Fil d'actualités du 17/10/2017

  • 17/10/2017 - 18:00 : Ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena sy ny Ministeran’ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’Andro dia manao hetsika ho fankalazana ny andro ho an’ ny "Aéronautique 2017", tokony atao ny 21-20 Oktobra 2017 izao ao amin’ ny « Base Aéronavale Ivato » saingy hahemotra noho ny fifehezana ny pesta.

  • 17/10/2017 - 17:00 : FJKM: Hotanterahina ao amin'ny FJKM Ankadifotsy ny fankasitrahana ny mpitandrina Lala Rasendrahasina, filohan'ny FJKM teo aloha amin'ny Alahady 22 Oktobre 2017 amin'ny 3 ora tolakandro.

  • 17/10/2017 - 16:30 : Orinasan-tserasera: Hiroso amin’ny fanadiovana ny onjam-peo ny Antokon-draharaha misahana ny fanaraha-maso izany na ny ARTEC. Ho henjana ny fijerena ireo pitsopitsony rehetra momba ireo onjam-peo tsy ara-dalàna.

  • 17/10/2017 - 16:00 : Fenoarivo : Tsy mbola vita hatramin'izao ilay fefiloha vaky tamin’ny orambe farany teo kanefa vao avy ny orana omaly dia niakatra ny rano. Mihorohoro sahady ny mponina satria orana kely vao manomboka dia efa miakatra ny rano.

  • 17/10/2017 - 15:45 : KAOMININA IVATO : Asiam-panamboarana ny lalana ao amin'ny K7 hiditra eo amin'ny Cheval Blanc teo aloha. Ho vitaina ao anatin'ny iray volana ny asa, hoy ny ben'ny Tanànan'Ivato, Randrianarisoa Penjy.

  • 17/10/2017 - 15:30 : Mahanjanga: Nozaraina androany ny tambi-karaman'ireo Sefo fokontany rehetra ao Mahajanga. Efa nisitraka ny azy ihany koa ny ao anatin'ny faritra rehetra ao Boeny.

  • 17/10/2017 - 15:15 : Sabotsy Namehana: Nahazo Fiara Fitondrana marary vaovao manara-penitra tanteraka ny kaominina. Izany no nisy dia vokatry ny fiaraha-miasa matotra teo amin'ny Kaominina sy ny malala tanana avy any dilam-bato, izay zanaky ny Kaominina Sabotsy Namehana ihany.

  • 17/10/2017 - 15:00 : SYNAD (Syndicat National des Administrateurs Civils): Hisy ny fifidianana filoha vaovao hitantana ny SYNAD, ka 4 ny kandida ary manomboka anio 17 oktobra ny fampielezan-kevitra. Ny 27 oktobra kosa ny latsa-bato.

  • 17/10/2017 - 14:45 : Antenimieram-pirenena: Volavolan-dalàna 20 eo ho no hodinihina, ka tena hibahana ny mikasika ny tetibolam-panjakana 2018. Isan’ireo horesahina ny volavolan-dalàna momba fambolena, famatsiana herinaratra, ny famatsiam-bola madininka, fananan-tany.

  • 17/10/2017 - 14:30 : Ambatolampy: Nirefotra ny varatra omaly ka olona 3 no naratra ary nahitana fahasimbana ihany koa ny fitaovan-tserasera tany an-toerana.

Voir plus d'infos...

17/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170925

Misongadina

Marc Ravalomanana “Vitantsika ny mampandroso an’i Madagasikara”

25/09/2017

Nitsidika ny tapany avaratra atsinanan’ny nosy ao anatin’ny faritra Analanjirofo amin’ny lalam-pirenena faha -5 (RN5) iny ny faran’ny herinandro teo Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Olona hasin’ny tany Miomana hitondra firenena

25/09/2017

Tontosa ny sabotsy teo teny Antaninarenina rehefa naharitra roa andro ny filankevi-pirenena notanterahin’ny fikambanana Olona Hasin’ny tany.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sefom-pokontany « Mazava ny ambaran’ny lalàna”, hoy i Thierry Rakotonarivo

25/09/2017

Teboka iray noresahan’ny filohan’ny Repoblika nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety herinandro lasa izay ny mikasika ny sata mifehy ny fokontany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Aleo mifampiresaka

25/09/2017

Miarahaba Jean a ! Mankasitraka ny fampandeferana ny hambom-ponareo aloha ka nanaiky ilay fifampidinihina natao tamin’ny sabotsy e ! Izay foana ianareo !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fitrandrahana ao Ambinaninony - Ambatolampy Mety hivadika Soamahamanina 2

25/09/2017

Mitohy hatrany ny fanoheran’ireo mponina ao amin’ny fokontanin’Ambatolampy, kaominina Ambinaninony, ny asa fitrandrahana harena ankibon’ny tany ataona orinasa kanadianina iray any an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha mafampana eto Madagasikara Tsy ampy tetibola hanaovan’ny mpanao gazety fanadihadiana

25/09/2017

Nifarana tamin’ny herinandro teo ny fiofanana nomena ireo solontenan’ny mpanao gazety avy amin’ny faritra 22 mikasika ny fomba fanaovana fanadihadiana lalina eo amin’ny asa fanaovan-gazety na ny « Journalisme d’investigation ».

Hamaky ny tohiny...

Maka toerana tokoa !

25/09/2017

Mampalahelo ny maheno sy mahita teratany Sinoa mampiditra malagasy any am-ponja, hoy ny mpitarika fikambanana iray. Raha tsy olo-meloka ilay teratany Malagasy, rariny ve raha izay no zava-miseho ?

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran’ny tontolo iainana Nandefasan’ny Mpamaky vato taratasy

25/09/2017

Velon-taraina ireo fokonolona mivelona amin’ny famakiana vato ao amin’ny ala arovan’i Maromizaha, Andasibe, noho ny fisiana taratasy voarain’izy ireo avy amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana mandidy ny fokonolona hampitsahatra ny asany ao anatin’ny faritra arovana ity.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Kick boxing - Antsirabe Fahombiazana ny hetsika “Mazana 110”

25/09/2017

Fahombiazana tanteraka ilay lalao iraisam-pirenana nampitondraina ny anarana « Mazana 110 », notontosaina tao amin’ny kianja Tsarasaotra Antsirabe ny sabotsy 23 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Vahoaka Malagasy Efa tena noana sy reraka

25/09/2017

Efa tena noana ny vahoaka Malagasy ankehitriny, hoy Rabetsara Lita, filohan’ny fikambanana RNDC mpiaro ny zon’ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fitsarana ny raharaha “ANNIE SY ARNAUD” Hipoitra ve ny marina ?

25/09/2017

Efa ela niandrasana ny fitsarana ny raharaha fakana an-keriny an’i “Annie sy Arnaud” ny maro. Raha ny fandaminana teo anivon’ny fitsarana ady heloka be vava ny fitsarana ambonin’Antananarivo sy ireo taratasy voarain’ireo “vavolombelona” sy ireo “voarohirohy”,

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Tahirim-bola iraisam-pirenena Tsy afa-po amin’ny fitantanana eto Madagasikara

25/09/2017

Nivoatra ny zava-misy amin’ny ankapobeny eto Madagasikara raha ny programa Fec (Facilité Elargie de Crédit) no resahana, hoy ny FMI (Fonds Monétaire International).

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Taom-baovao iraisan’ny Malagasy Tsy mifanipaka amin’ny fomba Kristianina

25/09/2017

Efa niroso ihany ilay fankalazana ny “Taom-baovao Iraisan’ny Malagasy”, raha tarafina tamin’ny hetsika tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Ady amin’ny mahadomelina Hitety sekoly ny Ong Ny Sahy

25/09/2017

Efa saika miverina any an-dakilasy avokoa ireo ankizy mpianatra eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

POLITIKA

25/09/2017

Rehefa avy nanatrika ny fihaonana an-tampony faha 72-n’ny firenena mikambana tany New york, Etazonia, ny filoham-pirenena malagasy, Hery Rajaonarimampianina, dia vina manaraka indray ankehitriny ny famitranana ny fifandraisana diplaomatika eo amin’ny fanjakana malagasy sy Italianina

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana