Fil d'actualités du 19/08/2017

  • 19/08/2017 - 10:00 : Jirama _Fafatapahan-drano: Noho ny fahavakisan'ny fantsona lehibe iray ao ANDRAHARO dia tapaka ny rano manelanelana an'ANTANIMENA sy ANDRAHARO (ANKAZOMANGA, TSARAMASAY, ...) mandritra ny fanamboarana izay efa nanomhoka ny maraina teo.

  • 18/08/2017 - 16:00 : Mahajanga: Efa tonga soa aman-tsara avokoa ny anakamaroan’ireo delegasiona avy amin’ny faritra 22 eto Madagasikara hiatrika ny Fifaninanana ara-panatanjahantena an-tsekoly nasionaly, ka maherin’ny 1400 eo ireo ankizy no hiatrika ny lalao. Rahapitso 19 aogositra tolakandro ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ary ny Alahady hoavy izao ny fifanitsanana no hiatomboka.

  • 18/08/2017 - 15:00 : Asa fanaovan-gazety: Efa eo am-panomanana ny karatra maha mpanao gazety matihanina ny holafitry ny mpanao gazety amin’izao fotoana. Mifarana amin’ity taona ity rahateo ny maha manan-kery ny karatra teo aloha. Efa mandeha ny fanisana manerana ny Nosy, ka manodidina ny 1200 amin’izao fotoana izao ireo mpanao gazety. Manentana ny rehetra hanara-maso hisorohana ny mpisoloky sy ny mpisandoka ny holafitra tarihin’i Gérard Rakotonirina. Aorian’ny fahavitan’ny karatra kosa no hanatanterahana ny fifidianana ny birao vaovao hitantana ny holafitra.

  • 18/08/2017 - 14:00 : Hery Rajaonarimampianina: Nanolotra valopy misy lelavola 10 tapitrisa Ariary ho an'ireo mpianatra mendrika tonga nitsidika azy teny Iavoloha Filoha Hery Rajaonarimampianina mba ho fanampiana azy ireo amin'ny fanatanterahana ny dia fibeazana ataony amin'izao fotoana izao.

  • 18/08/2017 - 13:30 : Politika _Famoriam-bahoaka: Nolavin’ny prefektioran’ny polisy ny hetsika kasain’ny Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP) sy ny Hery ho an’ny fanovana hamory vahoaka ny 22 ka hatramin’ny 26 aogositra eny amin’ny Kianja mitafon’I Mahamasina.

  • 18/08/2017 - 13:00 : Famatsiam-bola: Nahazo famatsiam-bola12 tapitrisa dolara avy amin’ny banky Iraisam-pirenena ho an’ny tahiry fampandrosoana ifaotony na FDL izy io, ka hampidirina mivantana any amin’ny kaontin’ny kaominina miisa 1000 nahafeno ny fepetra notakiana. 15 tapitrisa ariary isaky ny kaominina izany, ary hatokana hametrahana fotodrafitrasa madinika

  • 18/08/2017 - 12:00 : Farafangana sy Vangaindrano _Fanafody tsy ara-dalàna: Mahazo vahana ny fivarotana fanafody tsy ara-dalàna any an-toerana, raha ny fanambaran’ny tambajotram-pirenena miharo ny zon’ny mpanjifa RNDC, tarihin-dRabetsara Lita

  • 18/08/2017 - 11:30 : Politika _Famoriam-bahoaka: Nahazo alalana avy amin’ny kaominina Antananarivo amin’ny famoriam-bahoaka hataony eny amin’ny kianja mitafon’I Mahamasina ny 22 aogositra ho avy izao ny Dinika Fanavotam-Pirenena sy ny Herin’ny Fanovana.

  • 18/08/2017 - 11:00 : Antsiranana _Faha-50 taonan'ny FJKM: Natomboka tamin'ny diabe sy fanopoam-pivavahana narahina antsa an-kira ny fanokafana androany, ka nitarika izany ny Filohan'ny FJKM, pasitera Ami Irako Andriamahazosoa sy ny Filohan'ny Komitin'ny Fankalazana Marc Ravalomanana.

  • 18/08/2017 - 10:30 : Fanatanjahantena _Taranja Kickboxing: Nametra-pialana tsy ho filohan'ny Federasionina i Briand Andrianirina, izay efa nahavita be teo amin'ny fitantanana io federasionina io satria efa nahavita fe-potoam-piasana miisa roa. Hifantoka kokoa amin'ny taranja Judo indray izy manomboka izao. Ho fanasoavana ny tontolon'ny fanatajahan-tena, hoy izy ny anton'ny fialany sy mba hidiran'ny olon-kafa indray eo amin'io toerana io. Nahomby tokoa ny fitantany ary mba te hampamiratra ny taranja judo ihany koa izy, izay Filoha lefitra faha-4 eo anivon'ity federasionina ity amin'izao.

Voir plus d'infos...

18/08/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170506

Misongadina

Filoha sy Praiminisitra Mifampiandry kendritohana ?

06/05/2017

Milaza azy ho tsy miady tsy miady ny fitondrana ankehitriny, saingy tsikaritra fa efa mifanipaka sy samy manao izay saim-patany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Raharaham-pirenena ankehitriny Mety hampivoatra, hoy i William Ratrema

06/05/2017

Hiaraha-manaiky sy mahita, hoy ny mpanabe ary filoha tale jeneralinny vondrom-panabeazana Aceem, William Ratrema, fa mandalo fahasahiranana aminny lafiny rehetra isika.

Hamaky ny tohiny...

Filoha sy Praiminisitra Mifampiandry an-kendritohana ?

06/05/2017

Milaza azy ho tsy miady tsy miady ny fitondrana ankehitriny, saingy tsikaritra fa efa mifanipaka sy samy manao izay saim-patany.

Hamaky ny tohiny...

Tsy misy ilana azy ny fitondrana HVM Ho eny aminny 13 mey ny RMTF

06/05/2017

Hamaky ny tohiny...

Firaisankinanny Sendika (SSM) Namaly bontana ny mpisolovava

06/05/2017

Nampiaka-peo ny avy aminny Firaisankinanny Sendika eto Madagasikara (SSM) omaly manoloana ny fanehoan-kevitry ny Holafitry ny mpisolovava,

Hamaky ny tohiny...

Riana Andriamandavy VII Olona amboninny lalna tokoa ve ?

06/05/2017

Tsy misy resaka intsony indray aloha ny momba ny loholona Riana Andriamandavy VII, izay sahy mihantsy ady sy mifampitana aminizay rehetra manelingelina azy aminny fiarovana an-dRazaimamonjy Claudine.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Flix Randriamandimbisoa Aleo hirosoana ny fitsipaham-pitokisana

06/05/2017

Mankasitraka ny fandraisana andraikitra efa natomboky ny SMM (Sendikanny Mpitsara eto Madagasikara) manoloana ny tsy fandehananny tontolonny fitsarana aminny ankapobeny eto Madagasikara ny depiote Randriamandimbisoa Flix.

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Ambohipihaonanireo Benny tanna an-tann-dehibe

06/05/2017

Tanterahina ao Toamasina omaly zoma 5 sy anio sabotsy 6 mey ny fivoriambe fahatelonny Fikambananireo Benny tanna an-tann-dehibe eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza jambanny malety !

06/05/2017

Miandry izay hataonareo indray izahay izao ry Jean a ! Ianareo mantsy izao no tomponny baolina ary efa renay fa efa maro be tokoa ianareo no vonona aminilay fandakana an-dry Solobe sy ekipany

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fiangonana Loterana Malagasy Hamokatra Ethanol any Antsirabe

06/05/2017

Hisehatra amin'ny famokarana solika fandrehitra avy amin'ny toaka dia ny "Ethanol" ihany koa ny fiangonana Loterana Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ho rendrika ny sambo

06/05/2017

Misahotaka tanteraka rehefa jerena avy ety ivelany ny fiainana ao an-dapa ao.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Saran-dalanny taksibe Tsy hiakatra izany, hoy ny ATT

06/05/2017

Nifarana ny volana aprily lasa teo ilay fanampiana 12 miliara Ar nentina nanampiana ireo mpitatitra miisa 6.000 eto amintsika entina hanamaivanana ny vidin-tsolika.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Mpampivelona eto Madagasikara Mbola tena tsy ampy isa

06/05/2017

Mbola tena tsy ampy ny mpampivelona eto amintsika. Mpampivelona iray mantsy miandraikitra vehivavy 50.000 raha tokony ho 5.000 isa izany. Eo an-daninizay anefa dia tsy manana mpampivelona afa-tsy 3.000 isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Boriborintany faha-3 Azo hivarotana ireo sisin-dalana malalaka

06/05/2017

Mitohy ny asa fanadiovana sy fandaminana eo anivonny boriborintany faha-3. Laharam-pahamehana aminizany ny fanamboaran-dalana sy ny fanatsarana ny tsena fivarotana ao anatinireo fokontany 34 mandrafitra ny distrika fahatelo.

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Miezaka manatsara ny toekarena anatiny ny BNI

06/05/2017

Hifarana anio ao Toamasina rehefa naharitra telo andro ilay hetsika ara-toekarena tanterahina manoloana ny arabenny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Antsirabe Nahazo ivontoerana informatika ho anny jamba

06/05/2017

Notokanana tamin'ny fomba ofisialy omaly zoma 5 mey 2017 tany Antsirabe ny ivontoerana ara Informatika natokana hiofanan'ny olona manana fahajambana ka ny tetikasa Voatra Asa eny Ivory no nametrahana azy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana