Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170524

Misongadina

Raharaha tonelina Ambanidia Nokorontaninny facebook Antananarivo

24/05/2017

Nikoropaka ny ankamaroanny mponina teto Antananarivo omaly nanomboka taminny 12 ora sy sasany antoandro noho ny resaka niely tany anaty tambajotra sosialy facebook fa nirodana ny tonelina Ambanidia, ka olona 80 no maty.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Namantsipantsika ny fitondrana

24/05/2017

Tena hampihatra marina ny demokrasia eto Madagasikara isika. Manana olona isika sady manana tanora, hoy i Marc Ravalomanana nandritra ny dinika politika nokarakarainny sampandraharahanny firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) ary fiaraha-miasa aminy teny aminny Hotely Carlton omaly.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Tsy nahazo 4 x4 vaovao izany aho

24/05/2017

Samy nilaza ho tsy nahazo anilay fiara 4 x 4 voalaza fa nanambatambazana ny sasantsasany taminireo depiote mivory eny Tsimbazaza avokoa ireo voatonontonona ho nahazo taminny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra Malagasy Tsy manaja ny programa nampanantenainy ny vahoaka

24/05/2017

Kely finoana aminny hisianny fifidianana ny taona 2018 ny AKFM (Antokonny Kongresinny Fahaleovantenani Madagasikara). Misavorovoro be mantsy ny fiainam-pirenena ankehitriny, hoy ny filohany Rakotomanga Eric.

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika Malagasy Mila fiovan-toetra goavana

24/05/2017

Mila ezaka sy finiavana goavana ny fanovana ny fanaovana politika eto Madagasikara. Ny toetry ny mpanao politika mihitsy no manimba ny politika ary namotika ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Vina sy programa politika Safidy sy toky demokratika ho anny vahoaka

24/05/2017

Mifamotoana mandritra ny roa andro nanomboka omaly indray eny aminny Carlton Anosy ireo antoko politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Saino sy diniho !

24/05/2017

Mba indramiko kely ry Jean ny tononkalonilay akama tany ho any ity mba hampifaliana kely anareo a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Raharaha Boaderozy Singapour Hosamborina i Anthlme Ramparany ?

24/05/2017

Nametraka fitoriana eny aminny fitsarana ambaratonga voalohany eto Antananarivo ny governemanta Malagasy mba hanohizana ny fanenjehana ara-pitsarana ireo tomponantoka taminny fanondranana Boaderozy tany Singapour ny taona 2014.

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Lasa mpiaro ny zonny voafonja indray

24/05/2017

Ilaina ny fanajana ny zonny voafonja eto amintsika, hoy ny vadinny filoham-pirenena Voahangy Rajaonarimampianina omaly raha nitsidika ireo vehivavy voafonja eny Antanimora ny tenany sy ireo delegasiona notarihiny.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mitohy ny fanabadoana

24/05/2017

Na taminny andronAndrianampoinimerina aza nahira-tsaina tsara ny mpanjaka nilaza taminireo tandapa hoe omeo ny vahoaka ny angady sy ny sobika ahafahanny tany mamelona antsika.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Vehivavy voanny aretina mamany lava 50.000 mahery no mbola mila fandidiana

24/05/2017

Mahatratra 5.000 hatraminny100.000 isan-taona aminizao fotoana izao ireo vehivavy lasibatry ny aretina mamany lava maneran-tany.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

OniversitenAntananarivo Miato ny fampianarana, hoy ny SECES

24/05/2017

Nanapa-kevitra ny hampiato ny fampianarana eny aminny oniversite ny sendikanny mpampianatra-mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra na ny SECES taorianny 72 ora nomenizy ireo ny fanjakana, izay tapitra omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Herisetra sy fakana an-keriny Mampiaka-peo ireo mpandraharaha

24/05/2017

Efa tsy rariny intsony ny herisetra, fakana an-keriny, fandrobana atao aminireo mpandraharaha, hoy ny fanambarana ofisialy navoakanny fianakaviambenny mpandraharaha eto Madagasikara omaly izay ahitana ireo fikambanana goavana toy ny CFOIM, SIM, GEM, FIVMPAMA, GEFP, FIOVA, GEPAM

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana