26/05/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...

Sport

Baolina kitra teny Ambavahaditokana Nanjaka tanteraka RFB Zamia

25/04/2017

Nifarana ny alahady teo rehefa naharitra telo andro ilay fifanintsanana lalao baolina kitra ho an段reo klioba mpilalao ao amin地y kaominina Ambavahaditokana tao anatin段lay hetsika ォ Challenge ASCA サ andiany faharoa.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Ralaivao Lovatiako Hampandroso ny fanatanjahantena malagasy ny CDMT

28/03/2017

Manomboka izao, hoy ny SG-n地y minisiteran地y fanatanjahantena teny Carion ny sabotsy teo dia tsy misy volam-panjakana holanilaniana fahatany izany raha tsy misy tetikasa mazava voafaritry ny CDMT na ny Cadre de Developpement Moyen Terme nifanarahana tamin地y minisiteran地y vola.

Hamaky ny tohiny...

Sport

STAR MILALAO ANDIANY FAHA-7 Hotanterahina ny 6 sy ny 7 mey ho avy izao

21/03/2017

Ny 6 sy ny 7 mey ho avy izao indray no hotanterahina ilay hetsika Star milalao andiany fahafito, hetsika ara-panatanjahantena entina hampihaonana ilay mpilalao avy amin地y orinasa maro isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Federasion地y Baolina kitra Malagasy Mandeha ny feo amin段zay mety handimby an段 Ahamad

18/03/2017

Na tsy nisy nanambara ofisialy ny mahamety ho kandid azy hanolo ny toeran地y filoha Ahmad izay lasa mpitantana ny CAF eo amin地y fitantanana ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra aza ireo olona manodidina azy dia efa mandeha any ho any anaran-dRabekoto Raoul, Randriamiasasoa Doda

Hamaky ny tohiny...

Sport

Filohan地y CAF Hotanterahina anio ny fifidianana

16/03/2017

Hotanterahina anio alakamisy 16 martsa any Addis Abeba Ethiopie ny fifidianana izay ho filohan'ny Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra (CAF),

Hamaky ny tohiny...

Sport

KIANJA MITAFON棚 MAHAMASINA Ho ambohipihaonan地y mpiantsena sy ny mpivarotra

16/03/2017

Ho ambohipihaonan地y mpiantsena sy ny mpivarotra indray manomboka ny 29 martsa ho avy izao etsy amin地y kianja mitafon段 Mahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Filohan地y FIFA, Gianni Infantino Manohana fatratra an段 Ahmad

04/03/2017

Kandida tokana mifaninana amin段 Issa Hayatou, filoha am-perinasa, izay efa nitantana ny CAF (Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra) nandritra ny 28 taona, ary mikendry ny hitantana ity rafitra ambonin地y baolina kitra ity amin地y mand faha-8 indray ny Filohan地y federasionina malagasin地y baolina kitra Ahmad Augustin.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana