Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170923

Misongadina

Hikatso ny fitsarana Hitokona ny mpitsara sy ny mpiraki-draharaha

23/09/2017

Nampitovy tadin-dokanga omaly ny sendikan’ny mpitsara sy mpiraki-draharahan’ny fitsarana ary nanao fanambarana iombonana teny Anosy fa hiroso amin’ny fitokonana faobe tsy misy fetrany manomboka amin’ny alarobia 27 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fifidianana amin’ny 2018 Mandindona ny tsy fangaraharana

23/09/2017

Toy izay fanazavana nentin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ihany no fanazavan’ny filohan’ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampiana tany New York Nampandry adrisa sy niaro tena

23/09/2017

Voninahitra ho an’i Madagasikara ny nahalany azy ho filoha lefitra nitantana ny fihaonana lazaina ho mariky ny fahatokisana eo anivon’ny sehatra iraisampirenena tahaka ny fandraisana anjara mavitrika tamin’ireo fihaonana samihafa nitranga tao amin’ny foiben’ny fikambanan’ny

Hamaky ny tohiny...

Vondrona SADC Tsy politika fotsiny fa ekonomika koa

23/09/2017

Nifarana omaly ny loabary an-dasy nasionaly nandritry ny 2 andro momba ny drafitra lasitra stratejika ho fampandrosoana ny vondrom-paritra Sadc izay natao tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy niaraka tamin’ny hetsiky ny fiarahamonim-pirenena Rohy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Aza manaiky atao fitaovana !

23/09/2017

Miarahaba Jean a ! Ianareo ve dia tsy mba tonga saina hoe maninona ireo namanareo hafa no niala an-daharana amin’io tolona ataonareo io fa ianareo irery sisa no najanony eo ee?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Lalao Ravalomanana Olon’ny Fifanakalozana

23/09/2017

Manoloana ny fanararaotan’ny sasany ny fahanginan’ny ben’ny tanàna tato ho ato, hoy ny fanazavan’ny tompon’andraikitry ny iraka eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, Sarah Zoe,

Hamaky ny tohiny...

«Grille indiciaire unique» Tokony hampiharina amin’ny PSE

23/09/2017

Tsy hitondra vokatsoa hoan’ny zaza sy tanora Malagasy ny fanapahan-kevitra mandeha ila noraisin’ny fanjakana hampihatra ny PSE (Plan Sectoriel de l’Education),

Hamaky ny tohiny...

Mamy Rabetokotany « Mitovy ny sazy ho an’ireo tsy fanajana zon’olombelona rehetra »

23/09/2017

Iraka fototra miaraka amin’ny andraikitra sahanin’ny Cnidh (Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme) ny miaro sy mampahafantatra ny zon’olombelona.

Hamaky ny tohiny...

Jean Nirina – Filohan’ny HAFARI Nivoaka ny fonja, afaka madiodio

23/09/2017

Nivoaka ny fonja omaly zoma 22 septambra rehefa avy namita sazy nandritra ny herintaona mahery teny amin’ny fonjaben’Antanimora ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny...

Orange Madagascar Namaly soa ireo ankizy nahay nikirakira solosaina

23/09/2017

Ankizy sy tanora miisa valo, mendrina indrindra nandray anjara tamin’ilay vakansy nomerika nokarakarain’ny Ministeran’ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar omaly no notolorana loka, ankizy tafiditra tao anatin’ilay fifaninana top 10 “Bots for messenger Challenge”.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Porofoy fa tsy ambadika !

23/09/2017

Olana novolena sa noriritin’ireo na ilay lohandohan’ny mpisorona mitarika ny tolon’ireo apahana mpitatitra am-piarakaretsaka eto an-drenivohitra ity fifanolanan’izy ireo amin’ny fiadidiana ny kaominina noho ny fanapahan-kevitra handraisan’ny Omavet an-tanana ny fitsirihana ny fiara ity ?

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Mpanondram-bokatra Malagasy Sahirana amin’ny tanjaky ny «Ariary»

23/09/2017

Teboka iray nomarihan’ny Tahirimbola iraisampirenena tao anatin’ny tatitra nataony mikasika ny tomban’ezaka fizahana nataony teto Madagasikara nandritra ny roa herinandro ny tanjaky ny vola Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

BICI - IT University Efa fanta-daza eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

23/09/2017

Sekoly iray manofana momba ny teknolojia avo lenta eto amintsika ny IT University eny Andoharanofotsy.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Fametrahana tsangambaton’ny firaisankina Saika nisy olana teny Analakely

23/09/2017

Saika nanondrana indray omaly ny mpitandro ny filaminana tamin’ny fametrahana ny tsangambaton’ny Firaisan-kina notanterahin’ireo olobe avy amin’ny foko 18 mpikambana ao amin’ny Komity

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Fanafihana teny Avarabohitra Tratra teny amin’ny “digue” ireo andian-jiolahy

23/09/2017

Horonantsary hafa indray no tazana teny amin’ny “route digue” omaly zoma. Tranga mampiseho hatrany ny firongatry ny tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Dahalo miendrika lolo Lasa saina ny mponina

23/09/2017

Faritra mena amin’ny asan-dahalo ao andrefan’i Betafo, kaominin’Ambohimanambola, izay sady misy toeram-pitrandrahana volamena.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

TOP INTERNATIONAL MODEL

23/09/2017

Tovolahy iray antsoina hoe Dicaprio Groubel no hitondra ny anaran' i Madagasikara amin'ny fifaninana mpilatro izay antsoina hoe "Top International Model of the World" izay atao any Bulgarie ny 20 ka hatramin’ny 27 Septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana