Dans la même rubrique

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

17/02/2017

“Raha mbola eto ny tenako, dia tsy hanaiky aho ary tsy maintsy hisy ny fanasaziana. Tazoninareo amin’ny teniko aho…”.

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tany tsy misy lalàna intsony…

17/02/2017

Manomboka any amin’ny filoham-pirenena ka hatramin’ny vahoaka madinika no mandika lalàna eto Madagasikara.

Madagasikara Tany tsy misy lalàna intsony…

Hamaky ny tohiny...

Delegasiona avy amin’ny « Region Normandie » Nandalo tetsy amin’ny Antenimierandoholona

17/02/2017

Ny alarobia 15 febroary 2017 teo, dia noraisin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré tao amin’ny Lapa Maitso Anosikely ny delegasiona avy amin’ny « Region Normandie »,

Delegasiona avy amin’ny « Region Normandie » Nandalo tetsy amin’ny Antenimierandoholona

Hamaky ny tohiny...

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

17/02/2017

Loto, fofona, fotaka no hita mameno ny tanàna eny Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II rehefa vanim-potoanan’ny fahavaratra tahaka izao.

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

Hamaky ny tohiny...

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

17/02/2017

Nahazo koveta sy sio avokoa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana mpanasa lamba ao Ambohimanarina, Boriborintany fahenina. Am-polony maro izy ireo no notolorana fitaovana omaly hahafahana manampy azy amin’ny asa fivelomany.

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

Hamaky ny tohiny...

Famatsiam-bola 10 miliara dolara Mahatratra 15,5% ny zanabola aloa

16/02/2017

Niompana tamin’ny paikady fanavaozana miaraka amin’ny fandaharanasa fampiasambola mazava mitondra mankany amin’ny harinkarena tsy manavaka sy maharitra lovainjafy ny fandresen-dahatra

Famatsiam-bola 10 miliara dolara Mahatratra 15,5% ny zanabola aloa

Hamaky ny tohiny...

Antanimbarinandriana Hanamboatra « Parking » sy zaridaina ny CUA

16/02/2017

Natomboka omaly ny asa fanajariana sy fanamboarana ny toby fiantsonan’ny fiara miampy zaridaina eny Antanimbarinandriana, tontosain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Antanimbarinandriana Hanamboatra « Parking » sy zaridaina ny CUA

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Bruno Raisner Nentina any Sainte Marie ny vatana mangatsiakany

11/01/2017

Ory avokoa ny ankamaroan’ireo mpanakanto tonga nitsapa alahelo tetsy amin’ny tranompokonolona Analakely omaly nanoloana ny vatana mangatsiakan’i Bruno Raisner, mpihira avy any Atsinanana diso fantatra tamin’ilay lohatenin-kira hoe : « Kotro-baratra ».

 

 Anisan’ireny i Nantenaina izay vao avy nifanerasera taminy telo volana lasa izay. Noho ny aretina nahazo azy anefa dia lavo ihany i Bruno Reisner herinandro maromaro nitsaboana azy tetsy amin’ny hopitaly Loterana Ambohibao. Efa tamin’ny taona 2016 no nikiky azy io aretina  io ary tsy nanaiky raha tsy nandavo azy ny alatsinainy maraina teo. Niainga omaly hariva nihazo ny Nosy Sainte Marie moa ny nofo mangatsiakany taorian’ny niandrasana azy tetsy amin’ny tranompokonolona Analakely. 58 taona ny lehilahy izao nandao ny tany izao, namela kamboty enina mianadahy. Nanomboka ny taona 1972 no fantatra ny sangan’asany tao anatin’ny vazo Kaiamba tena izy izay tena nahafantarana azy.

Pati


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana