Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170520

Misongadina

Hery Rajaonarimampianina Ialanny ekipany tsimoramora

20/05/2017

An-dalam-paharendrehana ny sambo ka manomboka ialanny namany i Hery Rajaonarimampianina aminizao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fampihavanam-pirenena Baiko midina ny nandaniana azy

20/05/2017

Tsy voatery ho mahay lalna na mahafehy ny fomba fandanian-dalna avokoa ireo solombavambahoaka na loholona lany eny anivonny parlemanta, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa.

Hamaky ny tohiny...

Adinny SMM sy ny governemanta Nandamin-dresaka ny praiminisitra

20/05/2017

Niteraka tsy fifankahazoana lalina teo aminny fitsarana sy ny governemanta ny fanambarana nataonny praiminisitra,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Jean be marenina !

20/05/2017

Dia ahoana ry Jean ! 7 andro aminny 7 andro mihitsy anie taminity herinandro ity ny kianja sy fitarainana ary fitakiana fametraham-pialana niantefa tany aminareo izay e ! Eny e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ambano-Antsirabe II Nahavoly zanakazo 15 000 ny miaramila

20/05/2017

Mitohy ny asan'ny servisy sivika ao amin'ny kaominina Ambano, distrikan'Antsirabe faharoa tarihin'ny jeneraly Rakotosalama Zefania Rivo.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

ANTOKO MPIHIRA TARATRY NY MAZAVA Mankalaza ny faha-45 taona niorenany

20/05/2017

Mankalaza ny faha-45 taona niorenany ny antoko mpihira taratry ny Mazava eo anivonny fiangonana Fjkm Ambohidanerana, Synodam-paritany Atsinanana.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tena gidraka sa sarinady ?

20/05/2017

Mpanolotsainny filoham-pirenena miisa roa no nesorina tao anatinny roa herinandro, raha ny vaovao mivoaka aminizao fotoana izao. Sarimihetsika sa inona indray ny antony fa raha ny re aloha dia voalaza fa niray tsikombakomba tamini Claudine Razaimamonjy sy namporisika ny resaka fitsipaham-pitokisana ny governemanta no antony nandakana azy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka hifanaja isika, hoy ny HJRA

20/05/2017

Namoaka fanambarana ny eo anivonny foibem-pitantananny CHU JRA na ny Hopitaly HJRA etsy Ampefiloha omaly. Votoatinny resany ny fampahafantarana ny besinimaro fa ny marary rehetra dia manana ny satany manokana sy ny zony hahazo fitsaboana araka ny tokony ho izy.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

La Grande braderie de Madagascar Hanomboka ny 24 mey izao

20/05/2017

Hotanterahina ny 24-28 mey ho avy izao etsy aminny lapanny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina indray ilay hetsika La grande braderie de Madagascar, karakarainny Madavision. Anisanny hampiavaka ny hetsika ny fisianny fihenam-bidy aminny entana rehetra ka 15 % no ambany indrindra, hoy Ramanantsoa Harilala.

Hamaky ny tohiny...

Vondrona STAR 180 miliara Ar ny hetra naloany taminny 2016

20/05/2017

Orinasa iray anisanny mandray anjara mavitrika aminny fandoavan-ketra ny vondrona Star.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Mpampianatry ny oniversite Feno ny kapoaka !

20/05/2017

Raha voalaza ho niravona ny hetsiky ny mpianatra teny aminny anjerimanontolo teny mikasika ny fitakiana ny fampiakarana ny fampitaovana sy ny filam-pikarohanizy ireo dia ry zareo avy eo anivonny sendikanny mpampianatra mpikaroka (SECES) kosa indray omaly no nivory hijerena ny dingana tokony hatao hanatanterahana ny fitakianizy ireo hatraminny taona 2009.

Hamaky ny tohiny...

ECCOVA Nahavita ny fanadinana ara-panjakana ny mpianatra

20/05/2017

Toy ny fanaony isan-taona dia nahavita ny fanadinana ara-panjakana andiany faharoa taminity taona 2017 ireo mpianatra eo anivonny Ecole de Coupe et Couture Volana.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

IKM Antsahavola, ONG Lalana Hiara-kiasa aminny minisiteranny fanabeazam-pirenena

20/05/2017

Sonia telo sosona no indray notontosaina tetsy aminny minisiteranny fanabeazam-pirenena afaka omaly.

Hamaky ny tohiny...

Joune de lAfrique Nomena lanja ny tanora

20/05/2017

Nomarihana omaly zoma 19 mey teny Ivandry ny androni Afrika na ny Journe de lAfrique 2017 niaraka taminny fankalazana ny faha-54 taona nijoroanny Firaisambe Afrikanina.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Hery vonjitaitranny polisim-pirenena Hiady aminny fakana an-keriny

20/05/2017

Lanonana 2 sosona no notanterahana tetsy aminny toby Bertin Razafindrazaka etsy Antanimora omaly.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

TOEKARENA

20/05/2017

Vita ary notokanana omaly zoma ilay ozinina hamokarana "Ethanol" naorin'ny FLM ao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana