Fil d'actualités du 31/07/2014

  • 31/07/2014 - 09:15 : Mirongatra indray ny asan-dahalo any amin段ny lalana miazo an段 Faradofay iny. Ireo taxi-brousse mitondra mpandeha hatrany no lasibatra raha zaza tsy ampy taona no manao ny asa. Vao omaly indray raha araka ny vaovao azo dia fiara taxi-brousse iray avy aty Antananarivo no nieren-doza. Nanao sakan-dalana mantsy ireo zaza tsy ampy taona. Noho ny fahamailoan地y mpamily anefa dia nieren-doza izy sy ireo mpandeha nentiny.
  • 31/07/2014 - 09:00 : Lasibatr段reo mpangalatra sy mpanao sinto-mahery ireo olona avy eto afovoan-tany tonga maka rivotra ao Toamasina amin段zao fotoana izao. Ireo mpitarika posy raha araka ny vaovao voaray no tena miray tendro amin段reo mpanao ratsy. Fantariny amin地y alalan地y fomba fiteniny izay olona entiny ary hiantsoany ireo mpanao ratsy avy eo. Hifampizaran地y roa tonta izay zavatra azony aorian段zany.
  • 31/07/2014 - 09:00 : Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tany amin地y distrikan但ntsohihy afaka omaly Alarobia hariva tokony ho tamin地y 06 ora. Fiara lehibe nitondra mpandeha hiazo an但ntananarivo no nivarina tany anaty antsana. Noho ny fandehanan段ty fiara lehibe ity mafy loatra no nahatonga ny loza, raha ny vaovao azo. Tsy nitsahatra ny nifanenjika tamin段reo mini bus kely mantsy ny mpamily azy niady sy nifandrombaka mpandeha teny an-dalana. Vokany, olona roa hatramin地y fotoana nahazoana ny vaovao no efa azo. Anisan段zany ilay tera-tany vahiny iray 56 taona antsoina hoe : Jean Jacques. Tapaka ny tongotr段ty farany no sady nisy ratra ihany koa ny lohany.
  • 31/07/2014 - 08:30 : Lasa matahotra avokoa ireo mponina ao Antsirabe mitondra zaza eny an-dalana amin段zao. Hatramin地y nisian段lay fisintonana zaza an-keriny ny Alatsinainy lasa teo no nahatonga izany. Betsaka ireo tsy mamela ny zanany ho entin地y mpanampy intsony noho izany. Betsaka ihany koa ireo efa mailo ka tsy mamela ny zanany hilalao eo an-tokontany irery intsony.
  • 30/07/2014 - 16:15 : Nosantarina androany tany Toliara ny ォFestival Antsairy lohariakeサ. Andiany fahatelo ny amin段ty.
  • 29/07/2014 - 10:00 : Tsy handray ny asany intsony ireo mpitsara mpiraki-draharaha raha tsy mahazo valinteny mahafao avy amin'ny fitondram-panjakana.
  • 29/07/2014 - 09:30 : Nisy ampahan-dalana vita tao amin'ny kaominina ampitatafika. Ny faran'ny herinandro teo no nanokanana ny foto-drafitrasa, notarihin'ny Ben'ny tanana.
  • 29/07/2014 - 09:30 : Hanatanteraka fampisehoana goavam-be manoloana ny lapan'ny tanana etsy Analakely i Stenny ny 03 Aogositra ho avy izao.
  • 29/07/2014 - 09:21 : Nahazo toby fitsaboana ny nify sy ny ativava ny any amin'ny kaominina ambanivohitra Ambohimalaza. Ho fanampiana ny mponina no anton'izany.
  • 29/07/2014 - 09:20 : Lafo dia lafo ny vidin地y legioma ao Toamasina. Fitarainan段reo olona tonga miala voly any an-toerana io ao anatin段zao vakansy lehibe izao. Voakasik段zany manokana ny anana sy ny voatabia. Ho an段ty farany manokana dia tafakatra 200 Ar ny iray raha tsy mahazo anana intsony ny 100 Ar. Mila miomana araka izany ireo handeha hanao vakansy any amin段ty faritra iray ity, indrindra fa ireo mikasa ny hahandro fa tsy hihinana any amin地y htely.

Voir plus d'actualités...

16/05/2012

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 16/05/2012

Misongadina

Governemanta Mampiesona sady mody fanina

01/08/2014

Omaly no nanatanteraka ny fihaonana isan-kerinandro fanaony amin地y mpanao gazety teny amin地y minisiteran地y mponina teny Ambohijatovo ny avy eo anivon地y governemanta.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote mpingitrika Ho saziana amin段zay

01/08/2014

Nanamarika ny depiote Rabekijana Solofo Hery tao amin地y fivoriana azon地y besinimaro natrehana tao amin地y Lapam-panjakana tao Tsimbazaza tao, omaly, fa ォ 147 no isantsika depiote vaovao ankehitriny, 90 no nandany ny voalavolam-pandaharam-potoana teo ary 4 no nitsipaka.

Hamaky ny tohiny...

Depioten但mparafaravola Mikaikaika ny vahoaka fa midina be vidim-bary any Alaotra

01/08/2014

Manaitra ny fitondram-panjakana izahay any amin地y Faritr但laotra Mangoro, hoy ny depiote voafidy avy ao amin地y distrikan但mparavola, ny amin地y fiainam-bahoaka any an-toerana. Rehefa nifanaraka mantsy

Hamaky ny tohiny...

Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritany Fianarantsoa Tsy olana ny fodian-dRavalomanana

01/08/2014

Hiombonako manana amin地y filohan地y Antenimieram-pirenena ny voalazany tao anaty kabarim-panokafana ny fivoriana tsy ara-potoana ny alarobia 29 jolay, hoy ny filoha lefitry ny Antenimiera Faritanin段 Fianarantsoa, tamin地y fiantsoana an段reo Vondrona Iraisampirenena hitodi-doha amin地y fanampiana ara-bola an段 Madagasikara amin段zay ao anatin段zao fitondrana ara-dal瀟a izao

Hamaky ny tohiny...

Magro Behoririka Hatramin地y hafatra an-telefaonina mety handoavana 4 tapitrisa Ar

01/08/2014

Misy tompon誕ndraiki-panjakana ao anaty governemanta sy mpanao politika mampiaka-peo mafy amin地y tsy tokony hodian地y filoha teo aloha Marc Ravalomanana, hoy Atoa Rarison Hilarion tao amin地y Magro Behoririka omaly, nefa tsy mbola nisy nanenjika azy ireo tamin地y halatra tao amin地y Tiko Toamasina tamin地y fotoanandron地y Tetezamita

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Lozam-pifamovoizana mahatsiravina 8 maty, 31 naratra mafy

01/08/2014

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray ny alarobia 30 jolay hariva lasa teo tany amin地y lalam-pirenena faha-6 mankany Antsohihy iny. Fiara taksibrosy handeha hiakatra aty Antananarivo no tra-doza teo anelanelan但ntsohihy sy Befotaka fiara avy any Antalaha izy io ary saika hihazo aty an-drenivohitra izao tra-doza izao

Hamaky ny tohiny...

BNGRC Hanatsara ny fomba fiasa

01/08/2014

Nifarana omaly ny atrikasa nataon地y birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na (BNGRC).

Hamaky ny tohiny...

Bokin地y MAP Mahaliana ny olona indray, amidy eny an-tsena

01/08/2014

Drafitrasa matipaika ho amin地y fampandrosoana maharitra ny firenena Malagasy no antony namolavolana ny Madagasikara Am-Perinasa nandritra ny fitondrana Ravalomanana tamin地y volana oktobra 2006

Hamaky ny tohiny...

Fampiatoana fahazoana tanim-panjakana Hanafoana ireo tsikombakomba maloto tokoa ve ?

01/08/2014

Mihantona hatramin地y faran地y taona 2014 aloha ireo karazana fanomezana tanim-panjakana eny anivon地y kaominina, faritra na ny faritany, araka ny filankevitry ny minisitra ny 15 jolay 2014 ary nohamafisin段reo didim-panjakana roa navoakan地y minisiteram-panjakana misahana ireo Fotodrafitrasa, ny Fampitaovana ary ny Fanajariana ny Tany ny 31 jolay 2014.

Hamaky ny tohiny...

SAMPAM-PAMPIANARANA IUGM Kilan地y afo ny fitaovana rehetra

01/08/2014

May nisy nandoro ny biraon地y sampam-pampianarana IUGM avy eo anivon地y oniversite Mahajanga ny alahady alina tokony ho tamin地y 11 ora. Nandritra ny fizahana nataon段reo mpitandro ny filaminana no nahitana ォseringue サ roa tao anatin段o birao io izay nahenona fofona lasantsy

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA AMBONIVOHITRA MAHAJANGA Nametrahana trano fivoahana manara-penitra ny isam-pokontany

01/08/2014

15 ireo tranom-pivoahana sy fidiovana napetraka isam-pokontany ao Mahajanga. Telo amin段reo no nasiana fanavaozana ary ny 12 kosa namboarina tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Marohoho sy Tsimbazaza Lozana moto roa samihafa nandratra olona telo

01/08/2014

Nitrangana lozam-pifamoivoizana roa samihafa nefa nifanakaikikaiky omaly teny Marohoho sy teny Tsimbazaza. Ny voalohany dia omaly maraina tokony ho tamin'ny 6 ora teny Marohoho

Hamaky ny tohiny...

Mampiesona

01/08/2014

Tsy anisan段reo gazety nantsoin ny minisiteran地y fanabeazam-pirenena hanatrika ilay valandresaka ho an地y mpanao gazety nokarakarainy ny Gazety Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny...

Mampiesona

01/08/2014

Tsy anisan段reo gazety nantsoin ny minisiteran地y fanabeazam-pirenena hanatrika ilay valandresaka ho an地y mpanao gazety nokarakarainy ny Gazety Tia Tanindrazana

Hamaky ny tohiny...

Ho tara ny fivoahan地y voka-panadinana BEPC Mitokona ireo mpampianatra mpitsara

01/08/2014

Mitokona ireo mpampianatra mpitsara ny fanadinana BEPC ao Toamasina, noho ny tsy mbola fahazoan段zy ireo ny 砺acation 2013. Manampy trotraka izany ny fakan地y fanjakana hetra 10% aminy izay efa tsy nisy tao anatin地y 2 taona.

Hamaky ny tohiny...

Pastera Benjamina Hiakatra fitsarana anio

01/08/2014

Hiakatra fitsarana anio zoma 01 Aogositra i Pastera Benjamina, mpitarika fiangonana zandriny iray eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny...

Hala-jaza tao Antsirabe Nidoboka any am-ponja ilay ramatoa

01/08/2014

Niakatra fampanoavana tamin地y Alarobia lasa teo ilay renim-pianakaviana iray tratra nangala-jaza tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Rakotomavo Jos : Tsy niova ny fiainan地y Malagasy tao anatin地y enim-bolana

01/08/2014

Azo lazaina ho mafampana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Misongadina amin段zany ny resaka fampihavanam-pirenena lazaina fa vahaolana hampitony sy hampilamina ny fiarahamonina Malagasy. Resy lahatra amin地y fanatanterahana azy io ny Vondron但ntanimena tarihin地y profesora Rakotomavo Jos. Niresaka taminy ny gazety Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny...

Fihaonana Etazonia-Afrika Hanainga anio ny delegasiona Malagasy

01/08/2014

Handao an段 Madagasikara ka hihazo an段 Etazonia anio zoma ny filohan地y repoblika sy minisitra 4 hanatrika ny fihaonana an-tampony Etazonia-Afrika ny 2 ka hatramin地y 6 aogositra izao.

Hamaky ny tohiny...

Hotanterahana manerana ny faritra 22 mandritra ny volana septambra

01/08/2014

ny atrikasa hanangonana hevitra hanatanterahana ny fampihavanam-pirenena. Eto Antananarivo kosa no handrafetana farany ny fehin-kevitry ny fampihavanam-pirenena amin地y volana oktobra.

Hamaky ny tohiny...

Gazety Tia Tanindrazana Ao anaty lisitra mainty

01/08/2014

Mba mahagaga ihany fa amin段zao fotoana mampanan-danja ny serasera sy ny fifandraisana izao dia mbola misy minisitera sahy manilika mpanao gazety ihany. Mazava ny tenin地y tompon誕ndraikitra iray avy ao amin地y minisiteran地y fanabeazam-pirenena omaly teny Ananinarenina fa tsy anisan段reo gazety nantsoin段ty minisitera ity hanatrika ilay valandresaka ho an地y mpanao gazety nokarakarainy ny Gazety Tia Tanindrazana, izay nanana solontena teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA - ォ FESTIVAL ANTSAIRY LOHARIAKE サ Nanomboka omaly ary haharitra 5 andro, asongadina ny gadona tsapiky sy ny tantarany

01/08/2014

Nosantarina omaly tany Toliara tamin地y alalan地y atrikasa sy valandresaka narahina ady hevitra momba ny mozika nentin-drazana sy ny gadona tsapiky (tantara sy ny fivoarany) mampalaza ny faritra Atsimo Andrefana, ny zon地y mpamorona sy ny ady amin地y hosoka.

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Betsaka ny bisikileta sy ォ cyclo-pousse サ mandeha sy miasa amin地y alina tsy misy jiro

01/08/2014

Goragora ve ny fampiharana ny lal瀟a velona misy ? Sa manjaka ny hena-maso ka samy manao izay saim-patany ny rehetra tonga amin地y ilay fiteny hoe : ォ samy mandeha samy mitady サ ? Raha ny zava-misy amin地y lafiny fifamoivoizana ao Toliara tampon-tan瀟a no asian-teny dia mahavalalanina ny mpampiasa lalana sasany. Maso mahita. Ny tsy fanarahan-dal瀟a sy tsy fitandremana matetika miteraka loza mandratra na mamono olona ao an-drenivohitry ny faritra Atsimo Andrefana ao tato ho ato.

Hamaky ny tohiny...

FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA Efa miparitaka ao Mahajanga ireo fatana mandeha amin地y masoandro

01/08/2014

Maro ireo fikambanana miaro sy mandresy lahatra ny olona amin地y ady amin地y fahasimbanan地y ala eto Madagasikara raha ny ala ao amin地y faritra Boeny no fantatra fa ripaka avokoa

Hamaky ny tohiny...

Edito

Izao vao tena krizy

01/08/2014

Tombanana ho 3% ny fitombon地y harinkarena eto Madagasikara amin段ty taona ity ary vinavinaina ho 7% ny fidangan地y vidim-piainana. Niakatra ny vidin-tsolika ary mbola hiakatra io satria hitombo 1000 ariary be izao isaky ny litatra ny solika amin段ty taona ity raha ny fanirian段reo kaompania goavana mivarotra azy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana