Fil d'actualités du 04/06/2020

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

  • 17/05/2020 - 12:40 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Olona iray 57 taona tao Toamasina no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus. Iray tamin'ireo tena natahorana na "formes graves" izy ary nisy tosidrà sady voan'ny diabeta.

Voir plus d'infos...

06/07/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200401

Misongadina

Coronavirus Mitombo hatrany ny tarehimarika

01/04/2020

Tafiakatra 50 ny olona mitondra ny tsimok’aretina Covid 19 amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Basket-ball - fivorian'ny BC FIBA Maro ireo fanapahan-kevitra nivoaka

01/04/2020

Fanapahan-kevitra vitsivitsy no noraisin'ny birao foiben'ny FIBA nivory tamin'ny alalan'ny videoconference niainga avy any amin'ny foiben'ny "Maison du Basketball Patrick Baumann" foiben'ny FIBA maneran-tany tamin'ny faha-26 sy 27 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Resy ny valalabemandry

01/04/2020

Roa herinandro latsaka kely izay no nihatra teto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny hamehana ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Andro maneran-tany momba ny “autisme” Hiova endrika ny fanamarihana azy

01/04/2020

Ny 02 aprily no fankalazana ny andro eran-tany ho fanentanana momba ny ôtisma. Manoloana ny fihibohana na eto Madagasikara na koa any amin` ireo firenena hafa dia miatrika fahasahiranana goavana ireo olona ôtista sy ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Halatra moto Saika raikitra ny fitsaram-bahoaka

01/04/2020

Andro atoandro be nanahary tokony ho tamin’ny 1 ora sy fahefany tolakandro no nitrangan’ny fikasan’ny tovolahy iray saika hangalatra moto tao amin’ny lalam-baovaon’ny fokontanin’i Tanambao V, Toamasina.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

NEW YORK Lasa fandraisana marary ny complexe us open

01/04/2020

Mba hanampiana ny hopitaly any New York amin’ny fikarakarana ireo olona voan'ny coronavirus dia navadika vonjimaika handraisana an'ireo marary hafa ny "Complexe Us Open" any an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fanjifana herinaratra Mihena noho ny tsy fihodinanan’ny Indostria

01/04/2020

Taratry ny fandrosoan’ny firenena ny filàna ara angovo misy ao aminy.

Hamaky ny tohiny...

Fizarana fanampiana Tahaka ny kermesy ny teny Analakely

01/04/2020

Mbola niverina indray ny fitangoronan’olombelona maro be tetsy amin’ny lapan’ny tanana Analakely omaly,

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’Antananarivo Renivohitra “Aza korontanina izahay…”

01/04/2020

Tsy mety ireny fa manakorontana ny lamina efa napetraky ny tanàna. Iangaviana ny mba tsy hisian’ny fanakorontanana, hoy ny Lefitry ny ben’ny tanànan’Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Mpampanofa fiara Tafiditra anaty fahasahiranana tanteraka

01/04/2020

Velon-taraina ankehitriny ireo mpampanofa fiara tahaka ny eny amin’ireny hotely lehibe mpitondra mpizahatany sy ireo tompona fiara misehatra amin’ny lanonana tahaka ny mariazy (tête de cortège,…) ireny.

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Hitaky fanampiana ihany koa ny mpitondra Kamiao

01/04/2020

Hisy ny hetsika ho tontosain’ireo mpitondra kamiao ao Toamasina amin’ity anio ity, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Vidin’entana eny an-tsena Ny vary no tena mbola lafo

01/04/2020

Raha tena nanahiran-tsaina ny maro ny fidangan’ny vidin’entana teny an-tsena ny herinandro teo noho ny fisian’ilay tsy fahafahana mivoaka nateraky ny coronavirus dia efa manomboka midina tsikelikely izany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Fizarana fanampiana Ny zokiolona indray no nampiandrasana fotoana maharitra

01/04/2020

Tsy mety miala eny amin’ny biraom-pokontany ny ankamaroan’ireo zokiolona eto amintsika izay fantatra fa nataon’ny Filoham-pirenena laharam-pahamehana

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra amoron-dalana Miisa 500 ireo nomena fanampiana omaly

01/04/2020

Mpivarotra amoron-dalana eny Analakely miisa 500 no nozaraina fanampiana Vatsy aina avy amin’ny fitondram-panjakana tetsy amin’ny ANS Ampefiloha omaly.

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’i Tanjombato Nahazo dabam-pako 20 isa

01/04/2020

Ao anatin’ny ady amin’ny valan’aretina Coronavirus hatrany dia nisy omaly ny fanoloran’ny avy eo anivon’ny orinasa SFOI dabam-bako miisa 20 hitandroana ny fahadiovan’ny tanana ao Tanjombato ao.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Fasan’ny karana Olona maro be tsy tafody noho ny fihibohana

01/04/2020

Mipetraka eto Madagasikara ny fahamehana ara-pahasalamana indrindra eto Antananarivo sy Toamasina.

Hamaky ny tohiny...

Fitokana-monina 14 andro teny Anosiala Mitantara ny raim-pianakaviana iray

01/04/2020

Betsaka ireo efa tonga saina amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina coronavirus eto amintsika ka miezaka ny manolo-tena mba hitokana ho

Hamaky ny tohiny...

Fikambanan` ireo teratany Sinoa Nanome 270 tapitrisa Ar hadiana amin’ny Coronavirus

01/04/2020

Manoloana ny zava-misy eto amin` ny firenena amin` ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”, dia nitondra ny anjara birikiny amin` ny fanohana ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

GEHEM Nanolotra fitaovana mitentina 100 000 euros

01/04/2020

Ho fitsinjovana an' ireo mpisehatra lohalarana amin` ny ady atao amin`ny “coronavirus” eto Madagasikara dia nanolotra fitaovana mitentina 100 000 euros

Hamaky ny tohiny...

Mpivaro-damba etsy Analakely Tena mafy loha ve sa nanome kely ?

01/04/2020

Ny mpivarotra akanjo sy fripery sy ny mitovitovy amin’izany dia tsy mahazo misokatra satria ao anatin’ireo filana maika.

Hamaky ny tohiny...

Fihibohana an-trano Nampihena ny loto etsy sy eroa

01/04/2020

Tsikaritra kosa aloha tato ato ny tsy fisian’ny loto mahazatra eny amin’ny arabe. Na eny anivon’ireo mpivarotra zava-pisotro sy ireo hani-masaka dia hita fa tsy ahitana loto firy tahaka ny talohan’ny fisian’ny aretina coronavirus.

Hamaky ny tohiny...

Air France Hisy sidina manokana ny 4 aprily izao

01/04/2020

Mampandre ireo teratany vahiny ny masoivoho frantsay eto Antananarivo omaly tamin` ny tranokalany fa hisy sidina manokana ho tonga eny Ivato ny 04 aprily izao ka hihazo an`i Paris-Frantsa.

Hamaky ny tohiny...

CORONAVIRUS MANERAN-TANY Maneran-tany 4000 mahery ny maty tao anatin’ny 24 ora

01/04/2020

Raha notaterintsika teto omaly fa 35 905 ireo matin’ny coronavirus maneran-tany, dia tafiakatra efa tafiakatra 40 057 indray io, izany hoe 4156 tao anatin’ny iray andro monja ny fitomboana, ary lojika sy heverina ho mbola nihoatra an’io aza.

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny Atitany “Tongava ety Ivato raha hanampy ianareo”

01/04/2020

Nanome valin-kafatra ny Tiako I Madagasikara omaly ny minisitry ny atitany Tianarivelo Razafimahefa raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Habibo Miantso ny fiaraha-mientan’ny Malagasy

01/04/2020

Mandritra izao fotoan-tsarotra lalovan’ny firenena izao dia tsy mitazam-potsiny ny vondrona orinasa Habibo fa nanolotra vokatra 3200 baoritra, izany hoe,

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Mihamafy ny fiantraikany ara-toekarena

01/04/2020

Miova isan’andro ny toe-draharaha! Mitotongana hatrany ny toekarena manerana izao tontolo izao. Raha ny any Frantsa dmanokana ia voafaritra

Hamaky ny tohiny...

Ramboasalama Emilien “Aleo misoroka toy izay mitsabo”

01/04/2020

Taorian` ny fanomezana toromarika nataon` ny filoha nasionalin` ny antoko Tiako I Madagasikara, Marc Ravalomanana, dia samy manatanteraka ny adidiny ireo depiote voafidy tamin` ny alalan` ny antoko.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo mihiboka Mbola tazana eny ihany ireo mpangataka

01/04/2020

Asa na adino tamin’ilay famindran-toerana faobe herinandro lasa izay na olom-baovao mihitsy fa mbola misy ihany ireo mpangataka tsikaritra tamina toerana vitsivitsy teto Antananarivo renivohitra omaly.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Star Nanolotra rano 1 tapitrisa tavoahangy

01/04/2020

Ho fiaraha mientana handresena ny valan'aretina Coronavirus dia nitondra ny anjara birikiny tetsy amin’ny toeram-pibaikoana momba ity viriosy COVID-19 ity

Hamaky ny tohiny...

Mpitandrina mivady voan’ny Coronavirus « Négatif » ny valin’ny fitiliana natao tamin’izy ireo

01/04/2020

Araka ny tati-baovao voaray vokatry ny fifandraisan-davitra nifanaovana tamin’ny Mpitandrina Rakoarimanana Arijaona Filoha Nasionaly Sampana Fifohazana FJKM SAFIF/FJKM halina ,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana