Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170526

Misongadina

Fanilikilihana ny Benny tanna Aza mifanindritsindry, hoy i Dada

26/05/2017

Manana andraikitra ato aminny kaominina aho aminny maha mpanolotsainny Benny tanna ahy, hoy i Marc Ravalomanana ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanesorana ny praiminisitra Mampiady ny ao an-dapa

26/05/2017

Mivoaka ny feo avy any an-dapa aminizao fotoana izao fa mifanditra sy tsy mitovy hevitra intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha nasionalinny antoko HVM Rivo Rakotovao manoloana ny hanoloana ny praiminisitra.

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

26/05/2017

Kely finoana aminny hisianny fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokonny Kongresinny Fahaleovantenani Madagasikara).

Hamaky ny tohiny...

Governemanta iaraha-mitantana Manome fampitandremana tapa-bolana ny DFP

26/05/2017

Vory lanona tetsy aminny Panorama Andrainarivo avokoa ny alarobia teo ny ankamaroanireo hery politika eto aminny firenena taorianny antso avo nataon-dry zareo avy anivonilay vovonana dinika ho fanavotam-pirenena (DFP)

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

TaratasinI Jean Nidiran-doza !

26/05/2017

Fa dia inona loatra ry Jean no ozona mihatra amintsika no tonga aminizao zava-misy izao ? Sa izahay mihitsy no nidiran-doza ka nahatonga anao ho tafapetraka eo aminio toeranao io ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Vely kanota ho ani Rolly Mercia Mianara aloha lalna, hoy ny filohanny SMM

26/05/2017

Nangina na koa nampanginina ny raharaha mahasaringotra ny loholona Riana Andriamandavy VII izay mifanindran-dalana aminny raharaha Claudine Razaimamonjy, ka nitondra ny heviny momba izany indray ny filohanny Sendikanny Mpitsara eto Madagasikara Faniry Ernaivo ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny...

Traboina teny Anosibe Nampiasa herinanatra tsy ara-dalna

26/05/2017

Nitondra fanampiana voatsirambinny tanana ho anireo traboina vokatry ny hain-trano teny Anosibe niseho ny alahady teo ny fiadidiana ny tannanAntananarivo notarihanny delegenny boriborintany faha-4 Ramahandrimanana Solofoniaina Daniel omaly.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina mivady Nanova fomba fiady

26/05/2017

Miezaka miseho sy miteny isanandro indray ny filoha Hery Rajaonarimampianina tato anatinny herinandro izao. Mialoha io dia efa natomboka ilay fandaharana fanazavan-kevitra Fotoam-bita izay ny filoha mihitsy no miresaka sy manazava ny vaovao mafampana ao.

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny fetinny reny Hizara voninkazo ny Ceinture verte

26/05/2017

Etsy aminny tranombokim-pirenena etsy Ampefiloha etsy aminizao fotoana izao ka hatraminny alarobia teo ry zareo mpikambana eo anivonny Ceinture verte izay ivondronana mpikirakira voninkazo 20 mianadahy eo ho eo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Lemilemin-dradity !

26/05/2017

Niova fomba fiteny sy fomba firesaka indray ny mpitondra fanjakana tato ho ato.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

ITM 2017 Mpiara-miombonantoka akaiky aminy ny BNI

26/05/2017

Banky iray miezaka hatrany ny manatsara ny sehatry ny fizahantany eto amintsika ny BNI Madagascar.

Hamaky ny tohiny...

La Grande Braderie de Madagascar Hentitra ny fanaraha-maso ny vidinentana

26/05/2017

Fahombiazana sahady ny andro voalohany sy faharoa ho anilay hetsika La grande braderie de Madagascar andiany faharoa aminity taona ity nokarakarainny Madavision.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Scoop digital sy Fandio Hanohana sekoly sy fiangonana ary fikambanana

26/05/2017

Hiroso aminny asa sosialy ao anatinilay lohahevitra Soa ifampizarana ny tranompamokarana Scoop digital sy ny FANdio izay hivondronanireo mpilalao sy mpankafy sary mihetsika manomboka izao. Aminny alalanny fanampiana ireo sekoly,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana