Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170529

Misongadina

Fanonganam-panjakana Ho raikitra aminizay ?

29/05/2017

Miala any indray ny fitakiana politika mikendry ny fiaraha-mitantana ny firenena noho ny fiheveranireo mpanao politika nivory tetsy Andrainarivo ny faranny herinandro teo fa tsy tokony ho ny HVM irery intsony no hitantana ny firenena

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanendrena masoivoho Tsy mety teraka Ambatobevohoka

29/05/2017

Taona iray mahery izao no niketrehanny fanjakana Malagasy ireo masoivoho hisolotena ani Madagasikara any ivelany.

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Mahafaly Manambitamby anireo silamo

29/05/2017

Nanokatra ny volanny Ramadan tetsy aminny Moske 67 ha ny sabotsy ireo mpino silamo. Tonga nanotrona teny an-toerana ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny...

Manindry mafy ireo gadra politika fahiny Fampihavanana aloha vao fifidianana

29/05/2017

Nanatontosa ny fihaonambe nasionaly ny sabotsy teo teny aminny Telozoro Andrefanambohijanahary ny FEDeP (Fdration des Ex-Dtenus Politiques de Madagascar).

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana sendikaly Niharanny rombo ny HVM

29/05/2017

Ny eo tsy mivaha, ny eo misosoka ihany ! Izay no azo hamaritana ny zava-misy eto aminny firenena manoloana ny fitakiana sy ny fitokonana isan-karazany vokatry ny tsy fahaizanny HVM mitantana ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Manazatra hangataka

29/05/2017

Miarahaba ry Jean a ! Tena henjana aloha ity stratejia anareo ity sady tsy mety misy maharaka mihitsy na dia fika efa tranainy aza e ! Miaiky koa aho izay !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Faritra Boeny Nitokana fotodrafitrasa 3 ny praiministra Solonandrasana

29/05/2017

Nidina ifotony tany aminny renivohitry ny faritra Boeny ny delegasiona notarihinny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier notroninireo minisi-panajakana maromaro ny zoma 26 mey 2017.

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly avo lenta Saika re matetika ny ao aminny atitany

29/05/2017

Ry zareo avy eo anivonny vovonana politika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP) no tena nanitrika hatraminny fiandohanny taona fa ao aminny minisiteranny atitany ao no tena fositra aminny

Hamaky ny tohiny...

True Direction Life Hamoaka ny rakikirany faharoa

29/05/2017

Hamoaka ny rakikirany vaovao faharoa ny tarika TDL ( True Direction Life). Ny 4 jona ho avy izao, alahadinny pentekosta no hamoahana amim-pomba ofisialy izany etsy Antsahamanitra mandritra ilay fampisehoana goavambe izay hotanterahinizy ireo eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Faha 50-taonanny Fjkm Hanomboka ny 18 aogositra any Antsiranana

29/05/2017

Tontosa omaly tolakandro teny aminny Fjkm Tranovato Faravohitra ny fanompoam-pivavahana fametrahana ara-pombam-piangonana ny komitinny jaobily ho anny Fjkm.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aleo manonofy aloha

29/05/2017

Mba fahalalam-pomba angamba no mahatonga ny olona sasany mitoraka voninkazo ny fitondrana HVM misy eto Madagasikara aminizao fotoana, fa raha hoe ny asa atao sy ny fomba fitantanana ary ny fanolorana vahaolana mahomby dia ratsy dia ratsy ny naoty

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Sekoly ambony GSI Namoaka mpianatra 200 mianadahy

29/05/2017

Namoaka mpianatra 200 mianadahy ny zoma lasa teo ny sekoly ambony GSI etsy Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny...

Sekoly ambony GSI Namoaka mpianatra 200 mianadahy

29/05/2017

Namoaka mpianatra 200 mianadahy ny zoma lasa teo ny sekoly ambony GSI etsy Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny...

CNEMD Ampefiloha Enim-bolana tsy nandray karama ireo mpampianatra mozika

29/05/2017

Ivontoerana iray mampianatra momba ny mozika ny CNEMD etsy Ampefiloha, rantsana iray eo anivonny minisiteranny kolontsaina sy ny vakoka.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Hira ho ani Neny tetsy aminny CCESCA Latsa-dranomaso i Rolland Raoelison

29/05/2017

Tao anatinilay fampisehoana Hira kanto ho ani Neny niangaliani Rija Ramanantoanina sy Mahery, Fanja, Faniry Raoelison, ny tarika Ny Nanahary ary ny tarika M.R.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

FITATERANA

29/05/2017

Taksibe iray laharana 194 mampitohy ani Mausole sy Andranomena ny sabotsy teo no nibahana mpandeha tsy hiditra tao anaty fiara. Ilay mpanampinny mpamily no nikomy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana