Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 10:00 : FAMPIANARANA: 45 000 ny mpampianatra FRAM mbola tsy voaray ho mpiasam-panjakana raha toa ka 85 000 izany tamin'ny 2014, ary 4000 kosa no horaisina amin'ity taona ity, hoy ny Minisiteran'ny fanabeazana.

  • 16/01/2018 - 09:30 : MIALITIANA CLERC: Natsangana mpivady frantsay, izay mpilalao ski izy teo amin’ny fahaherintaona sy tapany ary nipetraka any Frantsa hatramin’izao, ka ka dia mizaka ny zom-pirenena frantsay sy milalao any Frantsa aza izy dia nisafidy ny hiaro ny voninahi-pirenena Malagasy.

  • 16/01/2018 - 09:15 : LALAO OLIMPIKA: Tovovavy iray16 taona antsoina hoe Mialitiana Clerc no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Ski, amin’ny lalao olimpika atao any Korea Atsimo amin’ny volana febroary izao.

  • 16/01/2018 - 09:00 : VEHIVAVY NAONDRANA TANY SINA: Vehivavy mihoatra ny 400 no efa lasibatry ny tambajotra tarihin'i Mina nanomboka ny taona 2014 ary vola manodidina ny 24 tapitrisa ariary isaky ny vehivavy no alain'izy.

  • 16/01/2018 - 08:45 : FANONDRANANA OLONA MAKANY SINA: Vehivavy antsoina hoe Mina na Emilienne izay lehiben'ny mpanondrana vehivavy Malagasy any Sina. Tamin'ny herinandro izy no naverina teto rehefa nialokaloka tany Sina nandritry ny 5 taona.

  • 16/01/2018 - 08:30 : SIDINA ANTSIRANANA-NOSY BE: Mpandeha Réunionais 20 sy olon'i Nosy Be 06 no hisantatra ity sidina an'habakabaka voalohany hampifandray ny tanana roa tonta ity anio.

  • 16/01/2018 - 08:15 : FITATERANA AN'HABAKABAKA: Hotokanana anio any amin'ny Seranampiaramanidina Arrachart, Antsiranana ny sidina vaovaon'ny Air Madagascar mampifandray an'Antsiranana sy Nosy Be.

  • 16/01/2018 - 08:00 : FANADINAM-PANJAKANA: Nanomboka omaly 15 janoary hatramin'ny 15 mattsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana BEPC 2018.

  • 15/01/2018 - 16:00 : ANDOHATAPENAKA: Rangahy iray sahabo ho 30 taona no vaky loha tanteraka amin'izao fotoana eny Ambodimita,vokatry ny ady teo aminy sy ny namany. Marihina fa samy mamo ny roa tonta.

  • 15/01/2018 - 15:30 : JIRAMA: Mety hisy fiakarany koa ny vidin’ny rano izany hoe raha vidiana 395 Ariary ny 1 metatra tora-3 dia mety ho vidiana 1000 Ariary zany.

Voir plus d'infos...

15/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170512

Misongadina

Fananganana ny fitsarana ambony Matahotra mafy i Rajaonarimampianina

12/05/2017

12 volana taorianny nandraisanny filohanny Repoblika fahefana no tokony ho nananganana ny Fitsarana ambony na ny fitsarana ambony na HCJ (Haute Cour de Justice).

Hamaky ny tohiny...

Politique

Tsy raikitra ny fitsipaham-pitokisana Fahazoana 4x4 no setriny ?

12/05/2017

Lany taminny alalanny tsangan-tanana teny Tsimbazaza omaly ny fandaharam-potoana hatraminny 6 jona izao.

Hamaky ny tohiny...

RMTF ho eny aminny kianja 13 mey Manantena hahazo olona

12/05/2017

Nampahafantarina tetsy aminny toerana iray etsy Andravoahangy ny fikambanana politika maromaro miara-miasa aminilay hetsika rodobenny tia tanindrazana ho aminny fanorenana (RMTF)

Hamaky ny tohiny...

Ranaivoson Jean Dsir Tsy mbola ho kandid aminny 2018

12/05/2017

Efa nitaky ny hamoahana mangarahara ny datinireo fifidianana hatao aminny taona 2018 ny antoko Marina ary efa nanome tolo-kevitra ny aminny hanatanterahana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Izahay koa hitondra

12/05/2017

Miarahaba ry Jean a ! Tena ohatry ny nahafinaritra be ahy ny teninilay namana omaly maraina izay hoe vonona ny handrombaka ny fahefana eny am-pelantananareo, hono, ry zareo.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpisolovava ani Fernand Cello Tsy resaka taratasim-bola hosoka io

12/05/2017

Resaka halatra taratasim-bola hosoka mitentina 4 tapitrisa ariary efa taminny taona 2015 nitoriani Niry Maherilahy mpandraharaha, mpitantana orinasa mpamokatra jiro any Ilakaka no nampidoboka am-ponja vonjimaika ani Fernand Cello vonjimaika.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana 2018 Efa nahangom-bola be Rajoelina ?

12/05/2017

Na mangina sy tsy re tsaika firy aza i Andry Rajoelina, dia voalaza fa miketrika mafy aminny fanomanana ny fifidianana filoham-pirenena 2018. Ny resaka ara-bola no tena niomanany sy hiomanany fatratra, raha ny loharanom-baovao iray.

Hamaky ny tohiny...

Arabenny fahaleovantena Analakely Lasa toerana fitobianny 4-Mi

12/05/2017

Mbola hitoeranny disadisa ara-politika mandraka ankehitriny ny fampiasana ny kianjanny 13 mey 72 noho ny tahotrireo mpitondra nifandimby ny mety hiverenanny fanonganam-panjakana manomboka eo aminy.

Hamaky ny tohiny...

Airtel Fun Quizz 23 Lasan-dRaholivololona Andriatsilaizina ilay fiara Ford Fiesta

12/05/2017

Nifarana tanteraka ilay andiany faha-23 taminilay lalao Fun quizz nokarakarainny Airtel Madagascar nanomboka ny volana desambra taona 2016 lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Lehilahy miady aminny herisetra Tafatsangana ny Men engage

12/05/2017

Tambajotra hifaneraseranireo lehilahy vonona ny hiady aminny herisetra ny Men engage.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Miantehitra aminny hazo boboka !

12/05/2017

Ekena fa tsy ny mpitondra fanjakana isan-tsokajiny no handrotsa-bary any am-bilaninny tsirairay, saingy mba tokony ho hita ihany ny fandraisanandraikitra na tsy mivantana aza kanefa tsy izay no miseho, fa dia ny ho any am-paosy ihany, ho any am-paosy hatrany no masaka an-tsainny mpitondra sy ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

BORIBORINTANY FAHADIMY Nodiovina ny tanna

12/05/2017

Nanatanteraka fanadiovan-tanna ny Boriborintany fahadimy. Niainga teny aminny Rond point Alarobia, hatreny aminny gara ary nitohy hatrany Ivandry.

Hamaky ny tohiny...

Rano fisotro madio Efa misy ny fitaovana hahafahana mikarakara ireo tsy azo antoka

12/05/2017

50 % raha betsaka indrindra ireo Malagasy misitraka rano fisotro madio eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana