Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170515

Misongadina

Kidnapping teny Ilafy Karana ihany no ao ambadika ?

15/05/2017

Tanora lahy iray, fantatra aminny anarana Yanish Ismael, zanaky ny mpandraharaha karana Danil Ismael izay tomponny orinasa SMTP no nisy naka an-keriny teny Ilafy omaly maraina.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Hery Rajaonarimampianina Tratry ny ompa variraraka

15/05/2017

Raha fanadiovan-tena sy fakana ny fonny vahoaka no tanjonny filoha Ankehitriny Hery Rajaonarimampianina taminny famoronana ilay fandaharana antsoina hoe Le Rendez-vous na Fotoam-bita any anaty tambajotra Youtube sy ny tambajotra fesiboky, dia vao mainka vely kanota no mahazo azy.

Hamaky ny tohiny...

Annick Ratsiraka Fampihavanana no vahaolana eto

15/05/2017

Loza aminatambo ary mifanohitra tanteraka aminny fomba fisainana tena Malagasy ny fanolanana misy etsy sy eroa, hoy i Annick Ratsiraka, araka ny resaka nifanaovana taminy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fanesorana ani Nicole R, mpanolotsainny Filoha Resaka sinema indray ?

15/05/2017

Efa nivoaka taminny haino aman-jery ny herinandro lasa teo fa noroahina tsy ho mpanolotsainny filoham-pirenena intsony i Nicole Randrianarison.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Tsy voafehy ny filaminana sy ny kolikoly eto

15/05/2017

Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataoni Marc Ravalomanana any Eoropa. Nisy ny resaka nataony taminny mpanao gazety Alemana ny faranny herinandro teo ka nanazavany ny zava-misy marina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Riana Andriamandavy VII Antomotra ny fisamborana azy ?

15/05/2017

Raha nandiso ny fisianny taratasy fampiantsoana ny loholona Riana Andriamandavy VII ny zandarimaria tany aloha, dia efa nanaiky ny faranny herinandro teo fa efa tonga eny am-pelatananizy ireo ny taratasinady nalefanny

Hamaky ny tohiny...

Me Willy Razafinjatovo Tsy ny tolona no tsy nampandroso

15/05/2017

Anisanireo mpitolona taminny 13 mey 1972 ny mpisolovava Willy Razafinjatovo na Olala.

Hamaky ny tohiny...

Edouard Tsarahame Norahonana aho

15/05/2017

Tsy nahazo olona araka ny nantenainy ho tonga hanotrona azy ireo tetsy aminny kianjanny 13 mey ny sabotsy teo ry zareo avy eo anivonny Rodobenny Malagasy Tia Tanindrazana ho anny Fanorenana na ny RMTF.

Hamaky ny tohiny...

Fandravana ny fotodrafitrasam-panjakana Tsy ekenny vahoakani Bongatsara

15/05/2017

Mbola mitohy hatrany ny olana momba ilay ady tany eo aminny toby fiantsonanny taksibe eo Amboanjobe, kaominina Bongatsara Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mpampidororororo

15/05/2017

Manao ahoana ianao izao ry Jean ? Faly ve ianao mahita fa miha midororororo andro amanalina ny tanorantsika ? Tsy vitanny tsy anasa ny androatokony fa tsy maharaka ny tantaram-pireneny koa.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Loholona Randriamihaingo Berthin Tokony hapetraka ny taranja fahaiza-miaina

15/05/2017

Mitaky ny hametrahana ny taranja fahaiza-miaina any an-tsekoly ny antenimierandoholona taminny alalanny loholona avy aminny HVM Randriamihaingo Berthin ny faranny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mahana aminny ratsy atao !

15/05/2017

Tsy mbola nisy teto amboninny tany izany fitondrana mandrara sy manakantsakana ny mpanao politika na ny olom-pirenena hanamarika ny fanamarihana ny tolona nitakiana fanovana ary kihon-dalana lehibe teo aminny tantaranny firenena izany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana