Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170518

Misongadina

Antenimieram-pirenena Depiote mpisolelaka 16 nahazo 4X4

18/05/2017

Milaza ho tsy manam-bola lava izao ny fitondram-panjakana Malagasy raha nisy ny resaka tokony hanomezana fiara 4 x 4 na fiara tsy mataho-dalana ho anireo solombavambahoakani Madagasikara aminizao Repoblika faha-4 izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanjakana Rajaonarimampianina Mpanome vahana ny kolikoly sy ny tsimatimanota

18/05/2017

Nivoaka ny tatitra momba ny zonolombelona sy ireo fahalalahana fototra manerantany avy aminny departemantam-panjakana amerikanina taona 2016.

Hamaky ny tohiny...

Honor Rakotomanana Nikarakara manokana ny avy any an-tanna

18/05/2017

Noraisinny filohanny Antenimierandoholona, Rakotomanana Honor, tetsy aminny birao fiasany tetsy Anosikely omaly alarobia 17 mey maraina ireo solontenanny mpitarika ny fikambanana teraki Behenjy notarihinAtoa Rabenoro Narciss sy Lalaina Ismael.

Hamaky ny tohiny...

Fanomanana fifidianana Mametraka vaomiera ifotony ny CENI

18/05/2017

Tanjonny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana(CENI) ny hisianny fifidianana mangarahara.

Hamaky ny tohiny...

Asandratro ny fireneko Nandefa taratasy misokatra ho anny filoham-pirenena

18/05/2017

Nandefa taratasy misokatra ho anny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny fikambanana Asandratro ny fireneko, tarihinny profesora James Ratsima.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tatavanina ny moka, atelina ny!

18/05/2017

Dia lasa mihitsy rise ry Jean ny saiko mandinika ity ataonareo ity. Dia tena tatavaninareo ny moka fa ny rameva hatelinareo e ! Mirehareha ery ianareo fa mandray andraikitra sy mampihatra ny tany tan-dalna manoloana ny fihetsika managadra ireo olona tsy tanana handrangotra, tsy tongotra hitsipaka.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Raharaha Claudine A&C Mifampiahiahy ny samy mpitsara

18/05/2017

Tsy mazava intsony izay hiafaranny raharaha Claudine Razaimamonjy fa toa nafana am-boalohany ihany.

Hamaky ny tohiny...

Mpanao gazety tsy manaja ny etika Handraisana fepetra, hoy ny minisitra

18/05/2017

Namoaka fanambarana omaly ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisam-davitra, Harry Laurent Rahajason, fa ho hentintra manomboka izao ny fanaraha-maso ny fanajana ny etika sy deontolojianny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Hiara-kiasa aminny haino aman-jery

18/05/2017

Na tsy avelanny fitondram-panjakana aminizao fotoana hisokatra aza ny radio sy ny televizionanny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) dia misy ny fiaraha-miasanny fiadidiana ny tannanAntananarivo aminireo haino aman-jery tsy miankina eto an-drenivohitra,

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Miara-miasa aminny EISA

18/05/2017

Niroso taminny Atrikasa momba ny Vondrom-bahoaka ho anny Fampandrosoana izay nokarakarainny EISA (Ivon-toerana momba ny fifidianana aty Afrika Aostraly) ireo Solombavambahoaka ny Talata 16 mey 2017 teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Teren-ko masaka daholo

18/05/2017

Io indray koa ary izao fa miha mafampana ny toe-draharaha eny aminny oniversitenAntananarivo eny.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Grevy eny Ankatso Tonga namono afo ny fanjakana

18/05/2017

Nihanafana ny rombo teny Ankatso omaly. Nitohy ary niha nahery vaika mantsy ny grevinny mpianatra mitaky ny hampiakarana 100% ny fampitaovana homena azy ireo isan-taona,

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Alakamisy-Anativato Manao ny ataony ny dahalo, very hevitra ny fokonolona

18/05/2017

Hatreto aloha dia mbola resabe ny fandraisana fepetra ataonny fitondram-panjakana foibe aminny fitandroana filaminana eny ambanivohitra. Mandry tsy lavo loha ary mitaintain-dava ny mponina aminny asan-dahalo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana