Fil d'actualités du 13/11/2019

  • 13/11/2019 - 15:00 : FIAROVAM-PIRENENA:Natao androany maraina teto Ampahibe ny fifanaovan-tsonia nataon'ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena sy ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka amin'ny hampiasan'ny Polisim-pirenena ny fitaovan'ny Tafika Malagasy hanamafisana ny fahalemana sy ny filaminana mialoha , mandritra ary aorian'ny lalao fifanintsanana hiatrehana ny CAN 2021 izay hatao ny asabotsy izao ao Mahamasina ary ihany koa ny fampielezan-kevitra amin'izao fotoana izao.

  • 13/11/2019 - 14:30 : ANTENIMIERANDOHOLONA:Nankatoavina ny talata 12 novambra 2019 tao amin’ny Lapan’Anosikely, nandritra ny fivoriana azon’ny besinimaro natrehina, ny tatitra ara- bolan’ny Antenimierandoholona taona 2018, izay natolotry ny Kestora voalohan’ny Antenimierandoholona, Abdirassoul Mourad.

  • 13/11/2019 - 14:00 : ANTSIRABE:Misy ny atrikasa mandritra ny telo andro dia ny 12-13-14 novambra izay hatao ao Antsirabe mikasika ny saeham-pihariana ovy.

  • 13/11/2019 - 11:30 : BAREA NY MADAGASIKARA:Etsy amin'ny Hotel Le Louvre Antaninarenina no mipetraka izy 24 mirahalahy mandrafitra ny Barea an'i Madagasikara hiatrika an'i Ethiopie ny Sabotsy izao,rahariva amin'ny 4 ora ny fanazaran-tena etsy Mahamasina.

  • 13/11/2019 - 11:00 : ERIC FOU HEHY:Tongasoa eto Antanindrazana ny tenany ary efa sitrana soamatsara.

  • 13/11/2019 - 10:30 : BAREA:Niara nisakafo tamin'ny BAREA ny mpikambana ao anatin'ny FMF notarihin'ny filohany Arizaka Rabekoto Raoul izao maraina izao.

  • 13/11/2019 - 10:00 : FANJARIN-TSAKAFO:Hisy ny valandresaka izay ataon'ny ambasadaoron'ny Amerikana mikasika ny fanjarintsakafo eto Madagasikara ka manasa ny mpanao gazety ny Masoivoho Amerikana androany alarobia 13 novambra, amin'ny 10 ora maraina eny amin'ny ONN (Office National de Nutrition), Anosy, eo ampitan’ny hopitaly HJRA, Antananarivo.

  • 13/11/2019 - 09:30 : TETIKASA TANA-MASOANDRO:Hisy ny fidinan'ireo delegasionina mikasika ny tetikasa Tana-Masoandro anio eny amin'ny kaominina Anosivita.

  • 13/11/2019 - 09:00 : FILAZANA MANJO:Manoloana ny fahafatesan’ny mpianatra ho manamboninahitra mpanamory fiaramanidina "RAKOTOSON Mamimaherimanana Andrianina" dia miondrika am-panajana eo anatrehan’ny vatana mangatsikany ny Minisiteran’ ny Fiarovam-pirenena sy ny fianakaviamben’ny Foloalindahy Malagasy;Izahay eto amin'ny Tia Tanindrazana dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana.

  • 12/11/2019 - 16:00 : FIAROVAM-PIRENENA:Nihaona tamin'ireo mpitsabo miaramila ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena androany maraina ka nilaza fa hisy ny fanavaozana ny hopitaly miaramila mba ho faka-tahaka aty amin'ny Ranomasim-be Indianina.

Voir plus d'infos...

13/11/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190718

Misongadina

Lapan’ny Tsimbazaza Ho avy indray ny 4x4 ho an’ny depiote …

18/07/2019

Nahazo tehaka mirefodrefotra ny fanambarana nataon’ny filohan’ny antenimieram-pirenena Christine Razanamahasoa ny talata hariva teo raha nilaza hoe mangataka amin’ny governemanta isika mba homena fitaovana hahafahana miasa…

Hamaky ny tohiny...

Politique

Antenimieram-pirenena IRD avokoa ny filoha lefitra 6

18/07/2019

Voafidy omaly alarobia 17 jolay hariva ireo filoha lefitra miisa 6 handrafitra ny birao maharitry ny antenimieram-pirenena, ka depiote lany tamin’ny anaran’ny IRD avokoa izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Fanoherana eny amin’ny antenimieram-pirenena Mampametra-panontaniana

18/07/2019

Lany 100% ho filohan’ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza ny talata teo ny depiote lany tamin’ny anaran’ny vondrona politika IRD, Christine Razanamahasoa.

Hamaky ny tohiny...

Faha-60 taonan’ny Antenimierandoholona Homarihina mandritra io herinandro ho avy io

18/07/2019

Hisokatra ny alatsinainy 22 jolay izao ary haharitra herinandro ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny antenimierandoholona.

Hamaky ny tohiny...

Politikan’ny frantsay aty amin’ny ranomasimbe indianina Mifono zavatra maro ny Nosy Eparsa

18/07/2019

Efa noresahana teto ny mikasika ny baikon’ny firenena mikambana ny amin’ny tokony hamerenan’ny frantsay ireo Nosy Eparsa amin’ny Malagasy madiodio saingy io mbola dongiany tsy maintsy hiaraha-mitantana io ihany.

Hamaky ny tohiny...

Politikan’ny frantsay aty amin’ny ranomasimbe indianina Mifono zavatra maro ny Nosy Eparsa

18/07/2019

Efa noresahana teto ny mikasika ny baikon’ny firenena mikambana ny amin’ny tokony hamerenan’ny frantsay ireo Nosy Eparsa amin’ny Malagasy madiodio saingy io mbola dongiany tsy maintsy hiaraha-mitantana io ihany.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM nifidy an’i Christine R “Tsy ny solombavambahoaka no toherinay”

18/07/2019

Tsy manohitra depiote izahay, ary tsy manohitra olona ny depiote TIM, fa rehefa misy ny zavatra azo ifampiresahana sy ahafahana mampiakatra ny hasin’ny antenimieram-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Olivier Rakotovazaha “Olona niaraka teny amin`ny kianjan`ny 13 mey ireo”

18/07/2019

Tsy nahataitra ny loholona Olivier Rakotovazaha raha toa ka voafidy sy lany zato isan-jato ny filohan`ny Antenimieram-pirenena ankehitriny, Christine Razanamahasoa.

Hamaky ny tohiny...

Tambin-karaman`ireo depiote 724 800 000 ariary ao anaty fotoam-pivoriana iray

18/07/2019

Haharitra 12 andro ny fivoriana manokana eo anivon`ny Antenimieram-pirenena ity.

Hamaky ny tohiny...

Paikadin’ny mpangataka Mody torana na manofa zaza …

18/07/2019

Anisan’ireo toerana ahitana mpangataka betsaka indrindra ny eto amin’ny renivohitr’Antananarivo, indrindra fa ny eny Analakely sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

18/07/2019

Da fetibe da fetibe ! Tadidinareo ve iny vazo iny ry Jean ? Faly mihitsy aho rangahy miarahaba anareo fa ankevitry ny ho

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Filaminana, fitiavana, fifanampiana Tokony hatao andron’i Mandela ny andro rehetra

18/07/2019

Marihina amin’ny fomba ofisialy anio 18 jolay ny andro ho an’i Nelson Mandela na ny “Mandela Day”.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Baolina tsara indrindra maty tamin’ny CAN Ny an’ny Malagasy no laharana voalohany hatreto

18/07/2019

Hatramin’ny omaly dia tafiditra ao anatin’ireo baolina maty miisa 10 nofidian’ny kaonfederasionina afrikanin’ny baolina kitra na CAF ho tsara indrindra nandritry ny CAN 2019 ny baolina tafiditr’ilay irakiraka afovoany Malagasy, Ibrahim Amada ary mitana ny laharana voalohany mihitsy.

Hamaky ny tohiny...

Barea mandalo ao La Réunion Hihaona amin’ireo Malagasy ao an-toerana

18/07/2019

Ny masoivoho malagasy ao La Réunion dia faly manasa ireo Malagasy monina ao mba ho tonga eny amin’ny CREPS anio manomboka amin’ny 4 ora ka hatramin’ny 6 ora hariva.

Hamaky ny tohiny...

CAN 2019 Voafidy ho mpanazatra mendrika i Nicolas Dupuis

18/07/2019

Rahampitso zoma 19 jolay ny famaranana eo amin’ny Sénégal sy Algérie amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny baolina kitra na ny CAN 2019.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filohan’ny FMF Miantso ny Bianco hanara-maso ny K2HB

18/07/2019

“Be ireo nanontany tena hoe fa naninona ny komity natao hanarenana ny baolina kitra eto Madagasikara na ny K2HB no tsy nandray anjara tamin’ny firotsahan-kofidiana izay ho filohan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra na FMF ?”,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Kely tsy mba mamindro ?

18/07/2019

Ny fidirana an-tsehatry ny solombavambahoaka vao voafidy izao no anisan’ny raharaha mafana raha ny tontolo politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Sehatry ny fahasalamana Araha-maso amin’ny fanodinkodinam-bola i Madagasikara

18/07/2019

Mampalailay fonosana ny mpamatsy vola ny fisiana kolikoly tamin’ny sehatra vaksiny izay nampisaringotra tompon’andraikitra maro tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Ankazoabo Atsimo Tsy voavaha ny olan’ny tsy fandriampahalemana

18/07/2019

Tsy mandeha amin’izay izy ny fambolena any amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo, faritra Atsimo Andrefana, nefa tantsaha no maro an’isa any.

Hamaky ny tohiny...

Faritra Atsimo Andrefana Efa hain’ny dahalo tsianjery ny kizo handosirana

18/07/2019

Izahay depiote no tokony hangataka zandary hiaro sy hampandry tany ny faritra misy anay satria izahay no mahafantatra ny zava-misy any, hoy ny depiote lany tao amin’ny distrikan’i Toliara II, Tsitara Rogers.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Miketrika ny Amerikanina Handefa olona eny amin’ny volana indray

18/07/2019

50 taona aty aorian’ny tetikasa Apollo 11, izay sambondanitra voalohany tonga teny amin’ny volana dia mieritreritra ny hiakatra eny indray ny Amerikanina.

Hamaky ny tohiny...

Filoham-pirenena Peroviana teo aloha Voasambotra tany Etazonia noho ny resaka kolikoly

18/07/2019

Voasambotry ny mpitandro filaminana Amerikanina tao Etazonia ny talata lasa teo ny filoham-pirenena perovianina teo aloha, Alejandro Toledo,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sambava Tafakatra 8.000Ar ny litatry ny lasantsy

18/07/2019

Midangana avo roa heny amin’ny vidiny ara-dalàna ny vidin-tsolika any Sambava amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra amoron-dalana Mitady ho fanjakana kely

18/07/2019

Efa fanjakana kely anaty fanjakana ve ireo mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra rehefa jerena ny zava-misy manerana ireo araben’Antananarivo ?

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Harena Soa Manao ny asa tsy vitan`ny fanjakana

18/07/2019

“Tsy voatery ao anatin`ny fotoam-pifidianana no tokony hanatanterahana asa sosialy”,

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Tantely avy eto Madagasikara Anisan`ny tsara indrindra maneran-tany

18/07/2019

Tafakatra amin’ny dingana famaranana amin`ny « Start-up : Entrepreneur-ship World cup” ny orinasa Ikiray Miel de Madagascar, izay orinasa mpamokatra tantely avy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Fanafihana , Kidnapping, fandrobana volabe Jiolahy iray voapaingotra teny Tsimbazaza

18/07/2019

Dahalo raindahiny efa kalaza tamina fandrobana lelavola mitentina 30.000.000 ariary sy fanaovana takalon’aina tany Maevatanana ary mpanakan-dalana nampitondra faisana ireo mpampiasa ny lalam-pirenena faha-7 mihazo ny faritra atsimon’i Madagasikara no tra-tehaky ny polisy.

Hamaky ny tohiny...

Lozam-pifamoivoizana Tafiditra tambany kamio ilay Renault Express

18/07/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina ny 14 Jolay teo sahabo tamin’ny 5 ora sy sasany hariva teo amin’ny lalam-pirenena RN1 bis, PK 28, tao Mahatsinjo, ao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankadinondry, Distrika Tsiroanomandidy.

Hamaky ny tohiny...

Françis , Zazalahy 12 taona Very 4 andro tany Toamasina fa hita teto Antananarivo

18/07/2019

Ny tambajotram-piarahamonina no nampifandray ilay nampiantrano ilay zazalahy 12 taona sy ny ray amam-dreniny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana