Fil d'actualités du 25/09/2018

  • 25/09/2018 - 20:30 : JIRAMA: "Ny JIRAMA dia mampahafantatra ny mpanjifany fa nohon’ny tsy fahampian’ny famokarana amin’ireo tobim-pamokara herinaratra dia voatery manao ny « délestage tournant » izahay mandra-pivahan’ny olana. Izany no antony fahatapahan’ny jiro amin’ny faritra maro".

  • 25/09/2018 - 15:00 : POLITIKA KMMR:Efa an'aliny ny olona nandrotsaka vola ho an'ny kandida Marc Ravalomanana taorian'ny fanokafana ilay kaonty Tahiry ampiasaina amin'ny propagandy.

  • 25/09/2018 - 14:55 : RAVALOMANANA:manatrika fivoriana any Bruxelles miaraka amin'ny vondrona eoropeana ny kandida laharana faha 25 Marc Ravalomanana

  • 25/09/2018 - 13:00 : PESTA: Miisa 21 ny tranga voaray ka nampiahiahy. 05 tamin’ireo no voamarina fa pesta tao aorian’ny fitiliana ary tao anatin’ny Distrika 09 no nahitana izany. 16 kosa no mbola ahiana.

  • 25/09/2018 - 12:30 : FIFIDIANANA : Tontosa androany teny amin'ny Biraon'ny CENI Nanisana ny fifanaovan-tsonia teo amin'ny CENI sy ny fanjakana Britanika amin'ny fandrotsaham-bolan'izy ireo ao amin'ny kitapom-bola SACEM.

  • 25/09/2018 - 11:00 : MARC RAVALOMANANA: Lasa any ampiran-dranomasina ny tenany ka hisy ny fihaonana amin'ny mpanohana hatao ao Parisy Frantsa ny 29 septambra izao.

  • 25/09/2018 - 10:45 : AMBOVOMBE ANDROY: Fiara tsy mataho-dalana nentina lehilahy roa no tratra no voalaza fa nangalatra zaza 4 taona eo ho eo. Misavorovoro eo anoloan'ny biraon'ny zandary ny olona mitaky ny hhampiharana ny lalàna sao haodikodina ao dia tsy misy tohiny aveo, hoy izy ireo.

  • 25/09/2018 - 10:30 : BAKALOREA: Hivoaka ny 18 oktobra ho avy izao ny valim-panadinana bakalorea 2018, ka nanomboka omaly no nanomboka ny fitsarana ireo taratasim-panadinana ho an'ny eto Antananarivo.

  • 25/09/2018 - 10:00 : FAHAFATESANA DIPLAOMATY AMERIKANINA: Efa nanokatra fanadihadiana ny mpanao famotorana Amerikana sy ny Manam-pahefana Malagasy ary efa misy olona ahiahiana notazonina am-ponja ankehitriny.

  • 25/09/2018 - 09:45 : ANGOLA: Naiditra am-ponja vonjimaika noho ny fanidinkodibam-bola 500 tapitrisa dolara i José Filomeno dos Santos Zanaky ny Filoha Angolais teo aloha José Eduardo dos Santos.

Voir plus d'infos...

25/09/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161114

Misongadina

Baomba teny Mahamasina Hafenina ny tena marina

14/11/2016

Nitsingerina omaly ny 13 novambra nisianny asa fampihorohoroana mahatsiravina tany Parisy, izay nahafatesana olona 130 sy naharatrana 413 nandritra ny fampisehoanny tarika Amerikanina Eagles of Death Metal tao Bataclan sy tamina toerana 4 hafa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Mihetsiketsika any Alaotra Mangoro

14/11/2016

Nitohy tany Alaotra Mangoro ny fanetsehana ny mpikambana sy fanavaozana ny biraom-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara, taorianny kongresy nasionaly taminny mey 2015, ka nandraisanAtoa Marc Ravalomanana ny fitantanana ny antoko.

Hamaky ny tohiny...

Antoko AKFM Manohitra ny fitondrana mpivarotra tanindrazana

14/11/2016

Nankalazaina teny aminny foibeny teny Andrahavoahangy ambony ny sabotsy 10 novambra teo ny faha-58 taona nijoroanny Ankotonny Kongresinny Fahaleovantenani Madagasikara na ny AKFM.

Hamaky ny tohiny...

Gaby Vakiniadiana Miantso fahatongavan-tsainny tsirairay

14/11/2016

Lesona goavana no azo tsoahana taminny teninny filoham-pirenena amerikanina vaovao, hoy i Gaby Vakiniadiana, izay mpanao politika sady sekretera jeneralinny antoko Vahoaka Miray na VAMI, izay ao anatinilay vondronny mpanohitra rodobenny vahoaka tia tanindrazana ho aminny fanorenana ifotony (RMTF).

Hamaky ny tohiny...

Ratsimbazafy Jean Paul Manjavozavo ny hoavinny fikambanana AV 7

14/11/2016

Tafaresaka fohy taminny mpanao gazety teto Antananarivo omaly ny filoha lefitry AV 7 na ny Association des victimes du 7 fvrier 2009 , Jean-Paul Ratsimbazafy na Tsimirehadava.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Hidororororo ve e !

14/11/2016

Miarahaba anao aho Jean ! Toa arakaraka ny itenenana anareo ity no toa vao mainka mampitrifana anareo a ! Sa hoe mitenena eo foana fa raha mihaino koa ny vato dia maheno anareo e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Famarotana tany aminny vahiny Tena famonoan-tena, hoy ny SIF

14/11/2016

Tsy nihafahafa ny fomba filazanny avy eo anivonilay sampana iombonana ho anny fananantany na ny (SIF),

Hamaky ny tohiny...

Sofia Htel Fianarantsoa Nandalo Ratsiraka, notapahinny Jirama ny jirony

14/11/2016

Vitsy ny mofo dipaina teny an-tsena, tsy nandeha ny radio sy ny televiziona, maizina tampoka ny hotely sy ny toeram-pisakafoanana.

Hamaky ny tohiny...

Aretina diabeta Mitombo hatrany ny voany, ireo matavy no tena lasibatra

14/11/2016

Mitombo hatrany ireo olona voanny diabeta eto amintsika. Ankoatra ny zaza madinika vao valo volana monja dia tsy mifidy taona intsony ny aretina, indrindra fa ho anireo mitombo lanja loatra na matavy.

Hamaky ny tohiny...

Taksibe miasa eto an-drenivohitra Manodidina ny 1.000 ireo efa voaisa

14/11/2016

Taorianny fanisana sy fitsirahana ireo fiarakaretsaka ara-dalna eto an-drenivohitra dia miroso aminny fanisana ireo taksibe indray ankehitriny ny ivontoerana fitsirihana etsy Antsakaviro tantanan-dRasoloarivelo Pinout

Hamaky ny tohiny...

Fiahiana ara-tsosialy any Atsimo 35 tapitrisa dolara ho anny olona 320 000

14/11/2016

Hatraminny faranity taona 2016 ity, olona 320 000 any aminny faritra Atsimonny nosy dia any Tsihombe, Beloha, Ambombe, Bekily ary Amboasary no hahazo sy hisitraka ilay fanampiana ara-tsosialy antsoina hoevatsinankohonana.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mifandray tendro

14/11/2016

Fombanny mpitondra ankehitriny ny mifampiaro aminny tsy mety ataony.

Hamaky ny tohiny...

Apercu Journal

Kaominini Betafo Mirongatra ny asan-dahalo

14/11/2016

Mirongatra ny asan-dahalo any aminny kaominina ambonivohitri Betafo, distrikani Betafo. Ankoatra ny lahatromby dia nambaranny Benny tanna Rakotonarivo Ramanoarivelo fa ripaka avokoa izay rehetra renireo mpanao ratsy fa manam-bola ao an-trano ankoatra ireo manana fitaovana toy ny bisikileta.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana