoerana iray indray no lasibatra tetsy Ambodin’Isotry omaly maraina. Raha araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso dia  5 lahy nitondra basy no tonga nanao ny fanafihana teny an-toerana. Lasany tamin’izany ny vola  4 tapitrisa ariary saingy tsy nisy kosa ny naratra. Na izany aza anefa, hoy hatrany ireo nanatri-maso dia saika hitifitra ilay olona niasa  tao amin’ity “cash point” ity ihany ireo jiolahy saingy tsy nipoaka ny basy. Bala efatra no tratra niaraka tamin’izy ireo nandritra izay voalaza fa efa simba.  Mbola nitohy hatramin’ny omaly folakandro fotoana nanoratanay moa ny fanenjehan’ny mpitandro ny filaminana ireto mpanao ratsy ireto.

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana