Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170606

Misongadina

Alain Ramaroson Hiakatra fitsarana anio

06/06/2017

Hiakatra fitsarana anio talata 6 jona i Alain Ramaroson raha tsy misy ny fiovana. Tsiahivina fa efa mananika ny 10 volana izao no nampidirana am-ponja azy eny Antanimora.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Firaisankina fanavotam-pirenena Ny toekarena tsy voafehy no olana eto !

06/06/2017

Aoka izay fa mila miara-mientana hanavotana ny firenena isika, hoy ry zareo avy eo anivonny vovonana politika Firaisankina Fanavotam-Pirenena (FFP) ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny...

Manantsoa Victor Mbola maro ny Claudine eto Madagasikara

06/06/2017

Tsy i Claudine A&C ihany no Claudine eto Madagasikara fa mbola maro, hoy i Manantsoa Victor taminny mpanao gazety. Mbola io mpanolotsainny filoham-pirenena io ihany aloha no tratra hatreto koa isaorana 100 % ny birao mahaleotena iadiana aminny kolikoly.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Aza mifanao tsinontsinona ary e !

06/06/2017

O ry Jean a ! Lagy be aminareo daholo ny bandy akama rehetra taminny sabotsy.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpaka an-keriny ani Yanish Ismael Efa nahazo 10 miliara ariary

06/06/2017

Tsy mbola fantatra hatraminizao ny toerana nitazonanireo naka an-keriny anilay teratany karana, Yanish Ismael nitranga teny Ankadikely Ilafy, tapa-bolana lasa izay.

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanekena didim-pitsarana Misy senatera mandrahona mpitsara indray

06/06/2017

Lasa lamaody ny fanoherana didim-pitsarana aminizao fotoana izao. Ny olona tokony ho fitaratry ny fiarahamonina mihitsy no toa zary mpanome leson-dratsy.

Hamaky ny tohiny...

Sata mifehy ny mpanao gazety Vita ny fakan-kevitra tany Toamasina

06/06/2017

Tontosa ny alakamisy sy ny zoma teo tao aminny Lapanny tanna Toamasina ny atrikasa fakan-kevitra sady fanomanana ny sata hifehy ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny...

Fanamarihana ny fetim-pirenena Ahiana indray ny savorovoro ?

06/06/2017

Milaza ny ho hentitra ny mpitandro ny filaminana mandritra ny fanamarihana ny fetinny fahaleovantena, indrindra fa ho anny eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Fanaovana an-keriny fanananolona tao Toamasina Niakatra eto Antananarivo indray ilay teratany vahiny

06/06/2017

Tantara tsy misy fiafarany hatreto ny mahakasika ilay teratany vahiny mpietraketraka ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aza mifampihatsaravelatsihy !

06/06/2017

Lohahevitra hoenti-manamarika ny faha-57 nahazoantsika fahaleovantena aminity taona ity ny hoe Mamiko ny taniko, ny fisandratany no tanjoko.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fanariam-pako eny Andralanitra Niova endrika tanteraka

06/06/2017

Endrika vaovao no hita eny aminny toeram-panariana fako Andralanitra taorianny fahavitanny fanajariana, ka nitsangananny fotodrafitrasa sy ny fisianny fitaovana hoenti-manajary azy.

Hamaky ny tohiny...

Fisotroana divay Mahatsara ny fahasalamana raha voalanjalanja

06/06/2017

Mahatsara ny fahasalamana aminny ankapobeny ny fisotroana divay raha voalanjalanja. Ho anny divay miloko mena, ohatra, dia maro ny tombontsoa entiny aminny fahasalamana raha ny fanazavan-dRakotozafy Isabelle, dokotera sady mpikirakira divay eo anivonny orinasa Clos Malaza

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Grille indiciaire Niesona herintaona ny mpiasam-panjakana

06/06/2017

Nofohazinny CTM-SSM Randrambaonny sendika ny fampanantenanny fitondrana Rajaonarimampianina momba ny grille indiciaire rehefa nangina tanteraka tao anatinizay 12 volana mahery izay.

Hamaky ny tohiny...

Sainam-pirenena Mbola tena maina ny tsena

06/06/2017

Na dia efa tafiditra tanteraka ao anatinny volana jona aza isika ankehitriny dia mbola vitsy ireo tokantrano Malagasy manangan-tsaina. Aminny ankapobeny dia noho ny fahantrana efa mandifotra ny isam-baravarana no antony.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fikambanana Andrianiko ny tanindrazako Tsy mahomby ny rafi-pampianarana LMD

06/06/2017

Tsy mahomby eto Madagasikara ny rafi-pampianarana LMD (Licence Masters Doctorat), izay mitaky fandaniana bebe kokoa kanefa ny ankamaroanny tanora Malagasy tsy maharaka ka tsy afaka mamita ny fianarany hatraminny farany,

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

TRUE DIRECTION LIFE Fahombiazana ny fampisehoana teny Antsahamanitra

06/06/2017

Fahombiazana tanteraka ho anny tarika True Direction Life (TDL) ilay fampisehoana notontosaina tao Antsahamanitra nyalahadinny Pentekosta lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Praiminisitra tany Tsihombe Voaresaka indray ny dahalo miova fo

06/06/2017

Tonga nidina ifotony tany Tsihombe Faritra Androy, ny zoma 2 jona teo, nitokana ny tranonny tanora any an-toerana sady nanokatra taminny fomba ofisialy ny fanatanterahana ny lohahevitra nosafidianny UA na Vondrona Afrikanina aminity taona 2017

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

FIARAHAMONINA

06/06/2017

Saika feno olona ireo toeram-pitsangantsanganana teto an-drenivohitra nanomboka ny sabotsy teo. Anisanizany ny teny Tsimbazaza, Analakely,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana