Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170527

Misongadina

Vahoaka mahantra,fanjakana be marenina Ho avy ny fidinana an-dalambe !

27/05/2017

Mamerimberina foana aho fa raha fampihavanam-pirenena tena izy dia tsy maintsy hatao mba hisianny filaminana eto aminny tany sy ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fiainam-pirenena sy fifidianana Miomana fatratra ny TIM

27/05/2017

Omena fiofanana ireo mpitarika ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), avy aminireo distrika 13 aminny faritra Analamanga, ka nosokafana omaly teny aminny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny...

Imbiky Anaclet Tsy ampy firaisankina ny fiarahamonim-pirenena.

27/05/2017

Mbola marobe ny lalna tsy ampiharina sy tsy hajainny vahoaka ka mahatonga izao zava-misy izao, hoy ny mpahay lalna Imbiky Anaclet.

Hamaky ny tohiny...

Lalmpanorenana tandrametaka 2010 Ahitana tsininy, 7 taona aty aoriana

27/05/2017

Mitaky ny fanovana lalmpanorenana avokoa ankehitriny ny fianakaviambenireo mpanao politika niara-nitantana tao anatinny fitondrana tetezamita lavareny.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ahirato ny maso e!

27/05/2017

Dia lasa indray ny saiko ry Jean mahita antsika Gasikely sasantsasany mitehaka sy midera ary faly sy tretrika ery aminny in-droa na in-telo mahandro zarazarain-dry manga kravaty mba hanaovany anilay fomba fanaony hoe domina tapany handoa erany ity !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Orinasa eto Madagasikara Maro no tsy mazava

27/05/2017

Orinasa manodidina ny 28 izay 80%-nireo mpanondrana entana any ivelany ary 42 izay mameno ny 85%-nny tsena anatiny eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Claudine Razaimamonjy Nampiova ny zava-nisy tao aminny fitsarana

27/05/2017

Miankin-doha aminny fahefana mpanatanteraka ny rafitra miady aminny kolikoly eto Madagasikara, hoy ny mpandrindra ireo hetsika iadiana aminny kolikoly eo anivonny Rohy Ramarosaona Faraniaina taminny fivahinianany tao aminny onjampeo iray.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Ady totohondry Malagasy ho any Congo Nivoaka ny anaranireo atleta voafidy

27/05/2017

Nohamafisinny federasionny ady totohondry Malagasy taminny alalanny filoha lefiny, Atoa Gg Bosco, omaly teny aminny ANS Ampefiloha fa nahemotra aminny

Hamaky ny tohiny...

Edito

Vakiraoka mandrakizay

27/05/2017

Tsy azo iadian-kevitra intsony fa mihavery tantara hatrany isika Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

G5 Ho fantatra anio izay handrafitra ny tarika

27/05/2017

Tarika iray vao novolavolaina nanomboka ny fiandohanny volana aprily lasa teo ny G5. Fahitalavitra tsy miankina iray eto an-drenivohitra no tompon-kevitra hahafahana manangana tarika malaza hanana ny maha izy azy sady hiezaka sy hankafy ny fikarohana ihany koa.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fanentanana ara-pahasalamana Miditra an-tsehatra ny fampiasana SMS

27/05/2017

Vita sonia ny alatsinainy 22 mey 2017 teo ny fifanaraham-piaraha-miombonantoka ho fanomezan-danja ny fahasalamana eto Madagasikara teo aminny minisiteranny fahasalamana, ny PSI Madagascar ary ny Telma Madagascar.

Hamaky ny tohiny...

Fetinny reny Voakarakara manokana ireo tera-bao ao Befelatanana

27/05/2017

Tsy manadino ireo vehivavy vao tera-bao tonga miteraka etsy aminny hopitaly Befelatanana ny orinasam-pifandraisana Airtel aminizao ankatoky ny fetinny reny izao.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Famatsiana omby Hiato tanteraka aminizay

27/05/2017

Nanazava ny zava-mitranga aminizao fotoana izao ao Tsiroanomandidy ny mpitondra teninny FIraisankinanny MPIhary OMBY avy aminny foko 18 na ny FIMPIOMBY, Randielison William.

Hamaky ny tohiny...

Tombola BNI Madagascar 4 mianadahy no nitsikianny vintana

27/05/2017

Toy ny fanaony mahazatra dia nanolotra fanomezana ho anireo olona efatra tsara vintana nandray anjara taminilay tombola nokarakarainy nandritra ilay foara iraisam-pirenena notanterahiny teny aminny Forello Expo Tanjombato ny banky BNI Madagasca

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Orange Hanome tolotra miavaka ho anny reny

27/05/2017

Hanome tolotra miavaka ho anny reny rehetra ny orinasam-pifandraisana Orange aminizao ankatoky ny fankalazana ny fetinny reny izao.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

POLITIKA

27/05/2017

Mangataka ireo tomponandraiki-panjakana toy ny solombavambahoaka, ny Benny tanna,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana