Dans la mme rubrique

AMNESTY INTERNATIONAL

08/11/2019

Notehafan’ny fikambanana iraisam-pirenena Amnesty International ny fidinan-dRajoelina nijery ny fonja.

AMNESTY INTERNATIONAL

Hamaky ny tohiny...

OLON-DRATSY TAFIDITRA AMINA FIVORIANA

07/11/2019

Mbola tafiditry ny olon-dratsy hatrany ny fihaonana lehibe iraisam-pirenena toy izay nitranga nandritry ny fihaonan’ny sehatra tsy miankina afrikanina tetsy amin’ny CCI Ivato omaly.

OLON-DRATSY TAFIDITRA AMINA FIVORIANA

Hamaky ny tohiny...

TSY MANAIKY PYLONE

06/11/2019

Mbola nanamafy ny fitokonana indray ireo mponina teny Ambohidraserika Mahazoarivo izay tsy manaiky ny hametrahana « pylône » an’ny Telma eo amin'ny tanàna.

TSY MANAIKY PYLONE

Hamaky ny tohiny...

JEAN LOUIS ROBINSON

31/10/2019

Voatendry ho masoivohon’i Madagasikara monina sy miasa any amin’ny repoblika entim-bahoakan’i Chine ny Dr Jean Louis Robinson.

JEAN LOUIS ROBINSON

Hamaky ny tohiny...

HAMALY BONTANA IREO MPIVAROTRA SOLIKA

30/10/2019

Hamaly tsy ho ela ny governemanta, indrindra fa ny ministeran’ny angovo ny fikambanan’ny mpivarotra solika eto Madagasikara.

HAMALY BONTANA IREO MPIVAROTRA SOLIKA

Hamaky ny tohiny...

AFRIKANINA MPIVAROTRA RONGONY

29/10/2019

Teratany afrikana roa no nosamborina tetsy Faravohitra noho ny fanaovana trafikan-drongony avo lenta na « drogues dures ».

AFRIKANINA MPIVAROTRA RONGONY

Hamaky ny tohiny...

FIFAMOIVOIZANA Feno kamiao miditra eto an-drenivohitra amin’ny ora tsy

18/10/2019

voafetra. Izany no isan’ny miteraka ny fitohanan’ny fifamoivoizana manerana ny tanàna.

FIFAMOIVOIZANA Feno kamiao miditra eto an-drenivohitra amin’ny ora tsy

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Fifidianana

06/12/2018

Taorian’ny fanambarana nataony omaly dia niangavy ireo kandida mba hanaja toy ny anakandriamaso ny lalàna mifehy ny fifidianana ny jeneraly Jean Ravelonarivo. Aoka hanaja ny soatoavintsika isika, hoy izy.

 

 

 

 

Nampahafantarina ampahibemaso omaly tetsy amin’ny CENI Nanisana kosa ny rindram-baiko hampiasaina mandritra izao fihodinana faharoa amin’ny fifidianana izao. Azo antoka, hoy ny filohan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana, Hery Rakotomanana, ity rindram-baiko ity.

Nangingina tsy toy ny tamin’ny fihodinana voalohany ny fampielezankevitr’ireo kandida 2 sisa ho filoham-pirenena hiatrika ny fihodinana faharoa. Hita mihitsy hoe banga kandida 30 isa mahery hafa.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana