Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 10:00 : FAMPIANARANA: 45 000 ny mpampianatra FRAM mbola tsy voaray ho mpiasam-panjakana raha toa ka 85 000 izany tamin'ny 2014, ary 4000 kosa no horaisina amin'ity taona ity, hoy ny Minisiteran'ny fanabeazana.

  • 16/01/2018 - 09:30 : MIALITIANA CLERC: Natsangana mpivady frantsay, izay mpilalao ski izy teo amin’ny fahaherintaona sy tapany ary nipetraka any Frantsa hatramin’izao, ka ka dia mizaka ny zom-pirenena frantsay sy milalao any Frantsa aza izy dia nisafidy ny hiaro ny voninahi-pirenena Malagasy.

  • 16/01/2018 - 09:15 : LALAO OLIMPIKA: Tovovavy iray16 taona antsoina hoe Mialitiana Clerc no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Ski, amin’ny lalao olimpika atao any Korea Atsimo amin’ny volana febroary izao.

  • 16/01/2018 - 09:00 : VEHIVAVY NAONDRANA TANY SINA: Vehivavy mihoatra ny 400 no efa lasibatry ny tambajotra tarihin'i Mina nanomboka ny taona 2014 ary vola manodidina ny 24 tapitrisa ariary isaky ny vehivavy no alain'izy.

  • 16/01/2018 - 08:45 : FANONDRANANA OLONA MAKANY SINA: Vehivavy antsoina hoe Mina na Emilienne izay lehiben'ny mpanondrana vehivavy Malagasy any Sina. Tamin'ny herinandro izy no naverina teto rehefa nialokaloka tany Sina nandritry ny 5 taona.

  • 16/01/2018 - 08:30 : SIDINA ANTSIRANANA-NOSY BE: Mpandeha Réunionais 20 sy olon'i Nosy Be 06 no hisantatra ity sidina an'habakabaka voalohany hampifandray ny tanana roa tonta ity anio.

  • 16/01/2018 - 08:15 : FITATERANA AN'HABAKABAKA: Hotokanana anio any amin'ny Seranampiaramanidina Arrachart, Antsiranana ny sidina vaovaon'ny Air Madagascar mampifandray an'Antsiranana sy Nosy Be.

  • 16/01/2018 - 08:00 : FANADINAM-PANJAKANA: Nanomboka omaly 15 janoary hatramin'ny 15 mattsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana BEPC 2018.

  • 15/01/2018 - 16:00 : ANDOHATAPENAKA: Rangahy iray sahabo ho 30 taona no vaky loha tanteraka amin'izao fotoana eny Ambodimita,vokatry ny ady teo aminy sy ny namany. Marihina fa samy mamo ny roa tonta.

  • 15/01/2018 - 15:30 : JIRAMA: Mety hisy fiakarany koa ny vidin’ny rano izany hoe raha vidiana 395 Ariary ny 1 metatra tora-3 dia mety ho vidiana 1000 Ariary zany.

Voir plus d'infos...

15/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170603

Misongadina

Antoko MFM Mila ovaina ny lalmpanorenana

03/06/2017

Manainga ny filohampirenena sy ny antenimierandoholona ary ny antenimierampirenena ny antoko Mpitolona ho anny fandrosoanI Madagasikara (MFM) mba hanao fanitsiana ny lalmpanorenana misy ka hanaovana fitsapan-kevi-bahoaka aminity taona ity,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitantanana ny firenena Tsy zakanny Filoha intsony

03/06/2017

Nanomboka nafana indray ny toe-draharaha politika eto aminny firenena taminny volana mey ka mandrakankehitriny, mitombo ny fitakiana sendikaly, ny fitokonana, ny fifandirana raha tsy ilaza fotsiny ny anny mpitsara sy ny mpandraharahanny fonja noho ny raharaha Manakara isika, eo hany koa ny olana aminny zandarimariam-pirenena sy ny fitsarana any Toamasina.

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara-Alemaina Hamafisiana ny fiaraha-miasa

03/06/2017

Miezaka manafy orina sy mampitombo ny fiaraha-miasa aminny fanjakana Alemana ny fanjakana Malagasy tarihinny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina. Fanamby hapetraka aminizany ny hampiroboroboana ny toekarena, mba hampiakarana ny fari-piainananny vahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Lalmpanorenana ankehitriny Tsy hahavaha ny fitsaram-bahoaka, hoy Rakotovazaha

03/06/2017

Isanny tazana tetsy aminny tafa voalohany nataonny antoko MFM taminity taona ity tetsy aminny Carlton Anosy omaly ny sekretera jeneralinny antoko no sady loholoni Madagasikara, Olivier Rakotovazaha.

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Ahiana ny hisianny korontana

03/06/2017

Nanapa-kevitra ny hijoro handray andraikitra hanavotra ny firenena manoloana ny toe-javatra misy ankehitriny eto Madagasikara ny OHT (Olona Hasinny Tany).

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tsapatsapa vody akoho !

03/06/2017

Miarahaba ry Jean a ! Fa inona marina moa izany ry Jean no tianareo hahatongavana aminity fahatapahanny hazavana isakizay mandeha ity a ! Toa isakizay miteny mantsy ianareo dia milaza fa ny ambim-bava aza tsy lany kanefa dia ny mifanohitra aminizay no miseho.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Raharaha Claudine Razaimamonjy Nakatona tsy hisy tohiny intsony ?

03/06/2017

Mandeha ny resaka aminizao fotoana izao fa hakatona hatreo ny dosie mikasika ny raharaha Claudine Razaimamonjy. Tsikaritra ho tsy mahomby ny fanohizana ny fanenjehana azy na dia miezaka manamafy aza ny Sendikanny Mpitsara (SMM) fa tsy maintsy hampiharina ny tany tan-dalna. Toa tsy afa-manoatra anefa ny fitsarana manoloana izany, fa toa lany andro aminny fanambarana isan-karazany.

Hamaky ny tohiny...

Didim-pitsarana Tsy maintsy tanterahana, hoy ny lehibenny zandary

03/06/2017

Manoloana ny vaovao niely izay nanambara fa manomboko mihoa-pefy ka tsy manaraka ny voalazanny didim-pitsarana intsony ny tomponandraikitra sasantsasany eo anivonny zandarimaria dia nanambara izy ireo omaly,

Hamaky ny tohiny...

YALI Madagascar sy ny Green Kool Hanatanteraka asa fanadiovana faobe eto an-drenivohitra

03/06/2017

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tontolo iainana dia hanatanteraka asa fanadiovana faobe eto an-drenivohitra ny fikambanana YALI Madagascar sy ny Green Kool ny Sabotsy 10 Jona ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Izay vao nisy tonony !

03/06/2017

Izay indray izany vao mba nahenoana tononkira vaovao ny tontolo politika eto Madagasikara raha fiverimberenan-javatra efa hila hankaleo na nankaleo ny sofinny valalabemandry mihitsy aza no saika re lalandava ny taona 2016 no nankaty raha nanomboka nipoipoitra daholo ireo karazam-bovonana sy antoko izay nijoro ho nanohitra ny zava-misy sy ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fitaterana an-dranomasina Nanamafy ny fahaiza-manaonireo ekipa any Nosy-Be ny APMF

03/06/2017

Hetsika ara-kolontsaina iray tena malaza eto amintsika ny Donia isan-taona. Analin-kisa mantsy ireo olona avy any aminny faritra sy firenena maro samihafa tonga any Nosy-Be mba hijery fotsiny ity Festival ity.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fitadiavana famatsiam-bola Hitalaho any Afrika atsimo indray

03/06/2017

Taorianny taminny desambra 2016 tany Paris dia hisy indray ny fikaonandohanny mpitondra Malagasy aminny mpampiasa vola sy ny mpandraharaha antsoina hoe Investors Conference for Madagascar , hatao any Johannesbourg Afrika Atsimo ny 14-15 jona, ka ny vovonana ara-toekerana EDBM (Economic Development Board of Madagascar) no hiara-hisalahy aminny fanjakana aminny fanatanterahana azy io.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanomezana vatsim-pianarana Hiara-kiasa amin'ny orinasa Mex ny ESCAME

03/06/2017

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ny sekoly ambony ESCAME ( Ecole Superieure de Comptabilits d'administration et de Management d'Entreprise) eny Ambaranjana sy ny orinasa

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

SOSIALY

03/06/2017

Lehilahy roa nikasa hanamboatra ny tambazotra-tserasera ana orinasam-pifandraisana iray teny Ankorondrano teny afaka omaly hariva no nidirana lehilahy bokonozatra mivantana tao anaty fiara.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana