Fil d'actualités du 25/06/2017

  • 25/06/2017 - 07:25 : Hihaona amin'ny filoha Frantsay Emmanuel Macron any Paris ny alarobia 28 jona ho avy izao ny filoha Hery Rajaonarimampianina araka ny fanasana manokana azony.Miarahaba sy mirary soa ny Malagasy ihany koa ny fetimpirenena ny filoha Frantsay.

  • 25/06/2017 - 07:15 : Chine:tanàna iray no potika tanteraka, olona 100 tsy hita popoka, razana 15 no efa hitan'ny mpamonjy voina.Io no vokatry ny fihotsahan'ny tany goavana narahana ranom-potaka tany Sichuan Chine ny sabotsy teo.

  • 25/06/2017 - 07:10 : Ho faran'izay hentitra ny fitandroana ny filaminana eny amin'ny kianjaben'i Mahamasina rahampitso 26 jona.1200 ny mpitandro filaminana hiasa ao anatiny sy ety ivelan'ny kianja.Hisy ny fanarahamaso amin'ny alalan'ny camera de surveillance ary hisy Koa ny fitaovana raitra dia raitra hafa ampiasaina mandritra ny fisavana ireo rehetra hiditra ao an-kianja.

  • 25/06/2017 - 07:05 : 1200 no isan'ireo vahiny nasaina hiatrika ny fiaraha-misakafo amin'ny filohampirenena mivady eny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha rahampitso alatsinainy 26 jona aorian'ny matso eny Mahamasina ho fanamarihana ny faha-57 taonan'ny fahaleovantena.

  • 24/06/2017 - 08:30 : Fikambanana Zana- dRanavalona : Hankalaza ny alahamady eny Anosimanjaka. ny Fikambanana Zana- dRanavalona anio 24 jona. Mifanandrify amin’ny fanisan’andro nataon- dRalambo sy ny abibo izy io, hoy Ravelonarivo Alain Eddy avy amin’ny fikambanana. “Taom-baovaovao eto Imerina” no anarana nosafidian’ny zana-dRanavalona hoenti- manatanteraka ny hetsika. Hisy ny hiragasy goavana hamaranana ny hetsika rahapitso 25 jona.

  • 24/06/2017 - 08:00 : Ambatondrazaka: Nivoaka androany maraina ny valim-panadinana CEPE.

  • 23/06/2017 - 14:30 : Marovoay _Fiaramanidina nianjera: Fiaramanidina kely iray tra-doza omaly maraina, ka nianjera teny an-tanimbary. Fiaramanidina tsy miankina nofain’ny orinasa Leader Price izy io. Teratany vahiny iray sy Malagasy iray no tao anatiny, saingy tsy nisy naninona izy ireo.

  • 23/06/2017 - 13:30 : Fanamarihana ny fetim-pirenena_Fitandroana ny filaminana: Arak any fanambaran’ny mpitandro filaminana teny amin’ny Toby Ankadilalana androany, dia hatramin’ny 1000 ireo mpitandro filaminana hahetsika mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena, indrindra fa ny takarivan’ny 25 jona hanapoahana ny afomanga sy ny 26 jona hanaovana ny matso eny amin’ny Kianjaben’I Mahamasina.

  • 23/06/2017 - 13:00 : Fanadinana CEPE: Mbola mitohy ny ady hevitra momba ny laza adina “laza olana” na “Problème”. Mahatsikaritra ny ankamaroan’ny mpitsara fa tsy voalanjalanja ny fanadinana. Tsy takatry ny ankizy ny fanontaniana sasantsasany. Vitsy tamin’ny ankizy no nahazo ny naoty antsasa-manila. Mety ho tsy tena mpampianatra no namolavola ny laza adina fa mpiasa birao, hoy ny fanamarihan’ny mpampianatra. Manahy ny mpampianatra fa ho ratsy ny vokatra.

  • 23/06/2017 - 12:30 : Madera Namontana _Trangam-piarahamonina: Vehivavy iray maty nisy namono tao an-tranony androany atoandro.

Voir plus d'infos...

23/06/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170602

Misongadina

Mpitsara sy mpiambina fonja Vaky tanteraka ny ady

02/06/2017

Vaky ny adinny mpitsara sy ny mpandraharahanny fonja noho ny zava-niseho tany Manakara ny Alarobia 31 jona teo. Araka ny tatitra azonay avy aminny namanay any Manakara dia nisy voafonja tao Manakara ny 2 volana izay ary tratra, ka nahitsinny mpandraharahanny fonja taminny fampidirana cellule,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Force de Changement Miala ny filoha, hatsangana ny tetezamita

02/06/2017

Taorianny fivorian-drizareo avy eo anivonilay hetsika politika Force de changement ny talata teo namolavolana sata ifehezana ireo mpitondra mifandimby hanoloana ny fitsarana avo (HCJ) izay tsy

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ireo Nosy Malagasy Andao hatambatra ny hery, hoy ny CRAM

02/06/2017

Namoaka fanambarana momba ny tokony hamondronana hery aminny hitakiana ny ireo Nosy Malagasy (les parses) izay mbola eo am-pelantananny Frantsay ny Birao Nasionalinny CRAM (Cercle de Rflexion pour lAvenir de Madagascar ) tarihanAtoa Joel Harrison Marie Ren.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Nina -Mapar Tsy izy intsony io fitondrana io

02/06/2017

Raha nanontanianny mpanao gazety mikasika ny resaka motion de censure mandeha be eny anivonny Antenimieram-pirenena ny alarobia 31 mey teo ny depiote Nina na Rahantaninirina Lalao avy any Mahajanga I,

Hamaky ny tohiny...

Fiara raitra ho anny depiote 4x4 miisa 104 no efa vonona

02/06/2017

Efa noporofointsika teto aminity gazety Tia Tanindrazana ity tsy ela akory izay fa tena misy ireo solombavambahoaka vitsivitsy nisitraka ny fiara 4 X 4 aminizao famarampanana ny fepotoam-piasanizy ireo izao.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Kathy Mpanohana 100% ny fitondrana Rajaonarimampianina

02/06/2017

Nazava taminny fandraisam-pitenenana nataonny depiote Kathy avy any Mananjary, taminny alarobia 31 mey teo teny Tsimbazaza, nandritra ny fifanatrehana taminireo depioteni Madagasikara sy ny governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Hifanao coucou ny farany!

02/06/2017

Miarahaba ry Jean a ! Narahiko foana ho aho ny fivorianareo hatry ny omaly e ! Dia tena, hoy aho hoe: raha zazakely ireto dia angamba ilay be dongy be sy tsy mahalala afa-tsy hihinan-kanina fotsiny ireny. Aminilay maha te hanongo isakizay mihetsika e! Mora baikona nefa mahay mandrahona ray aman-dreny koa.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fahafehezana ny vidim-piainana Mandainga ny fanjakana, hoy i Tabera R

02/06/2017

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny tatitry ny praiminisitra izay natao ny alarobia teo mikasika ilay filazana fa niakatra 4,2% ny harin-karena sy ny hoe voafehy ao anatinny 6,7% ny fidanganny vidim-piainana omaly ny minisitra teo aloha, Tabera Randriamanantsoa, raha naira-nitaky taminireo namany ny hisianny mari-karama tokana aminizay fa tsy ho boriboriana amina isan-jato lava izao intsony tetsy aminny Colbert Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny...

Mari-karamanny mpiasam-panjakana Tonga ny fotoana hanitsiana azy, hoy ny CTM-SSM

02/06/2017

Namoaka fanambarana omaly ry zareo mpiasam-panjakana mivondrona eo anivonilay antsoina hoe CTM-SSM Randrambaonny sendika fa efa tokony heverina aminizay ny hanitsiana ny mari-karamanireo mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

ADEMA Nahazo fiarabe mpamono afo vaovao

02/06/2017

Nahazo fiarabe mpamono afo vaovao voina vaovao iadiana aminny fahamaizana mety hitranga eny aminny seranam-piaramanidina ny orinasa ADEMA eny Ivato.

Hamaky ny tohiny...

Mpandrefy tany mpahay Hamoaka injeniera 100 isan-taona

02/06/2017

Tsy hamokatra olona ho injeniera fotsiny fa hamoaka olona afaka hanangana orinasa ho anny tenany, hisandrahaka manerana ny Nosy ny sekoly ambony politeknika eny Vontovorona sy ny holafitry ny mpandrefy tany mpahay eto Madagasikara (OGEM) manomboka izao.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Sampana Fifohazana foibe FJKM Hanatanteraka fotoam-pivavahana lehibe etsy Mahamasina

02/06/2017

Fotoan-dehibe ho anny Sampana Fifohazana eo anivonny foibe FJKM ny datinny 09 Jona. Taminny 09 Jona 1895 mantsy no niteny taminny hovitrovitra tamini dada Rainisoalambo tao aminny toby Soatanana izay niara-nivory taminireo mpianany 12 lahy ny Tompo

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tora-kovitra ihany!

02/06/2017

Nilaza ny fanjakana taminny alalanny Ofisim-pirenena momba ny akoranafo omaly fa tsy hisy fiakarany toy ny miseho isaky ny fiandohanny volana ny vidin-tsolika aminity volana jona ity.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

TEKNOLOJIA

02/06/2017

Nanomboka omaly ary haharitra telo andro ny andiany voalohany aminny hetsika New tech event karakarainny orinasa Seho izay mitranga etsy aminny lapanny kolotsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana