Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170519

Misongadina

Banky foibeni Madagasikara Misy volabe avoaka an-tsokosoko ?

19/05/2017

Misy tranga mampiahiahy ao aminny banky foibeni Madagasikara Antaninarenina aminizao fotoana. Raha ny loharanom-baovao iray dia re fa misy vola be avoaka mangingina avy ao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Dinika ho fanavotam-pirenena (DFP) Mitaky ny hisamborana ny praiminisitra

19/05/2017

Tsy mety tonga ao aminny minisiteranny atitany tarihinny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly mihitsy ny fanadihadiana mikasika ireo raharaha misaringotra amina fanodinkodinana tsenam-panjakana hatreto, hoy ry zareo avy eo anivonny dinika ho fanavotam-pirenena na DFP.

Hamaky ny tohiny...

Depiote teny Tsimbazaza Tsy nahara-baovao ny ankamaroany

19/05/2017

Noho ny fahasahiranana aminny fandinihana ireo volavolan-dalna efa am-pelatananizy ireo sy noho ny fanatrehanny maro taminizy ireo ny fandevenana ny nofo mangatsiakanny vadinny depiote namany,

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Fampihavanana aloha vao fifidianana

19/05/2017

Mbola ao anaty krizy i Madagasikara. Tsy maintsy atao aloha ny fampihavanana vao irosoana ny fifidianana, hoy i Marc Ravalomanana omaly hariva raha nidinika taminireo iraka manokanny SADC teny aminny trano fonenany teny Faravohitra izy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Kilalaonolon-dehibe

19/05/2017

Tapatapa-tsinay mihitsy aho izao ry Jean mieritreritra ity lalao ifanaovanareo sy ry Jeanne manja kely ity ! Miarahaba anao aloha fa dingana goavana dia goavana mihitsy izao vitanao izao e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpiasanny CUA Halamina ny fisotroan-dronono

19/05/2017

Notanterahina teny aminny Lapanny tanna Analakely omaly zoma 18 mey 2017 maraina ny fihaonana teo aminny talenny sampandraharaha misahana ny mpiasa,

Hamaky ny tohiny...

Volana, mararinny voa Mila fanampiana maika

19/05/2017

Tsy mifidy taona intsony ny aretinny voa eto amintsika. Ny fanaovana transplantation any Inde ihany no hany vahaolana tokana ho anireo marary maniry ny hiaina maharitra eto an-tany.

Hamaky ny tohiny...

ECCOVA Nahavita ny fanadinana ara-panjakana ny mpianatra

19/05/2017

Toy ny fanaony isan-taona dia nahavita ny fanadinana ara-panjakana andiany faharoa taminity taona 2017 ireo mpianatra eo anivonny Ecole de Coupe et Couture Volana.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Filankevitry ny Eveka eto Madagasikara Mila fiovam-penitra mahery vaika

19/05/2017

Manamafy izay efa nambarany hatrany mikasika ny fahitany ny raharaham-pirenena ankehitriny ry zareo avy eo anivonny filankevitry ny Eveka eto Madagasikara fa tsy mitsahatra mikorosy fahana aminny lafiny rehetra ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fanjakana mivadibadi-dela !

19/05/2017

Mivadibadi-dela lava ny fanjakana Rajaonarimampianina aminity raharaha mahasaringotra ny mpanolotsainny filoha ity.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fanatsarana ny fahasalamam-bahoaka Hifanome tanana ny minisitera sy ny PSI ary ny Airtel

19/05/2017

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ny minisiteranny fahasalamam-bahoaka sy ny PSI Madagascar ary ny tambajotram-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Filohanny SMM Hogadraina fa manelingelina ?

19/05/2017

Namoaka fanambarana ny Birao mpitantana ny Sendikanny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fotodrafitrasam-pambolenAtsimondrano Mila hatsaraina,hoy ny depiote Voahanginiaina R

19/05/2017

Mila fanatsarana aminizao vanim-potoananny mainandro izao ireo fotodrafitrasam-pambolena nahitana fahasimbana taminny fotoana nisianny andro ratsy ireny eny amininy faritry ny distrikanAtsimondrano iny,

Hamaky ny tohiny...

FIM andiany faha-12 Hanome tolotra miavaka ny banky BNI

19/05/2017

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly alakamisy, haharitra efatra andro ilay Foara Iraisam-pirenena eto Madagasikara andiany faha-12 tontosaina eny aminny Forello Expo Tanjombato.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Distrikani Fenoarivobe Kaominina 1 aminny 10 no mba milamindamina

19/05/2017

Nambaranny depiote Ranaivoson Andrianavalona Fanomezanjaka voafidy tany Fenoarivobe fa anisanireo faritra mahamay aminny tsy fisianny fandriampahalemana ao aminy ny distrika tantaniny, Faritra Bongolava.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana